Andry disait: la CI prend en otage la population malgache.

1. diloo ( 13/07/2009 11:09)
Tsara fakafakaina io fanendrikendren'ny filoha ny HAT an'ny CI.
Koa samy maneo ny heviny ny mpomba an'i Andry sy tsy ny mpomba.
Dia inona ny fiatraikan'io fanindriny io manoloana ny fiainan'ny tena
vahoaka?
:wink: :?: :idea: :)
2. benkintana ( 13/07/2009 11:23)
Io ndray efa tsy maha-taitra fa fomban'i Andry io manilika io,de mody hoe ny Malagasy no otagen'ny CI ,ny tena marina dia ny mpandroba fanjakana=Hat no manao otage ny Malagasy ,satria ny fomba fitondrany ny raharaham-pirenena no nahazahoany ny "fin de non récevoir"
3. rayasin100 ( 13/07/2009 13:06)
Politika feno taraina ve? efa diska loaka izany! Fa maninona moa no avela ataon'ny CI otage la population malgache e! Koa raha tsy Ravalo io ka dia azonao tenina ratsy! Mialà rehefa tsy zaka le kôzy é!
4. reeves ( 13/07/2009 13:27)
Lany henatra no azo ilazàna ty Andry TGV ty ! Fa iza moa no taloha , ny Accord de Cotounou sa ny Coup d`Etat e ? Iza no taloha ny AGOA sy ny MCA sa ny Coup d`Etat "? Ny an`ny olona efa principe , efa lalàna , efa convention mipetraka ka rehefa tsy manaraka izay voalaza ao anatin`ny fepetra ianao dia rariny sy hitsiny raha tapahin`ny olona ny fiaraha-miasa fa tsy hoe ianao indray no hanome tsiny na hanome lesona an-dRanona sy Ranona ka hanilika ny FAHADISOANAO any amin`ny hafa ! Quelle irresponsabilité !!! Io dia mbola MATIKAMBO indray fa handeha amin`ny financement parallèle nefa efa hita ihany ny tsy fahombiazan`izany tamin`ny 1992 , dia mbola tsy mandray lesona ihany . I Andry Rajoelina nop manao Otage antsika vahoaka fa tsy ny CI mihitsy !
5. penguin ( 13/07/2009 14:08)
Ny miambo ny asa natombokin'ny teo aloha dia hain'ny tgvendrana fa rehefa misy tsy mety dia ny hafa no fositra hoy ny mpijapy "train" fa tsy "train à grande vitesse" akory.
6. xxx ( 13/07/2009 22:34)
rayasin100:

Politika feno taraina ve? efa diska loaka izany! Fa maninona moa no avela ataon'ny CI otage la population malgache e! Koa raha tsy Ravalo io ka dia azonao tenina ratsy! Mialà rehefa tsy zaka le kôzy é!

moiva ps indray ny wiwi kobo foana hoe elahy io,mankahery tena eto sisa


:-D :-D :-D
7. benkintana ( 14/07/2009 07:52)
ha ha ha mando vao masinina ve isékely ry andrywui a,ho aiza eo elah na hanary palitao aza klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.078