Tena boikely mitorona i TGV, vo nahita vola

1. Onjakeli ( 09/07/2009 15:18)
Tonga ny arabo, ho avy tsy ho ela eto izany ny mpampihorohoro.hivadika arabo daolo ny gasy atsy ho atsy. Fa ilay kely io ve izany de mieritreritra fa hanome vola azy tsy aminapa eo fotsiny ny arabo. Hitantsika eo moa ny fizotran'ny tantara e!
Faly ery zao ny foza nahazo anle vola 1 milion de dolara. ho raikitra indray ny gidra sy ny adim-bola ao Ambohitrsorohitra ao, oe iza no tsy mba hahazo. .otran'ilay fiara marq iris saika handraisana ny UA. iza izao no tsy mitondra an'ireny
Ry kaomanda Sarla alo no voalohany tsy maintsy homena fa sao de mivadika ka ratsy ny tantara. SAdy ny vola hanakaramana azy ireo mihitsy izao no tena olana. Ho lazaina anareo namana eto ihany ny fandehan'izay fa ny tenanay matsy somary mba maharaka kely ny zava-mitranga ao ihany.
Loza tsy misy otran'ity, amidindry zalahy avokoa ny zavatra tsara eto. Efa lafo alo zao le hotel lehibe kintana 5 namboarin'ny Sinoa ho an'ny gasy fa de zao namidin-ndry Kely amin'i Arabo izao.


novalian'i xxx ny 10/07/2009 06:17
2. xxx ( 09/07/2009 16:19)
Hevitr' alika ' ty , amidy atao varoboba i Mada , mivarotra ny tenany daôlo ny Malagasy 20 millions fa tsy misy mahazo miasa ,tsy misy mahazo misakafo ,tsy misy mahazo mianatra izany ,ny zaza madinika atao toton- kena ataon' ny ptraina tsaky py , ny vehivavy alefa manao koksa daôly , ny vatan- dehilahy matanjaka manao mpamafa gabonen' ny arabo, ny vazaha , ny koreana ,...,ny sasany asaina manao mpilaiso, mpanendaka ,mpamono olona ,ny fonksionera rehetra alefa atao mersenera any irak afganistan inde chine honduras sns ,ny ambiny tsy hita izay hanaovana azy asaina manao kamikaze ôtran' ny nataon' ny andevon' iBen laden .Dia ny tena fara ambiny asaintsika manao duel eo mahamasina ohatry ny t@ andron' ny gladiatera ireny !!

TSY IZANY VE NO AO ANDOHAN'IREO FAHAVALON'NY MALAGASY AMIN'IZAO FOTOANA IZAO ?

Mba ahirato ny saina ry politisiana malagasy aaaa !!!

3. ndenn ( 09/07/2009 17:43)
Ré .
4. ndotofetsy ( 09/07/2009 18:03)
mi fa sol la si do
5. fijo ( 09/07/2009 22:31)
ny fifanarahana ataon'i andry amin'ireo arabo ireo anie ,ka mbola azo hiadivana rehefa tonga ny tena fitondrana aradalana e,ary eo dia i zy ihany no hifafy ny rorany eo
6. xxx ( 10/07/2009 06:17)
Ry sinoa kely maso tsy nahita ny fahatongavany fa vao naheno ny fofony tsy naharay basy fa ze hitany no nentiny hiady @ ireo tsy minankisoa,fa manimba ny saosiny ireo,in tchalàh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0601