Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i nyratsima, milahatra araka ny daty
nyratsima
(
30/07/2009 10:25)
lavaka be !!!!!
Somokotra miady lavaka ilaikely no nandalo ilay ramatoa mipetraka ao ambadika !
-fa atao inona ry ilaikely ity lavaka hadian'ise ity ?
; Handevenako ny trondrokeliko io
-Ka tsy ngĂ´za loatra ve r'...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 03/08/2009 07:45
nyratsima
(
28/07/2009 17:40)
savant
Nanao fanandramana ity savant iray ! naka parasy izy dia nobaikoiny hoe : mitsambikina !
dia nitsambikina ity parasy .
avy eo nesoriny ny tongotra ilan'ilay parasy ; nobaikoiny indray :
mitsambikin...
tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:44
nyratsima
(
27/07/2009 18:05)
vakio ange e !
Maty ity cardiologue ! maro ny mpandevina !betsaka ny dokotera sy olontsotra tonga tao ary de samy nivimbina avokoa ! tao ny nitondra pancarte milaza hoe maty ilay dokoteran'ny fo , tao ny nitondra sa...
tohiny
novalian'i rhina ny 09/09/2009 09:30
