efa manomboka tonga ny fianakaviana fa vita ny vokansy e

1. xxx ( 19/07/2009 05:59)
efa manaomboka tonga ny fianakaviana kely toy ry wiwi fa vita ny vokansy ,ho petsa eto dahoo amin'izay ny tim sy ny gtt ary ary an ,dia miomana fa ho tonga masiaka lery io .ry oay sy essera ho avy eo ihany e :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:28
2. xxx ( 19/07/2009 06:05)
naka rivotra tany amorotsiraka tany moa izahay mianakaky kely,tsy nisy cyber tany fa dia ho tonga izahay izao, izany zao petsapetsaina eto daholo @ izay
hahahahahahaha....
3. diloo ( 19/07/2009 08:00)
Voakapisatevin'ny fianakam's eto indray izany ny GTTIM, fa vita ny vokyantsy

Mitohy indray izany ny film: iza no hitsoaka voalohany ny fianakam's sa ny GTTIM?
:wink:
4. xxx ( 19/07/2009 08:37)
efa hoe nitondra pc portable tany hampanaovana vokansy ny fianakaviana iray dia efa tsy androny ery no ho petsaina ato,i general no mbola naka congé ela ela mihitsy hono
5. Mirananirina ( 19/07/2009 11:18)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
6. xxx ( 19/07/2009 11:22)
i ondryoui no chef :-D :-D :-D
7. bazylou ( 19/07/2009 17:14)
vive tgv
8. xxx ( 19/07/2009 19:10)
tsy misy aleha ireny fa eto ihany nefa dia be taimbava ery,eto no mba fanalany ny androny ,eto ihany no mba mi existe si non riens du tout ,tohizo lesy fa bonne an
9. diloo ( 19/07/2009 19:15)
Ouadray kle tsy ratsy kosa ilay pub niseo anelanelan'ny hafatra eto :
Pub hoe: iForex , essayez tradind Forex
Transformer 1000 euros en 7000 euros.
Sao dia mba mety an'i Andry kosa io concept io, atao hoe:
Transformer Force One en 60 millions d'euros.
sao mantsy mety IFoirex eo ny paik'adin-tseza raha tsy lafo eo Force One.
:wink:
10. fijo ( 19/07/2009 19:28)
tonga soa izany ny TGV an,efa manomboka ratsy ny tantara de mody be fiavy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1834