Aoka marina nenitoa a! Mahalatsaka le ratsivalaka.

1. bozyboleta ( 17/07/2009 17:53)
Vahiny @ tv+ ratsivalaka io hariva io.

Tena mapme tanteraka le resaka fa manoatra noho ny zazakely miady.

1.tsy izy hono no tompon’andraikitry ny «zaoridira»
2.i radomelina hono no nametraka azy teo ka raha i radomelina no manala azy dia hiala izy. Tsy maintsy manontany an'i radomelina hono izy @ izay rehetra ataony dia hozy radomelina hoe "mety izany michèle a!"
3.tsy azony hono ny hanakianana azy, nefa izy tsy miady amin-dry zareo.
4.mbola tsy niasa akory hono izy dia efa nokianina foana na manao zavatra tsara aza

Tena resaka foza ty.
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:40
2. bozyboleta ( 17/07/2009 18:08)
Rediredin'adala ny an'ity ratsivalaka ity marina mafy.
Nilaza tsy nanontaniana fa hoe tsy nanana "statut" raha tsy t@ 02 jona satria hono variana nitolona aloha.
Efa zatra misora-tena toa voatango ireto foza ireto dia manaonao foana sy miteniteny foana ny farany.

3. menalamba ( 17/07/2009 19:17)
Olona lany henatra iray tanana ,ka na hangetotra an-tsena hampalaza tena aza dia hataony tsotra izao... :roll:
4. fijo ( 17/07/2009 20:10)
indrisy ry tananarivo,izoa sisa
5. pink ( 17/07/2009 22:12)
fijo:

indrisy ry tananarivo,izoa sisa



Ka tsy Antananarivo mihintsy no tadiaviny ireo . Ny mangorona fotsiny.
6. benkintana ( 17/07/2009 22:55)
Record @ fandravana le kitasaonin'Iny,asory any fa mitady hihoampefy sanàbavy e :evil: :evil: :evil:
7. vitamatavy ( 18/07/2009 03:19)
vita izany ratsilavaka dia an'iza indray ny tours ?
miandry izahay
8. xxx ( 18/07/2009 06:00)
tourn'i dj kreesan ndray zao ! :-D
9. hay ( 18/07/2009 06:11)
aleo ndray aloha hiditra ny mpikosoka kapila manaraka e, d manao bal popilair ndray ref aveo
10. bozyboleta ( 18/07/2009 06:43)
Anisan'ny fitsapana ny haavo lentan'ny mpanao politika na mpitondra ambony io fandaharan'ny tv+ "invité du zoma" io.
Efa maro ireo mpitondra fat nandeha tao fa dia tena mampahonena daholo ny mba zavatra lazainy. Aotra. Tsisy afitsoka.
Dia mampanontany tena hoe izany ve no mba mpitondra ity firenena ity. Sady tsy teknika no tsy personnalité fa mitsoatsoana fotsiny ny vava dia izay. Dia ho aiza i Madagasikara???

Lay ratsivalaka aloha dia mampanongo tena raha izaho no havany. Manoatra noho ireny zazakely be tatibolana ireny. Tsisy ventiny ny hevitra lazainy fa dia ny fitantarana izao adiny @ mpanenjika azy ao @ CUA lazainy fa tsy tia azy zao foana no ambentin-dresaka. Dia avy eo ny "zaoridira".
Ny tena napme dia le hoe "efa nanao logiciel momba ny zaoridira mihitsy zahay", ..., avy eo indray kamio 2 fotsiny no miasa mitatitra zaoridira dia tsy maharaka... resa-poza! logiciel hono nefa ny fitaterana fako aotra.

Efa tsy nahovoka iny ra-nenitoa fa hiditra indray ny mpikosoka kapila ka asa raha hangirana Antananarivo na ho maizina toy ny any @ boîte de nuit.
11. ndotofetsy ( 18/07/2009 08:36)
miodina ny diska platine de menjera tsikelikely

:^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
12. Pilo ( 18/07/2009 09:44)
le ra-charles iny no tokony hamboarina fa manala baraka ny malagasy...
13. andria16 ( 18/07/2009 11:39)
"I Guy Rivo dia nanana garde du corps, nanana forces armées be mintsy niaro azy.
Nanana basy be dia be izy ary za dia natahotra mintsy soa dia mipôka tampoka eny ny basiny."
Ô ratsivalaka â tena ridicule be le prestation TV.
Tsy aleo ve manaja tena fa efa ny foza ohatranao nge no manongana anao é.
14. fijo ( 18/07/2009 18:51)
adim poza izany ity.ady mihemotra
15. pimaso ( 18/07/2009 19:03)
RATSY VALAKIN NY KAPODAHY AO @ MAIRIE AO
16. fijo ( 18/07/2009 19:40)
sao dia tsy ampy lahy kosa ary no tena izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0718