vive tgv,

1. bazylou ( 18/07/2009 17:32)
io ihany nyanay e, zefa daholo izao tsy nisy naharesy azy, tsoin tsoin :-D :-D :-D
novalian'i pink ny 19/07/2009 20:20
2. vitamatavy ( 18/07/2009 17:48)
marina izany rabazily an :-D :-D :-D
3. patrick2002 ( 18/07/2009 18:01)
horakoraka ny any sahona fa ny tsiboboka ny tompony rano lesy ra basil ah! =D> =D> =D>
Aiza izao ilay GTT niandry ambasady teo ,tsipaky ny miala aina eh!
zao ry noue ity efa affecté ,tsy ao @ ambasady intsony , :-D :-D :-D ,asa lasa nangataka refugié politique ao lafrantsa angamba .
Tombotsoa manokana no harovana koa hoe Ravalo ah! ravalo.
Dia hatsika izany ny tanana ra bazy Ah!
aleo ny gtt handia eto @ serasera fa an`azy ity site ity
VIVE TGV =D> =D> =D>
4. bazylou ( 18/07/2009 18:31)
fa angaha tsy izay ihany le fiady teo e, izao lasa misolelaka frantsay daholo indray , fa tsy misy saosy intsony, pauv gtt and co :-D :-D :-D
5. fijo ( 18/07/2009 18:39)
nareo no milelaka frantsay ato ko
6. pimaso ( 18/07/2009 18:59)
MILELAKA VHODIN NY TGV FRANTSAY INDRAY BAZI LOUP
7. pink ( 18/07/2009 19:07)
VIVE GTT io ihany ny any malagasy
8. fijo ( 18/07/2009 19:34)
ary toa milamindamina indray anie aloha ny ao amnin'ny ambasady izao e
9. Mirananirina ( 19/07/2009 11:21)
hitako no efa eran'i Mada ny TGV hilatsaka député dia mizara vola hoan'ny vahoaka indray,hihihi,président aza ity tsy mbola misy. :lol: :lol:
10. halloween ( 19/07/2009 11:36)
pimaso:

MILELAKA VHODIN NY TGV FRANTSAY INDRAY BAZI LOUP

hitanlah tsara zao ry lehery mpiandryvavady an, jereo zao zavatra soratan'i pomaso zao d maninn tsy asorop..in'elah ny PS fa maninn nenah nalan'elah sa refa lisany no miteny ratsy d tsy koi fa refa zahay d avy elah, hita mintsy hoe mpanidy sy mpamoha vavady ny sahazan'elah, sa mpamafa an'io nosoratan'i pomaso ny asan'elah!

11. bazylou ( 19/07/2009 17:06)
lany bala le gtt, fa miandr 250 000 eur any amin'ny le8, :-D :-D
12. patrick2002 ( 19/07/2009 17:36)
bazylou:

lany bala le gtt, fa miandr 250 000 eur any amin'ny le8, :-D :-D



vola inona ny halefany eo f`angaha misy harenany le quartz horobaina intsony eo ,ny maitresse ny le valo aza firy ao madagasikara efa tsy mahazo saosy intsony kou.
13. fijo ( 19/07/2009 19:44)
inona ihany ary ity resaka vola lava ity,ianareo ve tsy misaina hafa tsy izany no mahatonga anareo hiresaka lava an'izany??????mba asio zavatra hafa ny saina fa tsy volalava izao
14. pink ( 19/07/2009 20:20)
VIvE GTT fa izay zao no malaza...VIVE MAGRO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0708