Foza orana enao sa Osy mainty

1. ntss ( 28/07/2009 16:49)
Raha mankato tsy ankisalasalana ny fitondrana tetezamita ianao de foza zany, fa raha miziriziry am fanerenana an'dra8 enao de Osy mainty.

Ka in no tianao iantsoana anao Fozaorana sa Osymainty?
:roll:
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:39
2. nyratsima ( 28/07/2009 16:59)
tsy maintsy mifidy ve !! afa po aho !!!!!
3. xxx ( 28/07/2009 18:11)
aleoko osy mainty toy izay foza orana mianana tay ka! :-D :-D :-D
4. vitamatavy ( 28/07/2009 18:49)
aleo legaliste toy izay foza orana e :-D :-D :-D
5. pink ( 28/07/2009 20:43)
ntss:

Raha mankato tsy ankisalasalana ny fitondrana tetezamita ianao de foza zany, fa raha miziriziry am fanerenana an'dra8 enao de Osy mainty.

Ka in no tianao iantsoana anao Fozaorana sa Osymainty?
:roll:



Marc Ravalomanana ...ekena,ekena
6. xxx ( 28/07/2009 22:08)
http://www.youtube.com/watch?v=OKQHoxflkDw&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana%2Efree%2Efr%2F&feature=player_embedded
7. xxx ( 28/07/2009 22:31)
ôtr'izao ny FOZA hono é:
http://www.youtube.com/watch?v=rSmsBs19W9w
8. fijo ( 28/07/2009 22:39)
ngaha ireo vahoaka hoy ny foza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1593