Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rakapy ( 19/07/2009 15:24)
Mba fantatrao ve?
Raha naniry sy niady fa "Ny ranomasina no vala-parihiko" i Andriananampoinimerina tamin'ny fahavelony 1787-1810 dia fantatra araka ny tantara fa ireo Sakalava dia efa nandeha nitady toerana hafa an-da... tohiny
novalian'i soanja ny 06/08/2009 22:33
klitika ( 19/07/2009 13:02)
Lasa ny saka dia tonga ny kary
Izay no famintinana ny zavamisy eto an-tanindrazana izao. ny Mainland mining dia afaka manondrana ny harena ankibon'ny tany tsy mandalo fadintseranana nefa ny QMM sy ny Sheritt ataon'i Mario hazala... tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2009 03:13
xxx ( 19/07/2009 10:22)
tim gtt fanatika tsy maintsy tonga dada mandray fahefna
raha te hilamina ny tany sy ny firenena dia aleo dada hilatsaka president si non tsy maintsy ho raketinay ity ady ary tsy hisy election ho vanona izany, mila diovina tana fa feno racaille,tananarivo... tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2009 22:20
xxx ( 19/07/2009 05:59)
efa manomboka tonga ny fianakaviana fa vita ny vokansy e
efa manaomboka tonga ny fianakaviana kely toy ry wiwi fa vita ny vokansy ,ho petsa eto dahoo amin'izay ny tim sy ny gtt ary ary an ,dia miomana fa ho tonga masiaka lery io .ry oay sy essera ho avy eo ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:28
ouiandry ( 19/07/2009 04:43)
ny alika tsara baiko tsy miala @ maitre-ny
efa nolazainay t@ fomba ofisialy fa efa vita ny andraikitra nankinan tamin'i Andry Rajoelina d ny fanonganana an'i lé8 zany, zahay koa dia nahavita ny andraikitray satria raha toa ka ny anay ny PS-na... tohiny
fijo ( 18/07/2009 19:21)
hoan'ni patrick2000
17. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 18-07-2009 09:42:40 Lohateny : Re : Resy lahatra hono ny pro-HAT Hoy i benkintana: Efa koboko anie lery le nila vanony t@ lah iny fijo e, kay nedala ty tena... tohiny
pimaso ( 18/07/2009 19:07)
AGOA
FIN DU TRAIN MAUDIT TGV... tohiny
bazylou ( 18/07/2009 17:32)
vive tgv,
io ihany nyanay e, zefa daholo izao tsy nisy naharesy azy, tsoin tsoin :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 19/07/2009 20:20
diloo ( 18/07/2009 11:37)
Raha miverina ho neutre ny miaramila, dia ahoana?
Raha tsy misy mpanohana amin'ny alalan'ny basy i Andry sy ny HAT, izany hoe miverina ho neutre ny miramila, inona no mety hitranga? :!: :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2009 13:37
bibidia ( 17/07/2009 18:48)
diso ve aho ra mitady sipa gasy ho vadiana
manahoana daholoe miala nenina ihany fa te hanambady sipa gasy aho ary mitady olona afaka hiova na natitra aza taloha . Tsy misy mangidy toy sakay hono fa rehefa teny iarahana lany ihany. K miantso ir... tohiny
novalian'i bolida77 ny 09/08/2009 14:11
bozyboleta ( 17/07/2009 17:53)
Aoka marina nenitoa a! Mahalatsaka le ratsivalaka.
Vahiny @ tv+ ratsivalaka io hariva io. Tena mapme tanteraka le resaka fa manoatra noho ny zazakely miady. 1.tsy izy hono no tompon’andraikitry ny «zaoridira» 2.i radomelina hono no nametrak... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:40
saho ( 17/07/2009 16:56)
reraka ny malagasy noho ady roa be vola tsy mitovy hevitra
Tena tsy mety tonga saina ve ny vahoaka malagasy @ izao fotoana krizy ekonomika sy politika izao toa tsy mandeha @ laoniny daholo na ny asa mahazatra ireo mpiasa tsotra na ny resaka famatsiana ny tra... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:44
xxx ( 17/07/2009 14:54)
mpanao politika maimbo kely sisa no eto @
mpanao politika maimbo kely sy manao hevitra tsy mahatakadavitra sisa no eto @ sera sera. Manao resaka tsy loabody sy miteniteny foana daholo fa tsy misy manao fandalinana na manely tsaho na atao lava... tohiny
kidoropamba ( 17/07/2009 11:43)
Daka voude hoa no ahazo an'ity TGV ity
VAOVAO MISONGADINA http://www.taratramada.com FIANARANTSOA, MAHAJANGA… Manery mafy ireo mpitaky amnistia FIANARANTSOA, MAHAJANGA… Manery mafy ireo mpitaky am... tohiny
novalian'i emma22 ny 19/07/2009 12:39
scott ( 17/07/2009 09:58)
mangetaheta ambony lakana ny hat
sagnagna be oa ny hat @ le force one II fa sady tsy lafo no tsy sahy hoentina mandeha any Bruxelles mba zestiavana @ireo GTT satry notsikeraina lôtra. Izao ry zareo "mangetaheta ambony lakana".Tokony... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:50
xxx ( 17/07/2009 09:51)
panda
Voalaza tets ambany ny '" mony" ary ny "panda" kosa mba inona no mampiala azy e!... tohiny
artefy ( 17/07/2009 08:49)
vorompotsy
Nahoana ary ny vorompotsy no manidina mankany antsinanana rehefa mody ny hariva ???... tohiny
novalian'i artefy ny 22/07/2009 09:06
kidoropamba ( 17/07/2009 08:07)
Solution SANI ABACHA
Tsy hijanona mihitsy ity FIAVONAN'ALIKA ataon'ny HAT sy Ravalomanana ity, marina mafy e. Raha mba te Hiavona mantsy dia mba manana hery na fahaleovan-tena izay avy amin'ny herim-bahoaka. Fa RAHA MBO... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 18:57
naritsimba ( 17/07/2009 05:26)
MILAMINA SA TSY MILAMINA NY TANY
Fanontaniana napetraky Hery ary @ blaoginy io! Dia nanontany izy mikasika ny PPN. Raha ny PPN no resahina dia toy izao: ny menaka dia maro azo isafidianana 4000ar hatr@ 7000ar ny 1litatra, t@ teo al... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:51
diloo ( 17/07/2009 01:53)
Amnesty International recommande la HAT de dissoudre la CNME
Amnesty International Les droits humains sont laissés de côté dans la résolution de la crise politique actuelle mardi 7 juillet 2009 Amnesty International recommande à la HAT de dissoudre l... tohiny
novalian'i diloo ny 17/07/2009 22:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6099