Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bozyboleta
(
10/07/2009 18:51)
Misaotra anareo GTT
Vao avy nijery ny reportage tany bruxelles nataon'i onitiana realy t@ tvplus aho teo.
Misaotra sy mankasitraka ny hetsika nataonareo GTT fa tena tia tanindrazana marina ianareo.
Dia mbola hoy le r...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/07/2009 09:20
xxx
(
10/07/2009 14:53)
nahazo bonbon ry hat!
ho any reo fat sy hat d mba valio hono reto:
Il m’arrive des fois de regarder La Chaîne Parlementaire (LCP) sur le Satellite, de voir les députés et sénateurs de France jouter verbalement sur...
tohiny
novalian'i diloo ny 15/07/2009 00:49
Onjakeli
(
10/07/2009 14:40)
Misaotra anareo namana tamin'ny toro-hevitra
Mankasitraka sy mankatelina anareo namana rehetra nanoro hevitra. Efa nampitaina tany amin'ilay sipa akama ny toro-hevitrareo. Tapa-kevitra izy fa hanadaboka an'ilay bandy any an-dafy. Nataony otra ts...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 15/07/2009 06:16
mala
(
10/07/2009 12:24)
WIFI
sali daholo eh!
Fanontaniana fotsiny ho an'zay mafantatra:
Aiza eto Tana ngah misy WIFI gratos na non sécurisé ary afaka andehanana?
na andro alina tsy maninona....
tohiny
novalian'i max2 ny 11/07/2009 08:49
Nirindrasoa
(
10/07/2009 12:10)
Maratra hambo-po
Efa ananko ny tondro-peo fa ny fitendrena azy no sisa. Mila fanampiana azfdy...
tohiny
novalian'i ni81 ny 16/07/2009 09:01
Mirananirina
(
10/07/2009 11:12)
mararim-pitiavana
Misy namako 1 izay ,mbola jeune tsy manambady.Efa in 3 izy izay no nanao sipa ary efa in3 nisaraka.Ka isaky ny misaraka izy dia marary be entina any amin'ny hopital mihitsy,torana foana.Satria tratran...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 17/07/2009 08:14
RakotovaoJo
(
10/07/2009 09:55)
tsy maintsy avoaka Manandafy
Dia tsy maintsy avoaka zany ny praiminisitra Manandafy satria nahazo fanasana avy @ lafrantsa izy @ io fetim-pirenena frantsay io.
Matoa zany nahazo io fanasana io ny praiminisitra dia nankatoavin'ny...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 12/07/2009 19:12
Bazily
(
10/07/2009 06:31)
FANOMEZANA SA FAMATSIANA
Fanomezana 1 tapitriza dolara no natolotry ny Printsy Saodiana ho an'ny fampiasambola hataony eto Dago. Feno fireharehan ny HAT fa na tapaka aza ny famatsiam-bola avy @ CI dia misy mpanome vola foana....
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 10/07/2009 19:01
ifiona
(
10/07/2009 04:52)
petsa be ny pro-hat omaly!
he he he :lol: ! sali daholo e!
ho anareo zay nijery ny fandaharana TAHALA t@TVM t@ alina dia naharaka angamba ilay adihevitra teo @ Raharison Hery, ex député SAVA sy KALETA, ex-sénateur!
ts...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2009 20:22
Rajakoo
(
10/07/2009 03:56)
Zahay tsy miraharahà ,Aiza ny volanay rangah ty a
Niantso ahy teo i Andry fa tsy tafa hono le saosy ,zany ve tsy manao anay alika ,teny efa nifanarahana iny ry ngama ka samia mitazona zay voalazany ,
Mahalala ny anarako elah raha miverina maina aty ...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2009 20:23
TEGEVE
(
09/07/2009 22:44)
OK daholo ny avy aty Eropa
Anaka isany,
Efa voalazako anareo teto ihany fa hirifatra @ zay tsika ,efa OK daholo ny avy aty Eropa ,
Aza manahy ihany koa ianareo ry capsat fa hitondra karama be i tonton é
(l) (l) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/07/2009 21:20
Lejoba
(
09/07/2009 21:43)
valim-babena
inona ny valim-babena omenareo ny RAR-nareo?
Izaho hatr@ niterahako dia te hamaly fitia be dia be ireo nahitàna masoandro fa hay tsy mora ilay mitaiza mahatafita zanaka.
Ry zareo nefa, raha vao and...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 11/03/2014 11:07
xxx
(
09/07/2009 18:25)
mbola hifankahita isika ry kapsaty an
inona moa no olana rehefa hampiasa hery ra8 hanalana ny hat sy izao fijaliana be izao noho ny tsy fisian'ny aide intsony alefa efa miandry izahay ,izay officiers sy sous officiers cotiers voavidy vol...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/07/2009 21:20
xxx
(
09/07/2009 17:49)
GTT= TERRORISTE ET COUP ETAT ?
Entre 1939 et 1945, tous les citoyens s'engageant dans la RESISTANCE étaient considérer par les Nazis et leurs collabos comme des BANDITS ou des terroristes.
Or parmi ces résistants, il y avait...
tohiny
novalian'i benkintana ny 10/07/2009 03:49
xxx
(
09/07/2009 17:25)
Mbola filoha ara-dalana ve Ravalomanana Marc?
Ambohijatovo, Magro =manohana ny ara-dalana
Ravalomanana Marc=filoha ara- dalana
....
Ny zava- nisy dia namindra ny fitondrana t@ miaramila izay be grade indrindra izy t@ volana marsa 2009 , ary...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/07/2009 09:27
fafahfy
(
09/07/2009 15:31)
rectte misao hono
recette misao hono...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/01/2010 22:14
Onjakeli
(
09/07/2009 15:18)
Tena boikely mitorona i TGV, vo nahita vola
Tonga ny arabo, ho avy tsy ho ela eto izany ny mpampihorohoro.hivadika arabo daolo ny gasy atsy ho atsy. Fa ilay kely io ve izany de mieritreritra fa hanome vola azy tsy aminapa eo fotsiny ny arabo. ...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/07/2009 06:17
TsongYong
(
09/07/2009 14:40)
Efa mba nandroso ve Madagascar?
Raha ny hevitro dia eny efa mba niezaka ny Malagasy nanao izay hahatafita an'i Madagascar. Raha dinihina sy fakafakaina ny zavabitan'ireo mpitondra (filoham-pirenena) @ lafiny (positive sy negative) n...
tohiny
novalian'i benkintana ny 12/07/2009 22:01
rakapy
(
09/07/2009 14:18)
Ny Kristianisma sy ny Rongony(Marijuana)
Mba misy fanotaniana manitikitika ahy ity nefa mbola tsy nahitako valiny tena mazava.
Moa ve voararan'ny fiangonana xana ny fampiasana ny rongony(Canabis,Marijuana,Ganja?)
...
tohiny
novalian'i soanja ny 15/07/2009 22:48
mimioa
(
09/07/2009 12:18)
MIKA SY DAVIS
slt dôly an!
za ry reto mirevy be ny hiran'ny Mika sy Davis! de hatram zao za mitady ny accord ny hiran zareo reny! le trondrom-peon'ny gitara zany! ka mba miangavy an zay manana mba hanome aza,rah ...
tohiny
novalian'i Nirindrasoa ny 10/07/2009 12:12
