Filafila fotsiny ve sa fitsapana sa ...?

1. xxx ( 13/07/2009 08:58)
Misy sipa izay zany miaraka @ko efa amam-bolana, de zao izy ohatran'ny tena mila vaniny be zany e!! rehefa miantso azy iny zah de tsy raisiny mihitsy le phone, lazainy fa tsy henony mihitsy hono, !! de izahay kou mpiara-miasa de ts'aiko rah misy kôfa manadala anazy ngamba fa toa mitsoatsoaka be foana izy rehefa mahita anah!! izy nefa milaza fa tena tia ahy, de tena mi-juré devant Dieu mitsy izy fa oe tsy misy olon-kafa manadala azy izany hono!! nefa le fihetsiny tena mampanahy ahy mafy mihitsy!!, teo aloha teo zahay mbola miara-mandende kely ihany rehefa pause, de rehefa mody koa fa @zao hono Week-end ihany zahay vao tokony hiaraka fa hoe: maika foana izy! inn n tokony ataoko e!? Ampio ze mahita vaha-olana!! :-o
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:50
2. gabidemony ( 13/07/2009 10:40)
Mety hoe mba te hisitaka kely izy maka espace kely, ny tiko lazaina de hoe izy mbola tia anao fa mety hoe mety leo kely izy ny mahitanao fòna naizanaiza misy azy de iny ianao.Fa izany tsy hoe tsy fitiavana diso be ianao fa arao @ zay onjany eo f'aza alefa lavitra le eritreritra fa na ho ela na ho aingana de mbola ho tratra òtran'io ko ianao fa calm fotsiny oa eh :!: :!: ;-)
3. simplex ( 13/07/2009 10:43)

1- don't korapaka
2- relax and be happy

;-)
4. pissoa ( 13/07/2009 12:53)
:-D :-D :-D
5. xxx ( 13/07/2009 13:00)
Mpandefa : gabidemony [ Valio ] 13-07-2009 12:40:48
Lohateny : Re : Filafila fotsiny ve sa fitsapana sa ...?
Mety hoe mba te hisitaka kely izy maka espace kely, ny tiko lazaina de hoe izy mbola tia anao fa mety hoe mety leo kely izy ny mahitanao fòna naizanaiza misy azy de iny ianao

mbola mpisipa ve de efa we leo sahady ny mifankahita isan'andro???

Raha ny fahitako azy ndray de mety tsy tian'le sipa nareo le we mpiara-miasa no miaraka. Resaka asa no pble fa tsy we filafila na fitsapana akory.
6. nathie86 ( 13/07/2009 13:17)
tonga d resaho iz ko. Teneno azy reo nosoratanao ireo, d apetraho @ ny fanontaninao io "In no tokony hatako". D azonao ny valiny :)
7. Papoose ( 13/07/2009 18:27)
dia aza miantso intsony aloha fa sady lany credit fotsiny no marary fo kely dia inona koa no manaraka!!!
8. reve ( 13/07/2009 19:41)
calmos aloha! ra namana a! raha tena misy ny fitiavana dia mila maharitra kely !mety mila maka saina kely tokoa izy eny fa na dia inao aza! fa zao aza atao ela loatra sao lozan'ny omby miahaka an! :-D :-P :D
9. milamm ( 14/07/2009 07:06)
marna zan le koziny simplex oe don\'t korapaka e,fa milamm fotsiny
alefaso ts1/1 fa tsy ts2/2
de aleo ny behovoka no andeha aloha
tsy mila mivakl an\'ela le sipa fa mila rivotra kely ,hafa indray hazaina less a
10. xxx ( 14/07/2009 07:26)
Okay e!! misaotra betsaka fa manana namana tokoa manana anareo e!! soa fa nisy ity!
11. ikaretsaka ( 14/07/2009 13:49)
simplex:


1- don't korapaka
2- relax and be happy

;-)

Amen to that brodah


12. ari.malala ( 15/07/2009 06:18)
alefaso ts1/1 fa tsy ts2/2
de aleo ny behovoka no andeha aloha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. navigo ( 27/07/2009 05:58)
Sao d mi-colle be aminy kosa nareo , d mi-étoufé anazy, tsy d voany sipa manko io an!!! fa andramo tsy rarahina kely oe :D
14. kotobekibo ( 28/07/2009 00:39)
Tena mety tofoka b @ ilay presence tsy anky ato kosa izy e!
ref pause miaraka , mody miaraka , WE miaraka ....
Normal raha tofoka izy , mba mila kely ny espace-ny sy ny zaridainany kely anie izy e! tsy an'élah irery izy !
sipan'élah izy fa tsy akanjo na kiraron'élah !
toy izany koa ny phone , raha miantso isan'andro lasa toy ny contrôle fa tsy fitiavana ,
Otran'ny mahatsiaro tena mila manao compte rendu lava izao izy .
Atokiso lesy izy d izay a!
aza asarotina lé fihainana . ;-)
15. sakaizakely ( 28/07/2009 14:19)
zany mba hevitr'i bebida e

mpisipa ranga normale raha mifampiantso na impolo isanandro ara, tsy mijanona raha tsy lany krédi , mikatsaka moyens ambony ambany ahitana fika ifandraisana am le oul, na fone, na esemesy, na taratasy kely atao avion de atsipitsipy eny sns...:-D :-D :-D :-D :-D

raha hitanao fa miantso le oul de minimum fahalalampomba mamerina ny antsony, mialatsiny hoe tsy afaka aho teo fa zao vao hitako le izy de tonga de miantso anao izao

fa oul mamilafila zany ka na mi jurer takininn ara de oul môla fôpla lâche tsy alehany fa atsipazo any manjary ataony fanao le mamilafila
n'importe naoak :�) :�) :�)
16. fijo ( 30/07/2009 19:50)
sakaiza an,bandy kely vao nanao sipa io,de tsapan'ilay sipa de io ampijaliany io.hialao letsy ry akama dia milamina an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5617