Liste des messages
Liste des messages, inserés par mimioa, par ordre de date
mimioa
(
09/07/2009 12:18)
MIKA SY DAVIS
slt dôly an!
za ry reto mirevy be ny hiran'ny Mika sy Davis! de hatram zao za mitady ny accord ny hiran zareo reny! le trondrom-peon'ny gitara zany! ka mba miangavy an zay manana mba hanome aza,rah ...
suite
répondu par Nirindrasoa le 10/07/2009 12:12
mimioa
(
10/04/2009 08:31)
MBA MANENTANA AN-TANAN-DROA IREO NAMANA............
Salut daholo tsika e !!
Mba manentana an-tanan-droa ireo namana mahay mitendry gloom ato am serasera mba hampiditra tondrom-peo ao am toerana voatokana ho anmin'izany.
Satria tato ato tsy nisy tondo...
suite
mimioa
(
01/04/2009 14:37)
mba mila fanampina ry reto an !!!
misy karaoké milay be ao am kasykamanja!!!
azo telechargé-na ve reny??? de am fomba aôna???
MERCI !!!...
suite
répondu par diamondra27 le 07/04/2009 07:46
mimioa
(
17/03/2009 10:42)
tiko be le hiran'i marion iny IANAO YOU
tiko be le hiran'i marion IANAO YOU iny !! mampientanentana sady te mampitsanga ahy handihy !! tena milay be mitsy e!!...
suite
répondu par sarobidy le 31/03/2009 14:55
mimioa
(
13/03/2009 07:17)
NBA MANENTANA AN-TANAN-DROA IREO NAMANA............
Salut daholo tsika e !!
Mba manentana an-tanan-droa ireo namana mahay mitendry gloom ato am serasera mba hampiditra tondrom-peo ao am toerana voatokana ho anmin'izany.
Satria tato ato tsy nisy tond...
suite
répondu par mimioa le 20/03/2009 09:02
mimioa
(
05/03/2009 09:22)
Farakely- hiran'i DAMA
Mba mangataka ny tondrom-peon 'ny hiran'i Dama : FARAKELY!!!!! de mba alefaso amin'ity adiresy mail ty azafady indrindra : zoumamiz@gmail.com
misaotra mialo de ho tahin'Andriamanitra !!
tchao...
suite
répondu par mimioa le 10/03/2009 08:27
