faly be izahay mianakavy kely mpanohana an'i HAT
1. xxx
(
15/07/2009 09:16)
efa nireconnaitre ny HAT ny communauté international
efa nidina be tampoka ny PPN
lasa populaire be ry tgv sy rois de fous
petsa ny tim e vaovao vao nilatsaka io fa tsy faminaniana ?
http://www.dailymotion.com/relevance/search/samoela/video/x12ls7_samoela-president_music

novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:25
2. xxx
(
15/07/2009 11:24)
averiko foana, faly ho'a izahay mianakavy kely mpanohana tgv
- efa milamina zao ny tanà na fa efa tsy manendaka intsony ny mpanendaka fa efa lasa gardes de corps-n'ny HAT
- efa tanteraka daholo ze nampanantenain'i Andry tgv
- efa mivarotra rano any ivelany isika fa tsy mivarotra tany fotsiny tahaka ny nataon-dRavalo. Tsy mitovy ny ventiny sy ny ranony.

5. diloo
(
16/07/2009 01:35)
Faly tokoa ny HAT fa na dia 1million de dollars no voaray t@'i Alwalee fa tsy 1 milliard de dollars, dia mba farafaharatsiny hanakaramaina gardes de corps MOP fa manomboka tsy ampy ny vola hanakaramaina FIS. :wink: