OK daholo ny avy aty Eropa

1. TEGEVE ( 09/07/2009 22:44)
Anaka isany,
Efa voalazako anareo teto ihany fa hirifatra @ zay tsika ,efa OK daholo ny avy aty Eropa ,
Aza manahy ihany koa ianareo ry capsat fa hitondra karama be i tonton é
(l) (l)
novalian'i fijo ny 10/07/2009 21:20
2. xxx ( 09/07/2009 22:49)
ndàna elah mirifatra any an-kady any, ha ha ha
3. benkintana ( 10/07/2009 03:43)
Io ary ilay no lazaiko anao tonton,ntsontsona any @ tsy mahay maka any,zao inona fa dia nihomezan'ny olona fotsiny ,polifika sy demokrafika ve baina no mba sahinareo nazavaina tany klé
4. fijo ( 10/07/2009 21:20)
dia nody ampiahfenana avy aty ve de tsy menatra le????sa moa efa tapitra henatra ny anao lahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0448