14 JOLAY 2009

1. xxx ( 14/07/2009 15:34)
BONNE MERDE

RENIM BALALA

novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:31
2. Papoose ( 14/07/2009 15:45)
fa manin
3. rakaroka ( 14/07/2009 15:49)
8O :roll: :roll: :-w :-w :-$
Rehefa tsy mahita volanina fa ritra ny resaka ao an-doha dia :-@ :-@ :-@
4. lohataona ( 14/07/2009 16:06)
Ndeha mandray aspirine aloha dia sitrana .
5. benkintana ( 14/07/2009 16:13)
Mnandrora miantsilany koa ty kôfa ty klé,de avy eo elah tonga haka vola sy hitsoaka ny dago hitady ravin'ahitra ,misy olona dia misaina any ambodiny mintsy ,zany le mi-crache dans la soupe klé
6. Papoose ( 14/07/2009 17:07)
lany fika marina ngamba zao ka! :lol:
7. diloo ( 14/07/2009 22:07)
akory aby,

Toa nidongy tsy namaly ny invitation ny ambassade de France ny HAT (vakio Midi Mada)
:wink:
8. rakaroka ( 15/07/2009 04:01)
8O 8O 8O Io anie ilay mapme @ le gasy kely e, miavo tsy feno izay! dia miandrandra ny fanampian´ny hafa ihany anefa avy eo fa tsy mahavita tena, ny fanampiana angaha gratos fa tsy arakaraka ny fifandraisanao @ olona ihany! :lol: :lol: :lol:
9. benkintana ( 15/07/2009 05:01)
rakaroka :* =D> =D> tena mahaleotena le rakaroka refa dinihina,tsy fanatik be hoatran'i andrywui
10. rakaroka ( 15/07/2009 05:27)
Ka ny "blem" @ TGV toa rizareo hono no nanao ny tolona teo @ 13mey , dia ´zareo no tokony hitondra ny baolina tsy hidiran´ny fiaraha- miasa
Frantsay, dia amindrizareo tokony hisoutenir ara-bola sy fitaovana azy @ izao LaFrantsa fa raha tsy izany dia hypocrite ! Izany ny fomba fisaina :roll: :roll: :roll: 8O 8O 8O
11. fijo ( 15/07/2009 22:11)
ka la frants akos ano nanohana azy teo ,ko mivadik aindray niny petsa ry zalahy.
12. xxx ( 16/07/2009 17:00)
ZA MALAGASY, ELAH FRANTSAY
ZA MILANJA BASY, ELA MILANJA THAY
13. fijo ( 16/07/2009 20:31)
ry zalahy frantsay izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8236