Niantso ahy teo i Andry fa tsy tafa hono le saosy ,zany ve tsy manao anay alika ,teny efa nifanarahana iny ry ngama ka samia mitazona zay voalazany ,
Mahalala ny anarako elah raha miverina maina aty :twisted: :twisted:
izao tsy misy vola dia lasa d'accord indray hoe asiana election avant fin d'année ity nefa teo aloha toa hoe tsy nety ,ka raha tsy vendrana ny firenan lehibe ireo hanaiky an'izany hoe mpanao coup d'etat no hikarakara election izany,transition eken'ny mpanao politika rehetra ihany avec ra8 comme president ,dia election no manaraka dia hita eo marina hoe aiza no misy ny vahoaka ? :* :* :*