Hoatry ny vay an-kandrina

1. daomania ( 13/07/2009 09:21)
Niverina tanam-polo ny delegasiona HAT notarihin’i TGV sy Ratsirahonana.
Mibaribary eo anatrehan’izao tontolo izao ny maha-fopla an’ireto mpandroba fahefana ireto.
Mba nasain’ny UA tany Addis-Abeba ka é é é, tsy nahatafavoaka baolina
Mba nampiantsoin’ny UE tany Bruxelles ka é é é, ohatry ny nanao tourisme fotsiny.
Mba takatry TGV ve ny enjeux-n’ireny fihaonana ireny ? mba fantany ve fa tsy misy itovizana @ fanaovana contrat @ I Rossy ny négociations miaraka amina institutions internationales ?
N’importe qui peut faire un coup d’état, mais n’est pas homme d’Etat qui veut ! La scène internationale n’a rien à voir avec le kianja d’Antsonjombe !!! Mba apetraho @ tany kely aloha ny tongotra fa aza mitsambikimbikina. Na tsy mahalala menatra aza ianao, ny vahoaka sy ny firenena malagasy no afa-baraka @ tsy fahaizanao. Aza miditra @ kilaoty tsy sahaza e !
Ary ingahy Ratsirahonana sy ny volony fotsy ? hainao tompoko ny mampihatra ny extra-constitutionnalité eto Madagasikara, toa fanina avy hatrany ianao raha vao mifanehatra @ normes internationales ? hatraiza ity fahaizanao manao « extra » ity e ! Ity no tonga @ ilay slogan hoe ny Adalana Vita no Ifampitsarana.
Angamba tsy mahafaty anareo tompoko ny «ridicule» fa ilay hasin’ny firenena eo imason’izao tontolo izao, mba asianareo sira ve ?
Miseho azy ho dadany fa é é é !!!
2. halloween ( 13/07/2009 11:08)
daomania:

N’importe qui peut faire un coup d’état, mais n’est pas homme d’Etat qui veut !

ndray ndray ndray inn njay ary ty resakin'ny manampahaizan ty, tena tsy takatra zay tiny lazaina ka areheto kely le jiro mba hazava.


3. benkintana ( 13/07/2009 11:18)
zany ve tsy azon'elah klé ,ary zay tgv ato zany toa tgvendrana daholo ,tsy zany leity no tena loha hevitra a
4. ouiandry ( 13/07/2009 12:13)
benkintana:

zany ve tsy azon'elah klé ,ary zay tgv ato zany toa tgvendrana daholo ,tsy zany leity no tena loha hevitra a

elah ry bekankana d hita mintsy ny maha tsa ampy solaitra anlah io zavatra soratan'ny OSY MAINTY izay DIKY ENTINDRIKA toa ny kakana io zao no tena miariary toa ny vay an-kandrina fa refa mamon'ny bozaka moa i lé8 d teneny ilay teny na d tsy azony izay lazainy d faly ny sainy, d otranzany koa reto mpanompony reto, d elah ry bekakana mandehana miverina T1 fa mamenatra raha tsy vitanlah ny mitsara zao fadisoana ataon'ny OSY MAINTY TOA anlah zao! menatsa be zah klé, PETSA be lisany @ maha dondrona anlisany fa asaivo fafan'ny gardien less io fa mamenatsa ah!


5. rayasin100 ( 13/07/2009 12:54)
Izany ve atao mahagaga e! sarotra ny mametraka ny tetzamita asiana lalamby eo amboniny mba hampitohy an\'i Bruxelles sy Antananarivo. Projet impossible izany ka tsy azo omena financement, fa mandeha ihany oah force one e! fa izay no logique kokoa ka eken\'ny rehetra tsara sady azo tanterahina e! ilay ordre constitutionnel ihany no eken\'ireo rehetra ireo ny extra izany tsy misy mahalala izany afatsy ry Ela nihetazana ka fotsy volo! Sinema daholo izay miseho fa ny tena izy dia ny Fandrobana ny harempirenena ihany na Teo Ihany no Miverina (TIM), na ny Heverina Amin\'izay ny Taloha (HAT), na ny Tonga ny Goaik\'antritra Vaovao (TGV) dia ny tonta ihany no mivadibadika eo! Catrel isantokatrano ve? sa menaka 12500 fmg ny litre? Misy teto daholo izany ry anona à! Ny iray mpiandry omby de ni-bizna ronono antavy, ny iray Dj de ni-bizna panneau pubicitaire de \"Toaka Gasy Vaoavao\". Ny election no aoka hitsara izay tena tian-dramalagasy é ! Na izy hisotro ronono na hanapi mba hanadino ny sosisory.Tsy laina ny coup d\'Etat na coup de Force.
6. reeves ( 13/07/2009 13:42)
sady ny KANOSA anie no manao Coup d`Etat e ! Matoa ianao manao coup d`Etat dia mahatsapa tena fa FAIBLE TSY SAHY HIATRIKA FIFIDIANANA !!!!
7. xxx ( 13/07/2009 21:04)

Misaotra amin'izay voalaza fa izao.
Ry mpomba TGV , mba tsinjovy ihany ny haja amam-boninanhitry ny firenena fa maro mpilaza ny tsy fahaizanareo tany Bruxelle any izao. Mbà mahalàlà menatra. Efa atosiky ny etsy sy eroa de mbola manao didreniondry ihany. Raha izaho no teo amin'ny toeranareo de aleoko nilevina impito mandifotra olona, marina moa !!!!!!!!!!!!!!!!
8. ouiandry ( 14/07/2009 05:32)
xxx:

Misaotra amin'izay voalaza fa izao.
Ry mpomba TGV , mba tsinjovy ihany ny haja amam-boninanhitry ny firenena fa maro mpilaza ny tsy fahaizanareo tany Bruxelle any izao. Mbà mahalàlà menatra. Efa atosiky ny etsy sy eroa de mbola manao didreniondry ihany. Raha izaho no teo amin'ny toeranareo de aleoko nilevina impito mandifotra olona, marina moa !!!!!!!!!!!!!!!!

rah ny haja ny firenena njay d aoka isika tsy hifanome lesona amizany satria ho anay TGV d ny fanajana ny firenena d manomboka @ fanajana ny vahoaka, izany fanajana ny vahoaka izany d manomboka @ fanomezana azy reo ny fahafahana hiasa malalaka, i lé8 anefa d tsy namela ny malagasy hifaninana taminy, fa nihezaka izy mba holasa MPANOMPONY SY MPIASANY DAHOLO NY malagasy, ny faritr'antananarivo sy ivakinakaratra no nanombohany izany tetindratsiny izany, efa fantatray fa ny manampahaizana no mitondra ny tany raha toa ka ny mpanambola no tompon'ny tany, misaotsa an'i le NAHARY fa tsy vitan'i lé8 ny faniriandratsiny, noho izany d aza be kozy bobaka fa ny vahoaka efa kopy fa tsy mila olon-tokana hifehy izao rehetra izao ny malagasy.


9. benkintana ( 14/07/2009 07:33)
Io ary lay nolazaiko anao tonton !!!
Mahorakoraka sahady ny feom-bahoaka ,ny feon'ny mpanohitra ,ny feon'izao tontolo izao mitaky ny hialan'io fanjakana sandoka io ,ary voapotsitra mafy dia mafy ny tgvendrana ato zany fa aoka aloha avelakely ry foza isany de lemana ndray ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0959