lavaka be !!!!!

1. nyratsima ( 30/07/2009 10:25)
Somokotra miady lavaka ilaikely no nandalo ilay ramatoa mipetraka ao ambadika !
-fa atao inona ry ilaikely ity lavaka hadian'ise ity ?
; Handevenako ny trondrokeliko io
-Ka tsy ngĂ´za loatra ve r'ise raha trondrokely no halevin'ise ao !
; Tsia de tsia hoy ilaikely ! ny tsy fantatrao de hoe ilay trondrokeliko anie nohanin'ilay sakanareo e !!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
2. xxx ( 30/07/2009 13:00)
maty aho saka-be ko
3. JOSIAH ( 30/07/2009 16:22)
mampe e :lol:
4. ari.malala ( 03/08/2009 07:45)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0701