FANOMEZANA SA FAMATSIANA
1. Bazily
(
10/07/2009 06:31)
Fanomezana 1 tapitriza dolara no natolotry ny Printsy Saodiana ho an'ny fampiasambola hataony eto Dago. Feno fireharehan ny HAT fa na tapaka aza ny famatsiam-bola avy @ CI dia misy mpanome vola foana.
Ny tsy tsapan-dry zareo dia samy hafa mihitsy ny hata hoe Fanomezana sy Famatsiana. Tsotra be ny mampiavaka azy :
1° Ny fanomezana dia indray na ind-2 mitoraka. Tsy maharitra fa mandalo, eny vonjy taitra iny raha oharina @ fiainana andavanan'andron'ny maha olona iray.
2°Ny famatsiana kosa dia araka izay maha-vatsy azy izay dia maharitra sy mitohy, tsy tapaka. Ny tanjona dia ny tsy hahanoana na hahamosary ilay vatsiana.
Ka anatrehan'ireo dia tsy tokony hampidedaka ny fanomezana toy ireny, tokony ho vaindohan-draharaha foana ny hahazoana famatsiana fa tsy hiantehitra @ fanomezana lava izao isika.
Rehefa aoriana koa anie ka ho tofoka ny mpanambola fa toa velon'hataka i Gasikara fa tsy vonona hihoitra @ fampandrosoana !

répondu par bozyboleta le 10/07/2009 19:01
2. Rajakoo
(
10/07/2009 07:31)
Aleo io rangah io no ho bokan'ny trosa fa tsy Madagasikara ,raha ny tena marina ny fifanarahanay dia perso ka aleo ny fananany no hatao antoka any fa zahay tsy te halala
3. benkintana
(
10/07/2009 07:44)
Iza no président niresaka varotra an'i Madagasikara no tsy voasikotra teo .
Io fa mitadyaina ho FAT(y) ,
Io fa mitadyaina ho FAT(y) ,
5. xxx
(
10/07/2009 15:01)
Fa maninona nefa raha mba manao toy ny firenena hafa tsy miankina @ FMI nefa mandroso e.
Azo atao tsara izany fa mba hevero ry pro ra8 sy TGV a

6. xxx
(
10/07/2009 15:04)
Bazily:
Fanomezana 1 tapitriza dolara no natolotry ny Printsy Saodiana ho an'ny fampiasambola hataony eto Dago. Feno fireharehan ny HAT fa na tapaka aza ny famatsiam-bola avy @ CI dia misy mpanome vola foana.
Ny tsy tsapan-dry zareo dia samy hafa mihitsy ny hata hoe Fanomezana sy Famatsiana. Tsotra be ny mampiavaka azy :
1° Ny fanomezana dia indray na ind-2 mitoraka. Tsy maharitra fa mandalo, eny vonjy taitra iny raha oharina @ fiainana andavanan'andron'ny maha olona iray.
2°Ny famatsiana kosa dia araka izay maha-vatsy azy izay dia maharitra sy mitohy, tsy tapaka. Ny tanjona dia ny tsy hahanoana na hahamosary ilay vatsiana.
Ka anatrehan'ireo dia tsy tokony hampidedaka ny fanomezana toy ireny, tokony ho vaindohan-draharaha foana ny hahazoana famatsiana fa tsy hiantehitra @ fanomezana lava izao isika.
Rehefa aoriana koa anie ka ho tofoka ny mpanambola fa toa velon'hataka i Gasikara fa tsy vonona hihoitra @ fampandrosoana !
Sady tsy hay itony mety ho fanampiana : dony tapany handoa erany an !!!
8. bozyboleta
(
10/07/2009 19:01)
Efa mitapy ty rajohell ty. Io indray izy miteny hoe atao destination phare aty @ ranomasimbe indiana i Madagasikara @ resaka fizahantany. Raha misy hotely kintana 5 maromaro hozy dia ho tratran'i Madagasikara io tanjona io.
Naseho ny printsy saodiana hono omaly ny hotely "5 étoiles" tetsy Ivato dia milaza ny fahavononany handefa olona hijery ny ahafahana mitantana io hotely io lay printsy.
F'angaha ilaina indray le hotely e! F'angaha tsy namporishina ny polisy haka an'io satria hoe nalain-dRavalomanana an-keriny t@ polisy io tany io nananganany an'io hotely io. Vava izany natao teny @ 13 may izany hoe tsy ilaina fa tsy laharam-pahamehana, katsaka tsaramaso voanjobory,...
Mirediredy le faty.