petsa be ny pro-hat omaly!
1. ifiona
(
10/07/2009 04:52)
he he he :lol: ! sali daholo e!
ho anareo zay nijery ny fandaharana TAHALA t@TVM t@ alina dia naharaka angamba ilay adihevitra teo @ Raharison Hery, ex député SAVA sy KALETA, ex-sénateur!
tsy nahita valiana ntsony Johary sy Kaleta marina rehefa nandeha ny resaka! nihanahana teo fotsiny!
===> nandragitra ery Kaleta nilaza hoe nareo milaza ho mpanara dalàna, maninona no tsy nanaraka lalàna t@ 17 mars fa nanitsakitsaka constitution hozy
namaly ny député hoe fantaro anefa fa ny basy anie no nampiteninareo t@ ireny e! na i Yvan ( président Sénat) na ny filoha Ra8 dia efa samy nambanana basy avokoa! (leiry mihitsy moa mijoro vavolombelona t@ ilay hoe nambanana basy i Yvan tsy handray ny fahefana). Dia nitantara teo moa izy ny mouvement militaire t@ alin'ny 16 sy 17 mars, ka nanao conclusion hoe vitsy d vitsy ny chance tsy nisian'ny miaramila tonga tetsy Iavoloha, ny tafondro nidoboka t@ iny fotoana iny koa dia nampanahy indrindra toy ny hoe "raha tsy mametra pialàna ianao ry Président dia "vonoinay"!!
----> tsy nahita lazaina ingahy Kaleta t@ iny!!!!
===> ahoana ary ny momban'ny 7 février hozy Johary
tsy fantatro hoy Raharison, aleo ny enquete handeha, fa kosa, misy ny documentaire hitany tany Paris hoe avy aty aoriana ny tifitra be indrindra fa tsy teny aloha, ka @ fomba ahoana moa hoy izy no hitifiran'ny GP avy aty aoriana
tsy nahita valiana Kaleta rehefa nanontaniana hoe d'accord sa tsy d'accord fa hozy fotsiny hoe aleo handeha ny enquete! hahahaha ! petsa
===> faranana amin'izay hozy ny dinika ka omena 3 min
nilaza moa Kaleta fa fifidianana ihany no vahaolana aingana indrindra, ka na mety na tsy mety ny fitondrana @ zao fotoana zao dia io no misy aloha ka tsy maintsy ekena
hoy kosa Raharison Hery hoe ok asiana ny fifidianana fa kosa apetraka ny socle démocratique rehetra, ireo zay nesorina fahatany nefa voafidim-bahoaka dia mila averina eo @ toerany, ny Président, ny assemblée, Sénat, ny chefs de région... sady nanamafy izy fa tsy mahatanty démocratie akory ireto FAT satria raha vao tsy mitovy hevitra dia lazaina fa mpanapoaka bomba e, samborina fahatany eeeeee, tifirina toy ny teny Ambohijatovo
nanamafy koa izy ho an'ireo zay nitaraina t@ fikaonandoham-paritra, ireo zay nitaraina satria noterena, notambazana vola, tsy navela niteny ny heviny akory, sns.., dia nasainy mijoro vavolombelona amin'izany fa tsy tokony hatahotra, na dia mbola misy aza ny BASY MITENY.
Farany, nilaza izy fa zay fikaonan-doha zany dia tokony atomboka @ fokontany aloha, avy eo ny district, commune, sns , zay vao ny faritany, ary zay vao ny nationaly, fa tsy ny contraire-ny. Nefa ny tantara tsy fanadino hoy izy (saika namalivaly teo ndray mantsy ingahy Kaleta), fa samy mahalala isika izao fa ny nationaly no nandeha voalohany zay vao ny faritra.
hehehehe! petsa be

novalian'i fijo ny 11/07/2009 20:22
2. ouiandry
(
10/07/2009 05:16)
misaotra an'ifiona fa d tafita tsara ny slogan'ny fianakams andrywui, marka de fabriknay io PETSA io an, d efa hitanay eto zao fa d manaraka daholo ny OSY Mainty retraretra hatramin'ny mpiandry vavahady, momba le resaka al iny njay d vary efa manitsy be le izy, ny TGV efa lasa lavitra be jereo fa efa ny 5ème fortune mondial no efa tonga eto dago, d mba enonareo ve ny tenin'i Fetison maly nanao hoe : i Andriamatoa Andry Rajoelina no mikarakara ny fidirana @ repoblika satria efa izy no nanokatra ny fihaonam-be paritra, efa manaiky fa manao ny asany fotsiny sisa satria matahotra ny holiquiden'i lé8, tahaka ny nataon'i lé8 ny vadin'ny minisitra sy ny mpiara miasa aminy zay tsara entana d amboarin'i lery daholo, reo oa osy mainty mpanarandrenirano! fa eto alou d PETSA ny TIM satria efa manaiky fa fiteny tsy azo ialana eto @ serasera ny PETSA izay ny fianakams andrywui no tompony hahahahahaha.
--tapitra
--tapitra
3. ifiona
(
10/07/2009 05:44)
eissey e! toy ny "tsiky dia ampy" ihany io ka! iza moa no tsy nampiasa an'izany teto @ serasera! feeling fotsiny io fa aza mirediredy eo ry ouiandry :lol: :lol: :lol:
ilay prince saoudiana nilaza fa "tsara ny fitondran'i Rajoelina " ve nefa ny communauté internationale MANONTOLO izao no tsy manaiky azy?
Dia tsy mba manontany tena akory ve ry wiwi mianakavy hoe inona no ambadik'izany, saoudiana tsy ampy 1 mois tonga taorian'ny fanomgam-panjakana dia nilaza fa tsara ny fitondran'i Rajoelina nefa mbola tsy nisy natao akory leaza! zao zao omena an-dry zalahy ndray ry rano, dia faly be ve lisany @ zany!
:-@

4. xxx
(
10/07/2009 05:52)
PETSA?fa angaha izay fiteny no inona fa ilay toe-tsaina miteny azy!fa ny olona be sandry matetika kely saina!satria mihevitra sahady fa efa azy izay hitany! :-$
5. ouiandry
(
10/07/2009 06:01)
ifiona:
eissey e! toy ny "tsiky dia ampy" ihany io ka! iza moa no tsy nampiasa an'izany teto @ serasera! feeling fotsiny io fa aza mirediredy eo ry ouiandry :lol: :lol: :lol:
ilay prince saoudiana nilaza fa "tsara ny fitondran'i Rajoelina " ve nefa ny communauté internationale MANONTOLO izao no tsy manaiky azy?
Dia tsy mba manontany tena akory ve ry wiwi mianakavy hoe inona no ambadik'izany, saoudiana tsy ampy 1 mois tonga taorian'ny fanomgam-panjakana dia nilaza fa tsara ny fitondran'i Rajoelina nefa mbola tsy nisy natao akory leaza! zao zao omena an-dry zalahy ndray ry rano, dia faly be ve lisany @ zany!
:-@
ka hitan-dry fa ny anay alou d efa mazava fa nangalatra ny taninay i lé8, nangalatra ny tanin'ny Rélais Des Volcans iny moa zao d efa fantampoko fantampirenena satria na ifiona aza d afaka mandeha mijery ny arsiva eny @ fitsarana mijery ny fitoriana nataon'ny Rélais Des Volcans d afaka mahita ny fahamarinany satria tsy vo izao ry zareo no nitory fa efa atramin'ny fitondran'i lé8, ny anay moa tanindrazana kely fa mamparary fo, d angamba tsy hifanometsiny isika raha tsy mila an'i lé8 intsony zahay mianakavy d ifiona kou tsy omenay tsiny raha hanao izay hiverenan'i lé8 satria INONA ARY NO HOVITANAREO eo i lé8 IHANY NO TSMAINTSY TOHANANA AMINAREO fa ny sisan'izay NAREO TIM D DIKY entindrika daholo hahahahaha
6. Adalawiwi
(
10/07/2009 06:04)
ouiandry:ts mahagaga ny oul nie zany satria isika efa PETSA hatrany e! ahahahaha
misaotra an'ifiona fa d tafita tsara ny slogan'ny fianakams andrywui, marka de fabriknay io PETSA io an,
ny PETSA izay ny fianakams andrywui no tompony hahahahahaha.
------TAPITRA
7. ouiandry
(
10/07/2009 06:24)
Adalawiwi:
ts mahagaga ny oul nie zany satria isika efa PETSA hatrany e! ahahahaha
------TAPITRA
ndray ndray misy TIM lasa adala tehiditra ho fianakams andrywui io, tssssssssssss lasa mialà any fa aza aty aminay aty no mitady fitsabona refa lasa adala fa tsy nahazaka ny FANOMPOANA an' i lé8 avy any, ato aminay olonkendry tompon'ny tenany tsy manompo ooul ihany voafaka miditra hompikambana fa tsy mila DIKY entindrika zany ny fianakams! PETSA ndray ny TIMkely
9. mihitsy
(
10/07/2009 07:00)
tsy manaiky resy mihitsy nareo mpomba andra8 an! efa hitam-poko hitam-pirenena ny faute nataondra8 de mbola lolohavina an-tampon'ny loha ihany izy, efa nataony oe minoa fotsiny ihany, izy any ambadika mameno ny paosiny, de mbola hanantena ihany ny tsy misy eo ihany. Zay ve le atao oe azon'ody? mampieritreritra! Nareo anie tsy mino miits fa de jamba e!
Jereo tam andron-dRatsiraka: olon-kendry izy, lasa de tsy nanao toy zao fa le ra8? tsy manaiky miits nefa anie te-hovendrana hanome ny fahefana eny an-tanany e! maninona raha mba mba mahay mionona? zao nisy ny assise de tsy ho afaka hilatsaka fa efa feno taona, de mila diplôme koa, de very any ra8. Kanefa raha nangina tany izy, tsisy ny assise, mbola faka nilatsaka lery!
Hendre am'zay re a

10. Rajakoo
(
10/07/2009 07:35)
Efa mivadika ati'doha koa ny tgv ato zany fa aleo hiandrasana etsy Ivato aloha ny sôsy dia hita eo ny manaraka leroa
11. benkintana
(
10/07/2009 07:41)
Aleo hidaboka ho azy eo fa aza dia karavasiana be loatra sao manao am'pataloha less a :-D :-D :-D
13. xxx
(
10/07/2009 12:24)
mihitsy:
tsy manaiky resy mihitsy nareo mpomba andra8 an! efa hitam-poko hitam-pirenena ny faute nataondra8 de mbola lolohavina an-tampon'ny loha ihany izy, efa nataony oe minoa fotsiny ihany, izy any ambadika mameno ny paosiny, de mbola hanantena ihany ny tsy misy eo ihany. Zay ve le atao oe azon'ody? mampieritreritra! Nareo anie tsy mino miits fa de jamba e!
Jereo tam andron-dRatsiraka: olon-kendry izy, lasa de tsy nanao toy zao fa le ra8? tsy manaiky miits nefa anie te-hovendrana hanome ny fahefana eny an-tanany e! maninona raha mba mba mahay mionona? zao nisy ny assise de tsy ho afaka hilatsaka fa efa feno taona, de mila diplôme koa, de very any ra8. Kanefa raha nangina tany izy, tsisy ny assise, mbola faka nilatsaka lery!
Hendre am'zay re a
Nareo vao 3 volana no eo dia efa horera sur horera !!! Mba menatra !!! Izao tontolo izao aza efa mandà anareo
14. ndotofetsy
(
10/07/2009 17:51)
tsy menatra intsony ry zalahy fa efa azy ny fitondrana na manao diso aza tsy raharahany. Ka inona anefa moa no azo atao ilay journaliste aza tsy afaka niteny hoe tsy mety anie zany valiteninao zany sino directe any tsiafahy
=)) =)) =)) =)) =))
=)) =)) =)) =)) =))
15. fijo
(
10/07/2009 21:14)
hihih ka efa mibaribary anie fa ry kaleta olona tsy manana hevitra sy hazondamosina e.maik amoa fa izany hoe saina hiady hevitra..;;adalana koa ny an'ny hat mandefa an'ireny hisolo toerana azy,sa tena toa ireny daholo n fisainanana ao???aoka lahy
16. ouiandry
(
11/07/2009 15:36)
fijo:
hihih ka efa mibaribary anie fa ry kaleta olona tsy manana hevitra sy hazondamosina e.maik amoa fa izany hoe saina hiady hevitra..;;adalana koa ny an'ny hat mandefa an'ireny hisolo toerana azy,sa tena toa ireny daholo n fisainanana ao???aoka lahy
ary elah sy ny ralah lah ve lefijo mba manana azon-damosina t@ nitenenan'i lé8 anlisany hoe ankombono ny vava raha mbola tehovelona, d aza be resaka elha fa oul kely aina miseho malama kanefa refa ampinan'i lé8 tonga d milelaka, PETSA elah
18. fijo
(
11/07/2009 20:22)
ouiandry an,izahay tsy nisy nanampina vava izany ka,minoa fotsiny ihany