Solution SANI ABACHA
1. kidoropamba
(
17/07/2009 08:07)
Tsy hijanona mihitsy ity FIAVONAN'ALIKA ataon'ny HAT sy Ravalomanana ity, marina mafy e.
Raha mba te Hiavona mantsy dia mba manana hery na fahaleovan-tena izay avy amin'ny herim-bahoaka. Fa RAHA MBOLA MIANKINA AMIN'NY HERIN'NY AVY ANY IVELANY (SADC, communauté internationale, etsetra) DIA HAJANONY ny FIAVONANA FA LASA FIAVONANA'ALIKA: Miavona kanefa mihinan-tay.
Tsy ho tonga saina hoa ireto olona roa ireto: Ra8 sy ANDRY TGV. Ny vahoaka anefa dia miha mahantra ihany; ny firenena miha-pôtika ihany. Ry Roindefo miantso mpanjaka SAKALAVA, ry IARIVOn'ny ANdry TGV miantso DJ...Ry Ra8 miantso mersenera hamono olona......
Aleo ary ampiasina ny "solution SANI ABACAHA", ilay filohan'ny NIGERIA, mpanao jadona, fahiny.
Adin'ny "SANI ABACHA" (filoha amperin'asa kanefa mpanao jadona) sy ny mpanohitra azy izay voafidim-bahoaka, MOSHOOD ABIOLA no namotika an'i NIGERIA tao anatin'ny korontana tsy mety nisy irika.
Ny vaha olana dia tsotra: NISY NAMONO (crise cardiaque hono) ingahy SANI ABACHA t@ 7 jiona 1998, ary NISY NAMONO koa (crise cardiaque indray) ny mpifanandrina taminy, MOSHOOD ABIOLA iray volana tay aoriana.
Vokany: NILAMINA NY TANY TAO NIGERIA.
sao dia mba izay no ahatafavoaka an'ity madagasikara ity @ ady lahy an'ireto bandy adala anankiroa ity: Ra8 sy TGV????
Mandeha ny feo fa izany option izany no kirakirain'ny Ny Hasina sy Ratsirahonana. Marina ve sa tsia. Tsara dinihina satria MIJALY LOATRA NY VAHOAKA.
Tantaran'ny SANI ABACHA: http://fr.wikipedia.org/wiki/Sani_Abacha

novalian'i fijo ny 18/07/2009 18:57
2. xxx
(
17/07/2009 08:17)
solution mety handaitra saingy tsy tokony lazaina mafy ity lazainao ity
Par contre Ny-Hasina sy Ratsirahonana koa anisan'ny tokony ajedaka fa ireo no tena ati-doha mpambotry vahoaka , miaraka @ Ramarosahona

3. pikatti
(
17/07/2009 13:23)
Slt lesy kidora a,asio kely anel hin hin hin iny ndray fa mbola be ny mikipy maso ato zany,
Ahoana indray ty options famozaviana ty klé ha ha ha ,aza atao henon-dry andrywui lesy fa tonga dia mitsoaka eo indray ry foza isany ha ha ha ;-)

4. AndriambyII
(
17/07/2009 21:45)
SHANI ABASHA , ET MOSHO DABIOULA ???
===============EUROPAFRIQUE !!!!!
fantatry KIDORO VE NY FONOSON4 IZANY ?????

5. benkintana
(
17/07/2009 22:35)
Ô ry leity ry andriambyll
Maivandoha marina elah ty kah i kidoro ve no hanontanian'elah nefa lery ary manoro hevitra anelah zay tokony ho jerena raha mila fanazavana fanampiny,tsssssssssss ,ary refa mahiratra ny mason'elah dia misehoa @ maha andrywui anelah fa tsy manao foza lava zao :-D :-D :-D
fantatry KIDORO VE NY FONOSON4 IZANY ?????
Maivandoha marina elah ty kah i kidoro ve no hanontanian'elah nefa lery ary manoro hevitra anelah zay tokony ho jerena raha mila fanazavana fanampiny,tsssssssssss ,ary refa mahiratra ny mason'elah dia misehoa @ maha andrywui anelah fa tsy manao foza lava zao :-D :-D :-D
6. xxx
(
18/07/2009 03:29)
vonoy koa ratsiraka,zafy ,rolland ratsiraka,sy ireo arema be mpambotsy firenena dia milamina ny tany
7. benkintana
(
18/07/2009 05:20)
Olona efa maty ara-politika anie leity reny é,fa nohon'ny adalana nataon'ity Andrindoza ty de lasa velona indray ny hangatra,izao lery ihany no miady @ afo natsangany .AZA MBA TGVENDRANA HOA ;-)
8. fijo
(
18/07/2009 18:57)
marina mihintsy io ho e"miady amin'ny afo natsangany io"ary ireo ihany no handoro azy eo