tafika malagasy mpikarama an'ady
1. milamm
(
14/07/2009 08:25)
« l’Armée, garante de la paix sociale, seul rempart contre l’anarchie et la Loi du plus riche ou du plus fort ».
mahagaga fa betsaka ny manamboninahitra ao @ tafika nefa tsy nisy nandeha nian'ady,na namokatra ho any tanindrazana.mahagaga ihany koa fa ny sous-officier no mitana ny hery ,Ny hany ho singaniko dia i Atoa Gal Ramanatsoa 1972,ao koa G.Andriamahazo 1975 ary i Ramakavelo 1991 izay nanao ny convention 31 oct.satria mba nijoro izy ireo @ fahaleovantenany tafika t@ ireny vanimpotoana ireny,nanao fikaonandoha izy ireo tsy ela izay hananganana ny Comite Militaire pour la defense Nationale notarihiny Amedee tsy azo antoka intsony aloha izy ireo

novalian'i fijo ny 15/07/2009 22:34
3. xxx
(
14/07/2009 08:29)
NY COLONEL SY ADJUDANT IZAO NO MIBAIKO REHEFA MANANA COMMANDEMENT IANAO DIA EFA DEBA KELY IZAY
4. milamm
(
14/07/2009 08:32)
dia ny jeneraly miisa 23 maka saosy aty @ mpanao politika ary vahoaka ampanginina @ basy marovava tsy hihetsika...
5. benkintana
(
14/07/2009 08:32)
Nalaina daholo ny fitaovam-piadiana teny an-tanàny dia nalefa ao @ toby Fisaka ,zany no mahatonga reo tafika sasany tsy afa-manohatra ,nefa misy dia misy tokoa ry zalahy ireo no te hanakenda reo kaporaly kely tony :roll:
6. milamm
(
14/07/2009 08:40)
ka ireto manamboninahitra mamba reraka reto no tena olana,raha mandeha eny Antsirabe misy ny toby sy fampianarana azy ireny izao isika dia misy soratra eny hjoe
8. benkintana
(
14/07/2009 09:02)
Tifirina tsirairay daholo reo miaramila namadika tanindrazana ireo ho lesona ho an'ny manaraka :twisted: :twisted:
9. diloo
(
14/07/2009 12:23)
Aza manao an'izany hoy i Bessa fa mbola ho ambony ny ambany:
Koa ny endrika vao2 @'izao fotoana dia:
-ny komanda no ambony noho ny jeneraly sy ny amiraly
-ny vatatay no ambony noho ny lietna sy ny adjida
-ny FIS no ambony noho ny filohalindahy nasionaly sy ny akimily
-ny mambra ny HAT ambony noho ny mpisolom-bavam-bahoaka
-ny filohan'ny mpitsara voatendrin'i Roidefou no ambony noho ny HCC mataho-basy
-ny vahoaka 13 mai ambony noho ny vahoaka manerana ny nosy
-ny ambassadeur de france ambony noho i Andry TGV
-i Ramaroson ambony noho i Sarla,Lelyson,sy Rakotonandrasana
-ny basin'ny CAPSAT ambony noho ny vahaoka sy ireo voasorona
-ny 4x4 ny UA ambony noho ny fahantram-bahoaka
-ny alouettes d'occasion 400 000 euros ny vidin'ny tsirairay mety hitondrana
ny urnes misy bulletins de votes voahomana mialoha, dia ambony noho ny tena safimdim-bahoaka ho afenina.
-ny fikarakarana ny fiainam-bahoaka dia ambany noho ny ...aleo hajanona eto ny fampitahana fa tsy tapitra eto ny lisitra.
Fehiny dia tanteraka ihany ny famonanian'i raBessa: mbola ho ambany ny ambony e e, fa aza manao an'izany mba andeha @'ny laoniny ny fiainambahoaka sy ny Tanindrazana.
:wink: :)

10. benkintana
(
14/07/2009 15:29)
Fehiny dia tanteraka ihany ny famonanian'i raBessa: mbola ho ambany ny ambony e e, fa aza manao an'izany mba andeha @'ny laoniny ny fiainambahoaka sy ny Tanindrazana.
=D> =D> =D>
12. benkintana
(
14/07/2009 15:59)
Aoka lesy bainn a,ANDRIANAMPOINIMERINA2 ,kay leaza a,mety mihodina mintsy izy zay maheno an'zao raharam-pirenena savoritaka zao angambany klé :roll:
13. milamm
(
14/07/2009 20:14)
Henatry ny firenena dolidoly ry lerony taorinany 1960 reny fa amiko i,Kln Ratsimandrava sy Pr Zafy.A ihany no mba nanana patriotism fa ny sisa dia fotaka dolidoly
14. diloo
(
14/07/2009 23:15)
Akory aby,
Miala tsiny aho fa somary mandreraka be ny mamaky ny foto-pisainana etsy ambony. Hajaiko anefa ny liberté d'opinion.
Fa raha mety dia tsara, na dia tsy miombok'hevitra isika tsirairay avy, dia ataovy resaka samy malagasy fa aza asiana resaka foko, aza asiana resaka andevo na Andrianampoi izany moa ry zalahy. Efa repoblika isika izao fa tsy misy monarchie intsony.
Araka izany dia citoyen malagasy no vaninandro hiainantsika fa tsy misy intsony ny resaka sujet royal. Donc tsy tokony misy resaka andevo sns.
Manaova resaka mahasoa @'ny maha samy malagasy eran'ny Nosy. Ary raiso ho arembe antsika malagasy ny fisian'ny 18 foko.
Plus isika mitarazoka @'ny racisme tsy mampadroso, dia ny fiainana sur place antsika ihany no araraotin'ny hery vahiny sy ny paikan'ireo mpanao politika
hakana ny fitondrana.
Ny olombitsy borné @'ny toe-tsaina raciste, dia fototsakafon' ireo mpanao politika izay manana tombontsoa ho hisian'ny fizarazarana ny samy malagasy.
Gasy ka manja daholo anie ry zalahy e. Koa raha tsy mifanaja @'ny tsisy antony eto isika dia mazava ho azy fa lasan'ny vazaha jiaby ireo tanora vavy eran'ny Nosy.
Tsy manjary hoy ny viavy maro ny lehilahy gasy: sady raciste no matchos.
Dia io resaka racisme io no mampibontsona ny sasany. Ireny no atao hoe tsy misy apoaka no sady lâche. :-P :evil:

15. ouiandry
(
15/07/2009 04:41)
diloo:
Tsy manjary hoy ny viavy maro ny lehilahy gasy: sady raciste no matchos.
atsiarovana an'ilay personazy t@ Shrek zay zao fomba fanoanana hevitra zao
:-D :-D :-D :-D :-D :-* :-* :-* :-*
16. benkintana
(
15/07/2009 04:56)
Aza manao vinavina eo elah leity a, elah zao no vendrana eto na hihodian hanova ps firy eto elah dia kobo foana le fomba fisainana voretra :-D :-D
17. fijo
(
15/07/2009 22:34)
marina izany ry diloo;ny tsy mampandroso antsik adia io fisainana tsy manaiky hiova io.