Misaotra anareo GTT
1. bozyboleta
(
10/07/2009 18:51)
Vao avy nijery ny reportage tany bruxelles nataon'i onitiana realy t@ tvplus aho teo.
Misaotra sy mankasitraka ny hetsika nataonareo GTT fa tena tia tanindrazana marina ianareo.
Dia mbola hoy le rajohell nahita an'iny hoe misy 400,000 ny isan'ny Malagasy any frantsa ary angamba eo @ 150-200 teo ho eo hozy ireny olona tany bruxelles ireny.
Fanehoana demokrasia hozy ireny nefa mampieritreritra ihany hoe tena manana fitiavan-tanindrazana ve ireny olona ireny satria famahana olana no natrehina tany bruxelles nefa ny an'ireny fihetsika tsy mendrika toa ireny no nataony.
Tena manao loham-poza. Olona toa izany ve no avela hitondra ity firenena ity?

novalian'i xxx ny 13/07/2009 09:20
2. locl
(
10/07/2009 19:22)
Fa mieritreritra inona hono izy, aminy ity hadalana lehibe nataony ity, fa anga izy mbola tsy mino foana fa tsy nety ny zavatra nataony e!
3. vitamatavy
(
10/07/2009 19:44)
miala teo ny hat e ,tsy misy- firenena eto antany hyanaiky ka ny mpanao coup d'etat no hikarakara fifidiana izany jamais vue
4. zoam
(
10/07/2009 19:54)
ny gtt mba nisy 4000nilahatra teny nation, republique fa ry tgv fony nilatra teo @ ambassade gasy paris mba firy e ,mahamenatra na ny manisa azy aza ,teo @ 13mai aza moa 3000 olona sisa mbola resin'ny gtt
pesta indray :} :} :}
pesta indray :} :} :}
5. fijo
(
10/07/2009 20:59)
io ohatra lazain'i zoam io foana no efa averiko amindry zalahy.efa mba nanao izy de nahazo olona firy???toa 25 rah atsy diso aho.
ary aza hadino fa andro alatsinainy le tao bruxelles,nefa mbola nisy an'ireny ,ka rah asabotsy izany iny firy no tonga tany????? izay no tsy takatry ny voanjobory keliny
ary aza hadino fa andro alatsinainy le tao bruxelles,nefa mbola nisy an'ireny ,ka rah asabotsy izany iny firy no tonga tany????? izay no tsy takatry ny voanjobory keliny
6. bilakely
(
11/07/2009 05:23)
Ireny no atao olona tena tia tanindrazana raha ny fahitako azy, saingy efa lotiky ny tsy fitiavana ianareo ka tsy manana holazaina afatsy fanaratsiana. Fanandevozana an-kolaka mantsy ny fahitako ny UE, na toa mibaiko be amin'izay hitiavany azy ny fitondrana hat ho an'ny tombotsoan'i ra8 fa tsy tena ho an'i Madagasikara. Mbola hahita vola hafa izy fa calme nareo (atokisako iny bandy iny), fa fangejana ataon'ny mpamatsy vola aloha hitako tena tsy mety satria ny malagasy iray manontolo no mizaka an'ilay izy fa tsy ny hat
7. ratavao
(
11/07/2009 06:49)
ireny GTT tany Bruxelles ireny no mbola anisan'ireo mitovy eo ankorondrano izay antsoina ihany hoe: "alika mivovo aeroplane" tsy ahazo an'io raoplane manidina io izy ireo na hiala hatramin'ny ambokelin-tendany aza hiantso² fona isan'andro eo, toy izany koa ireo ankorondrano ireo!
8. wiwui
(
11/07/2009 07:44)
alika mivovo aeroplane ahoana ry donto ah! rah alika mivovo aeroplane ireny d nareo zany alika mivovo am taolana! donto zany ra-ratavao ah!
9. ndotofetsy
(
11/07/2009 09:21)
tsy afaka miala eo koa anie i andry tgv fa raha miala eo izy vonoin ny olona eee :^) :^)
10. bozyboleta
(
11/07/2009 09:21)
Ireo nanontaniana tany bruxelles dia tsy Malagasy avy tao Belgique na frantsa ihany fa nisy ireo avy t@ firenena hafa tao Eoropa.
Tsy mahalavi-tany fa rehefa mahatsiaro fa voatohitohina ny firenena dia mahafohy andro, vola sy fotoana.
Misy fitiava-tanindrazana ankoatra izany ve?
Tsy mahalavi-tany fa rehefa mahatsiaro fa voatohitohina ny firenena dia mahafohy andro, vola sy fotoana.
Misy fitiava-tanindrazana ankoatra izany ve?
11. xxx
(
11/07/2009 09:34)
IZa no sahy miloka amiko fa 95% amin'ireny GTT ireny tsy tena niaina sy nahita ny fiainana teto Dago... Tsy mahagaga raha miteniteny foana..... ankizy milalao ,hono, ambanana basy .... Tena efa misy fahavoazana angaha ise ?? Henoy ny vavan'ny olona dia hano amam-bolony f'aza misaina kely akory.....!
12. xxx
(
11/07/2009 14:12)
sao d mihevitra enao ry xxx10 fa ny olona aty halavitra ka tsy hahalala ny zava-misy marina sy miseho any dago, sao hadinonao fa miaina any RADny, ny rahalahiny ny anabaviny ny havany akaiky ny namany, mbola misy koa ny internet hafahany sy manaraka ny zava-misy, ka aza mihevitra ny olona ka tsy mahalala nininona!
13. pink
(
11/07/2009 17:00)
Isaorana betsaka ny GTT ary isaorana an'Andriamanitra ny fisiany fa raha toy izao dia tena fanitsakitsahana tanteraka malagasy no manjaka.
Lainga sy fampihorohoroana ve no entina hitondrana firenena.Basy sy miaramila ve no havaly ireo malagasy nentina nitolona.Fitaka no betsaka.
Soa fa misy ny GTT fa io no hery afaka miseho hevitra ho hitany izao tontolo izao.
Aiza kosa dia ny HAT na Fat ihany ve no tsy maintsy hiteny.Avelao hiteny toy ny androny RA8 ny olona fa aza hampijaliana no hampitahorona e.
Mahamenatra fa toy ny inona ny malagasy no voadidina miaramila mitambasy @akaikiny barette.
Pour moi vive GTT, henoy ny feony vahoaka.

15. fijo
(
11/07/2009 20:18)
le izy anie terena no tsy mampety ilay resaka e,efa hay hoe inona no tadiavin'ny firenena rehetra.efa hay fa tsy notanterahan aizan yrehetra izany,ka ino nano mbola hoantenaina eo???fa efa lasa adalana ilay izy
16. ndotofetsy
(
12/07/2009 19:08)
firy ny gtt
firy ny hat
firy ny malagasy afaka miteny ny heviny eto @ net
azo lazaina ho vahoaka ve ireo mihoatra ireo masse silencieuse eto mada
tsy fantatra fa izay tompon ny miaramila sy ny media ary ny fitondrana ihany no betsaka ary milaza fa manana ny hevitra tsara

17. xxx
(
13/07/2009 09:20)
Fisaorana sy fitorahana voninkazo ary fampaherezana no atolotra ny GTT Eoropa nohon`ny firaisan-kina ho amin`ny fitiavan-tanindrazana . Tsy ekena tokoa mantsy ny hanaovana an`i Mada ho Repoblika bananiere ka izao Ragidro mahay mitana basy rehetra izao dia afaka haka fitondrana an-keriny avokoa ! Ny fifidianana ihany no manala sy mametraka olona iray eo amin`ny fitondrana fa ny ankoatran`izay dia tsy ekekna . Amin`ny hakelezan-tsain`ity HAT ity dia mihevitra ny vahoaka ho dondrona daholo ka hoe hino fa ny GTT no manakarama ireo mpanapoaka baomba . Ity HAT ity ihany no maniraka olona hanapoaka baomba mba hanasoketana ny GTT . Teo aloha aza moa dia nolazaina fa mpiasan`ny TIKO sy MBS izy ireo . Hita fa manipulé ireo zandary mpanao famotorana mba ho entina mi-intimidé ny Pro-legaliste na eto an-toerana izany na ny any ivelany . Raha tena mpametraka baomba ve izy dia hataony ao anaty daban-jaoridira ny bombe , fa tsy eny ambavahadin`ny CAPSAT avy hatrany ? Mihevitra ny gasy ho vendrana marina ry zalahy tafika ireto