Mbola filoha ara-dalana ve Ravalomanana Marc?
1. xxx
(
09/07/2009 17:25)
Ambohijatovo, Magro =manohana ny ara-dalana
Ravalomanana Marc=filoha ara- dalana
....
Ny zava- nisy dia namindra ny fitondrana t@ miaramila izay be grade indrindra izy t@ volana marsa 2009 , ary ny vice amiral Hypolite no azo antoka fa ambony voninahitra indrindra , kanjo nisy ilay raharaha tetsy Antanimena iny!
Ary niafara t@ tsy maintsy nialokalofan i Ravalo ao Afrika atsimo!
Ny mahagaga anefa raha tsy hiresaka afatsy ilay ny momba ilay assise militaire indray mandeha iry dia toa hita fa mifankahazo tsara @ TGV ingahy Hypolite , ary hita tao koa ny contre amiral Mamy ilay ministren ny défense gvt Ravalomanana eny fa na ingahy 1er ministre Rabemananjara aza dia tena tsara resaka tokoa @ TGV.
Ny mpanohitra moa dia maro ny mirary ny tsy hiverenan i Ravalo mihintsy aloha!
Ka mbola ara- dalana ve izany Ravalomanana @ saina tsy miangatra ?

novalian'i xxx ny 14/07/2009 09:27
2. vitamatavy
(
09/07/2009 17:33)
izany no atao hoe politika ny saina ny hevitra no miady fa tsy ohatrany an'i sarla kely :* :* :*
3. ndotofetsy
(
09/07/2009 18:02)
angaha moa rehefa mpanohatra de tsy hiresaka mihintsy na hoe tsy mitovy hevitra dia tsy hiresaka mihintsy. Ny hitako dia mety ny ataon izy ireo ary tsy milaza izany fa pour an i tgv izy ireo na ny tim fa no invitena dia tonga sady misy kaly be foana rehfa vita ny fifandinihina
4. fijo
(
09/07/2009 22:25)
izay mihintsy,hevitra no ampiadiana fa tsy fisamborana isaky ny maraina izao.
5. mihitsy
(
10/07/2009 06:42)
Ka zay anie no ampisainana an'reo mpomba andra8 reo e, nareo ve misaina tsara am le saina nomen'Atra?, inona no mbola antenainareo andra8? raha tsy nanome fahefana an'miaramila izy de marina ny azy, fa izy anie no vendrana e, ka efa hoe hat re oul no misy eo zao de ndao io no imasoana, atao ze hampandeha azy, atao izay aneken'ny eran-tany azy fa tsy isika samy malagasy indray no mifampicritique eto, isika ihany anie no hihinana ny fatintsika eto anie, zareo any andafy tsy mahita ny fahoriantsika eto.
6. xxx
(
10/07/2009 06:52)

Marina ny anao saingy mila miara-mientana hahantateraka ny ho any @ ara-dalàna na ny HAT na ny TIM, indrindra ny mpomba ny ara-dalàna.
Ny olana anie dia ny HAT no miziriziry tsy manafaingana ny fifdianana e! na farafaharatsiny manangana ny gvt ifarimbonan'ny hery politika rhetra.
7. mihitsy
(
10/07/2009 07:04)
Ka inona no mahamaika hanafainganana ny fifidianana aleo hilamina de hisesy f'aza maika e, aleo hiasa tsara am mahamety azy izy fa aza dodosana,, io fahamaikana io ihany no tsy ahavitanjavatra tsara, zareo koa naie tsy hijanona eo e
8. fijo
(
10/07/2009 21:28)
mihintsy,raha mora badoina toa anao izao daholo ny gasy,dia mbola lavitra be izay fandrosoana izany ao mada.izany hoe raha tonga koa ny dahalo mandroba ny fanjakana dia ekena aloha fa io no eo ko???????aiza le saina resahina ?????
9. xxx
(
14/07/2009 09:27)
Koa raha mora badoina i "mihintsy" dia andao isika fetsifetsy izany hikorontana e! andao indray hirotaka, dia ho aiza ho aiza ity firenena ity atsy ho atsy?? Isika fetsifetsy indray no hamarina an-kady ?? Aiza ilay saina @ izany ?? Rehefa izy no eo dia avelao hataony ny fifidianana - Mazava izay. Sa andeha atao miposaka avy andrefana indray ny masoandro ???