Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 14/07/2009 15:34)
14 JOLAY 2009
BONNE MERDE RENIM BALALA ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:31
gasyjean ( 14/07/2009 11:51)
Bonne féte "reny malala"
(Aux enfants de la p......) Tratra ny fety daholo eeee! ndao hanangan-tsaina,(BBR), :D,Reny malala ô,mba tairo saosy izahay fa noana. Madagascar 116em deppartement français! :D.hihihihihihi :twi... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:17
Radomy ( 14/07/2009 10:41)
FIFIDIANANA FILOHAMPIRENENA: Tsy hilatsaka izany TGV
Miarahaba hatrany (ampiadio ny hevitra fa tsy ny olona). Tena marina ve fa manana finiavana hanao fifidianana ingahy Andry Rajoelina? Raha izay dia TSY HILATSAKA HO KANDIDA INTSONY izany izy satria... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:47
bazylou ( 14/07/2009 10:37)
4 volana lasa izay
no naharesy an'le8 teo,, 4 volana lasa izay, tsy ho tafaverina eo mandrakizay ilay iny, veloma lava ry amperoran'imerikasinina mpietry ronono andro ririnina, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/07/2009 22:16
milamm ( 14/07/2009 08:25)
tafika malagasy mpikarama an'ady
« l’Armée, garante de la paix sociale, seul rempart contre l’anarchie et la Loi du plus riche ou du plus fort ». mahagaga fa betsaka ny manamboninahitra ao @ tafika nefa tsy nisy nandeha n... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:34
TEGEVE ( 14/07/2009 08:19)
FETIM-PIRENENAKO ANDROANY
Anaka isany, Niantso aho teo le zanako any lafrantsa ,dia ozizy hoe" dada angaha tsy ho tonga "dia talanjona be ihany ny tenako ,tsy hitako loatra moa izay hamaliana azy ,fa hoy fotsiny aho hoe"viz... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:39
xxx ( 14/07/2009 08:08)
barack...
[i]Miala tsy fa naka repos kely ilay mpametaka afisy officiel tao aorian'ny zavatra nanjo azy noho ny nataon'i andrywui ka dia soloko vetivety izy.[/i] Dans son discours sur l'Afrique au Ghana, Bar... tohiny
ndotofetsy ( 14/07/2009 07:54)
tratrin ny asaramanitra ee
tratran ny asaramanitra eeee androany no fetin ny malagasy indrafetimpirenena ho an ny tgv sy ny gtt anio [img]http://www.mairie-bonne.fr/mairie/images/stories/pays/drapeau-france.gif[/img] :^)... tohiny
novalian'i dadabe ny 14/07/2009 08:26
vitamatavy ( 14/07/2009 06:48)
ho lasa gtt sy tim daholo indray atsy ho atsy ny mpanao pol
efa kely sisa dia hirodana ny hat,efa manomboka mampiaka peo ry zafy albert,ny sous officier capsat efa manomboka manao menance,ny reservista 800 eo eo no koa dia efa nilaza direct fa hanohana ny eny ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:44
penguin ( 14/07/2009 05:53)
Ny PIC Nosy-Be indray no hireofan'ny TGVendrana
Midoka ny asa nataon'i Ravalomanana fa tsy hainy ny TGVendrana. Faly ery mirehoka ireo foto-drafitr'asa saingy tsy hainy na modiany tsy hita fa tsy asa natombony ireo hireharehany. Ny PIC Nosy-be hisi... tohiny
novalian'i penguin ny 15/07/2009 06:15
zandikely ( 13/07/2009 19:04)
Les Français désignés les pures touristes au monde
Tsy fankahalana frantsay fa manaitra ity lahasoratra izay nosoratana teratany frantsay mazava loatra. Ny frantsay dia voajokajy anisan'ny touristes ratsy indrindra: Tsy mahalala fomba, impolis, tsy ma... tohiny
novalian'i mirana5 ny 15/07/2009 19:30
xxx ( 13/07/2009 18:50)
Jerijerevo ihany e
http://gasytiatanindrazana.free.fr/... tohiny
Onjakeli ( 13/07/2009 17:16)
Inona no atao mba hitiavana olona iray
Mbola olan'ny sipa akama ihany izy ity. fa namana hafa indray. Misy namako izay. Misy olona tena tia azy. Tena tia azy tsy misy otran'zany. Efa nambaran'ilay bandy azy avokoa na hatramin'ny mariazy a... tohiny
diloo ( 13/07/2009 14:32)
Une réflexion de Rado...: la démence d'Andry. A méditer.
Je me suis permis de transposer ici une réflexion de Rado...(Radomy) sur son site.Je n'ai pas transmis la totalité de son exposé.J'ai inséré quelques parenthèses à la suite de ses paragraphes. ... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 20:01
penguin ( 13/07/2009 14:14)
Farany manan-tsaina ny tgvendrana an
Tsy maintsy mandroso Madagasikara hoy i andry tgvendrana. Iza moa ny Malagasy tsy maniry ny hisian'izany. Ny toe-tsaina nefa vao maika simbaina ka asa na fandrosoana inona ary ao anaty firy taona ity ... tohiny
novalian'i penguin ny 14/07/2009 05:55
JOSIAH ( 13/07/2009 13:30)
`iza ary oooooo
Misy hiranagasy tena lava be zay hoa iza ary io mpihira io sy ilay hira raha fantatrareo.Mahay aloha zay mahay anity e :roll: ... tohiny
novalian'i JOSIAH ny 15/07/2009 06:21
diloo ( 13/07/2009 11:09)
Andry disait: la CI prend en otage la population malgache.
Tsara fakafakaina io fanendrikendren'ny filoha ny HAT an'ny CI. Koa samy maneo ny heviny ny mpomba an'i Andry sy tsy ny mpomba. Dia inona ny fiatraikan'io fanindriny io manoloana ny fiainan'ny ten... tohiny
endrika01 ( 13/07/2009 10:49)
MBOLA RESAKA NOFY NJAY
Raha manonofy mahita voninkazo hono ka loko fotsy de hoe deception,raha maro loko ndray dia vola hiditra. [b]Fa ity anah ity zany tena mba hafa,dia tiako hozaraina aminareo.Teto zany zah tsy vitany ny... tohiny
novalian'i endrika01 ny 06/08/2009 20:49
daomania ( 13/07/2009 09:21)
Hoatry ny vay an-kandrina
Niverina tanam-polo ny delegasiona HAT notarihin’i TGV sy Ratsirahonana. Mibaribary eo anatrehan’izao tontolo izao ny maha-fopla an’ireto mpandroba fahefana ireto. Mba nasain’ny UA tany Addi... tohiny
xxx ( 13/07/2009 08:58)
Filafila fotsiny ve sa fitsapana sa ...?
Misy sipa izay zany miaraka @ko efa amam-bolana, de zao izy ohatran'ny tena mila vaniny be zany e!! rehefa miantso azy iny zah de tsy raisiny mihitsy le phone, lazainy fa tsy henony mihitsy hono, !! d... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1106