Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Radomy ( 15/07/2009 17:04)
Lesona 6 azo notsoahina t@ ilay kabarin'ilay Vazaha
Miarahaba, Malaza izao ny kabary nataon'ny maso ivohon'ny lafrantsa omaly. Inona no dikan'ireny? Inona no azo tsoahina? Nahoana no dia faly ny HAT? nahoana no notehafana ny kabariny kanefa efa maro... tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:39
Onjakeli ( 15/07/2009 14:31)
Otran'ny akoho voakapoka ny Hat
Otran'ny akoho voakapoka ireo mpikambana ao amin'ny HAT sy Governemanta nihaino ny kabarin'ilay anmbasadaoro Frantsay teny Ivandry tamin'ny fankalzana ny 14 olay. Nitonatonana tery aloha tety satria n... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:30
julianna ( 15/07/2009 10:50)
aidez-moi
slt mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho: école bell'art no anarany mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél) ok merci ! ... tohiny
julianna ( 15/07/2009 10:49)
aidez-moi
slt mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho: école bell'art no anarany mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél) ok merci ! ... tohiny
julianna ( 15/07/2009 10:47)
aidez-moi
slt mitady ny coordonnées-na école de danse iray eto antananarivo aho: école bell'art no anarany mba omeo ze manana na mahalala na ahita na mahafantatra e (adresse et nu tél) ok merci ! ... tohiny
xxx ( 15/07/2009 09:16)
faly be izahay mianakavy kely mpanohana an'i HAT
efa nireconnaitre ny HAT ny communauté international efa nidina be tampoka ny PPN lasa populaire be ry tgv sy rois de fous petsa ny tim e vaovao vao nilatsaka io fa tsy faminaniana ? http://www.d... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:25
xxx ( 15/07/2009 08:38)
Mahaleo
Nanao concert unique ao @ Carlton hono ny tarika Mahaleo Après L'Olympia, La cigale ... Le groupe a -t-il pris le goût du luxe ? Dia mba ahoana ireo malagasy madinika tsy hahatakatra Carlton, ... tohiny
novalian'i Simpona ny 24/08/2009 15:07
xxx ( 15/07/2009 07:23)
Dia ahoana koa itony
Hita tao @ gazety fa terena hisokatra indray Tiko oil, navoaka h@ olona efa nogadraina hampihodina azy ? Fa aiza ilay hoe menaka nafaran'ny HAT, angaha tsy hoe efa teny an-dalana e ? Ao koa ny gadr... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:26
penguin ( 15/07/2009 06:24)
Robaina, potehina ny TIKO kay ILAINA ndray hoy tgvendrana
Nihaiky volana ny ministry ny vola benja fa miantraika amin'ny toe-karena sy fiaraha-monina ny fijanonan'ny orin'asa TIKO. Koa tsy izany vé no antony hanoanana azy sa ny famotehana sy fandrobana izan... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:28
ni81 ( 15/07/2009 06:03)
Ny hanambadian-kiterahana
Ny hanambadian-kiterahana hoy ny ohabolan-tsika ([b]miala tsiny ary aoka tsy halahelo ireo manambady nefa tsy manan-janaka an!)[/b] :-* Ny ankabeazan'ny olona dia tia hanana zanaka, ary dia misy koa... tohiny
ari.malala ( 15/07/2009 05:59)
Miha ratsy izao fiainana izao...
Miarahaba ny rehetra indray, Tsy haiko any ivelany, fa aty Dago rey olona dia efa tsy kely lalana intsony mintsy ny ratsy ka! Nampalahelo ilay ramatoa t@ asabotsy izay, nolazain'ilay mpisandoka hon... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 09:55
Mandefitra ( 15/07/2009 05:07)
Ny fampianaran-diso
Matio 15: 12 Dia nankeo aminy ny mpianatra ka nanao taminy hoe: Fantatrao va fa tafintohina ny Fariseo, raha nandre izany teny izany? 13 Ary Izy namaly ka nanao hoe: Ny zavatra rehetra izay tsy nambo... tohiny
novalian'i bor2lais ny 27/07/2009 14:21
raozigasy ( 14/07/2009 23:09)
"Dee Jay Month"
Iray volan'ny Dj koa no azo ilazana azy e fiarahan'ny dj malagasy manentana ny mpihaino ny radiovazogasy no tanjona, sady fampahalalana ny dj malagasy rehetra ihany koa alohan'ny faran'ny taona e ... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/08/2009 07:12
raozigasy ( 14/07/2009 22:55)
"ny teny mandalo...
"ny teny mandalo ho lovan-tsofina, ny soratra mitoetra ho kirakira" izany indray no tetik'asa tiana iarahana amin'ny mpikabary sy ny mpanoratra malagasy rehetra, ho fambiroroboana ny teny malagasy ao ... tohiny
novalian'i raozigasy ny 27/07/2009 23:16
hery ( 14/07/2009 22:27)
Voatoraka bilao indray Cdt Charles
Nitonatonana teny Ivato namaky ny fitaovan'ny Tiko indray ry Cdt Charles satria hoe misy basy any... perquisitions gravy be kanefa tsy nahitana basy na dia basy kilalao aza. Dia mbola tsy tonga saina ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:30
raozigasy ( 14/07/2009 22:07)
MADAGASIKARAOKE
Hevitra vaovao Fiaraha mifaly vaovao eto Paris sy ny manodidina , Madagasikaraoké .... ... tohiny
novalian'i raozigasy ny 19/08/2009 22:25
vitamatavy ( 14/07/2009 18:40)
an'iza no fahadisoana
Izahay membre ny gtt dia naniry mba hiakatra eny @ palais ambohitsorohitra,haka an'io palais io satria an'ny vahoaka io ary manana droit ny hiakatra eny izahay,fanatray tsara anefa fa hitifitra ny fis... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:32
bonbongasy ( 14/07/2009 18:19)
Battre son enfant !
> Alors qu'un homme nettoyait sa nouvelle voiture, son fils de 6 ans > > ramassa un caillou et fit des graffitis sur le côté de sa voiture. > > Dans un excès de colère, sans méme regarder ce... tohiny
novalian'i rhina ny 07/09/2009 14:17
Papoose ( 14/07/2009 17:01)
Bibikely
Mahavariana ahy mihitsy ny mahatonga ny vazaha (indrindra fa vehivavy)hatahotra bibikely (vitsika, moka, sns) ....reny moa dia mampikikiaka koa!... tohiny
Ratoa ( 14/07/2009 16:25)
Mofo akondro
mofo akondro ihany é! Efa nandramako daholo ny recette natoro teto fa tsy misy mahafa-po ahy. Ny tena tadiaviko dia ireny ilay vidina eny Ampitatafika na Sabotsy Namehana ireny, na amin'ny toearan-k... tohiny
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.591