reraka ny malagasy noho ady roa be vola tsy mitovy hevitra

1. saho ( 17/07/2009 16:56)
Tena tsy mety tonga saina ve ny vahoaka malagasy @ izao fotoana krizy ekonomika sy politika izao
toa tsy mandeha @ laoniny daholo na ny asa mahazatra ireo mpiasa tsotra na ny resaka famatsiana ny trano fivarotana lehibe, lasa tena krizy ara-politika sy krizy ekonomika...manaraoraotra ny sasany indrindra fa hoe itony manampahefana, manampahefana ny be sandry ve, tsy misy lalana (Justice) mifehy izany fa manao izay danin'ny kibony
izany hoe ny mpamatsy vola miala maina tsy iza fa ireo manome asa ho an'ny mponina tsotra, ny fisehoan'ny rafitra ankehitriny tsy misy plan mazava

dia inona no vokany fa tena krizy jeneraly, milaza fa mivarotra tanindrazana ny teo aloha kanefa zao omena ny arabo indray ny baolina
Rahoviana ihany ny gasy tonga saina vao tena handray andraikitra, toa ho nofinofy izany fa didin'ny be sandry no manjaka

Toa ho nofinofy izany hoe hahita Antananarivo milamina sy manana olona voafidimbahoaka mendrika
Any Ambanivolo milamina fa hafa le ao Antananarivo tsy milamina fa be olana
Inona no mahatonga izany ry Malagasy tonga saina...

Anjaranao no mandalina sy mamoaka hevitra, hanadiady ny zavamisy!
Mazotoa daholo
:lol:
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:44
2. xxx ( 17/07/2009 21:08)
SATRIA tsy misy mitady zay hahasoa ny firenena fa seza sy laza ary voninahitra no tadiavina ,ny toetsaina ireo olona te ho eo amin'ny fitondrana no tokony ovaina ,rehefa tena ny fitiavan-tanidrazana no manesika ny olona ho tonga eo amin'ny fitondrana dia handroso i madagasikara sady hilamina ny tany,fa hatramin'izao aloha dia fitiavam-bola sy harena no manosika andreo rehetra ireo hitondra ,ny olona tena tia tanidrazana ohatran-dRatsimandrava dia vao miakatra pouvoir tsy ampy herinandro dia vonoina sao hampiakatra an'i madagasikara ?DIA NY MIDINA ohatra izao no tian'ny gasy sasany,tia kely loatra ny olona te ho eo @pouvoir any ka mahavanon-doza manongam-panjakana sady mitsinjo ny tombotsoan'ny vahiny no tsytonga saina hoe hataon'ny vahiny fangalàna harena amin'izo krizy zao ,10%ny harena fotsiny no omeny ny gasy kely avy eo nefa ry zareo voky milliard d'euro,dia iny 10% iny no zaraindry pitondra tsy tonga saina tia kely isany fa tsy ba tonga saina hoe tokony hanakarena daolo ny gasy 20millions isa fotsiny ra mahazo io 120milliadrs d'euros io.
3. xxx ( 17/07/2009 21:25)
BLA BLA BLA BLA BLAAAAÂÂÂ !!!!! Aleo ho tonga zé ho tonga fa tonde fongarinay hatramin' ny fakany !!!!! Tssssy mila arabo , tsy mila vazah , tss mila snoa , tss mila afrikkann , ssssnnnnnsssssss......, GASY IRAY IHANY EEEEEEEEE!!!!!!!!!! :twisted: :twisted:
4. pink ( 17/07/2009 22:14)
Izao no natao hoe"nidiram-poza,na nidiran-doza ny malagasy
5. xxx ( 18/07/2009 03:25)
aleo ketohan'ny foza eo aloha hihihi
6. benkintana ( 18/07/2009 05:38)
Fozan-tay !!! tay ny solon'ny ati-dohany!!! Mazava ho azy raha tsisy manjary aby ny atao,aleo hihinana ny tainy ao reo foza reo :-D :-D :-D
7. ndotofetsy ( 18/07/2009 08:37)
nomena fahalalana ianao
natao ze rehetra sitrakao
mba ho olomendrika any aoriana
ououh tsy fantatrao

foza ty marinamafy

hiran ni raimblanja moa io sa sareraka

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. fijo ( 18/07/2009 18:52)
i naritsimba milaza fa ef amilamina tsara sy mandroso madagasikara ko,nareo be resaka eo
9. pink ( 18/07/2009 19:17)
nartsimba anie sempotra ny vola mitofoka ny orony sy vavany ka tsy mahita izay anaty vilany havany sy ny namany.
jamba ny vola ka tsy fantany intsony fa misy mandry fotsy any.
10. pimaso ( 18/07/2009 19:18)
FOZA OLANA
MITELINA DIKY IRAY CYLINDRE
MANDREZATRA RATSIVALAKA
DIA MIVALANA MONJA
DIA ANY @ AFOBE N HIAFARANY
11. fijo ( 18/07/2009 19:44)
maty indray izany naritsimba le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2382