barack...

1. xxx ( 14/07/2009 08:08)
Miala tsy fa naka repos kely ilay mpametaka afisy officiel tao aorian'ny zavatra nanjo azy noho ny nataon'i andrywui ka dia soloko vetivety izy.

Dans son discours sur l'Afrique au Ghana, Barack Obama a appelé les africains à ne plus mettre leurs maux sur le dos de la colonisation.

Notsongaiko tao amin'ny site sobika.com
2. benkintana ( 14/07/2009 08:26)
Diso be elah ry patrick 2002 fa elah ve 49 aty aoriana dia mbola mihevitra fa ny mpanjanaka foana no fototry ny fahatran'ny Malagasy ,ary inona no hiafenan'elah ao sa menatra an'i kidoro koa elah ty,io tia kely io ,io foza io ,zany lesy efa paikan'ireto tgv fopla reto a!!! :roll: :roll:
3. xxx ( 14/07/2009 08:46)
Io no zavatra nolazain'ny prezidan'ny bekintana fa tsy misy hevitro io na kely aza.
4. benkintana ( 14/07/2009 09:07)
Tsy mandà le kôzy zah lesy a!
Ny mal ato amintsika zao dia hiaraha-malala fa ty Andry ty ,izay manao otage ny Malagasy ,lery ihany sy ny fomba fitondrany no naha voasazy antsika tsy hahazo fanampiana avy any ivelany izao !!dia iza hozy nareo no maux ao ratsy tsy reto tgv reto
5. xxx ( 14/07/2009 09:15)
Marina aloha fa tamin'ny andron-dravalo dia kely sisa no tsy naha mpikambana atsika tao amin'ny G8 e! Fito taona monja dia efa niroborobo be i Madagasikara (azafady antananarivo). Ty TGV ity tena.
6. benkintana ( 14/07/2009 09:28)
Kobo i essera klé,elah anie tratrako tao ambadika tao nedala
, fa ahoana no manao adina foza klé!!!,ary inona leity no nahazo anelah tao sa nolatsahin'ny fanahy masina tao dia nisokatra ny mason'elah ve ha ha ha,efa hoe mba mivavaha hoy andrywui fa afaka eo ihany io demony lisany io
7. ouiandry ( 14/07/2009 10:03)
benkintana:

Kobo i essera klé,elah anie tratrako tao ambadika tao nedala
, fa ahoana no manao adina foza klé!!!,ary inona leity no nahazo anelah tao sa nolatsahin'ny fanahy masina tao dia nisokatra ny mason'elah ve ha ha ha,efa hoe mba mivavaha hoy andrywui fa afaka eo ihany io demony lisany io

mipetra tsara elah ry be kankana MPANOMPO MAHAFATRA-PO an'i lé8, ataoko fa ny biby osy mainty aza efa nitsoka an'i lé8 fa elah d mbola mirediredy mampiakatra morala eto ihany manantena tsy misy letsy ry bekakana no sarotra fa le mamoy mora fona a! elah na in lazainlah na in d zao zany lé8 zany efa natao nampamangy fa tsy miverina eo tsony, ny fiankams moa d efa leo ny rediredin'elah jereo fa lazain'elah fa rapa le manoratra d avy eo ndray lazain'elah fa essera hita mintsy elah fa surmené efa mitapy PETSA ndray bekakana hahahahahahahah...


8. xxx ( 14/07/2009 10:16)
izay no maha biby mitourne a n elehy ity ry andrywui izao ka wuiandry indray ,dia ahoana koa lesy ny manaraka ,
resaka ampiadiana lesy an mbola tsy fay ihany elahy io
9. ouiandry ( 14/07/2009 10:30)
xxx:

izay no maha biby mitourne a n elehy ity ry andrywui izao ka wuiandry indray ,dia ahoana koa lesy ny manaraka ,
resaka ampiadiana lesy an mbola tsy fay ihany elahy io

aza misolomaso elah oa, d zah lity tsy matahotra anlisany matoa za mikozy eto ah, efa nokoziko teto na ny mpiandry vavady linsany aza fa za ndray tsy miala eto na pehanlisany daholo aza ny PS-ko, ny fianakams less zanaka miaramila tsy matahotra basy mipoka, elah io zao no tena ambany nony biby satria jereo oa fa ny OSY MAINTY n'i lé8 aza efa namotsotra anazy fa elah mbola manantena ny maty hitsangakovelona @ mahadondrona an'elah, satria tsy misy atokona elah refa tsisy ny volan'i lé8, aiza ka manangombola ve less lisany anaovana asa fanakorontanana aty dago, kozy no omeko anlisany fa lisany ndray tsy afaka zany raha tonga aty an, efa kobonay fa misy mikasa ny handeha aty lisany ato ato fa d mihomana refa tonga eny Ivato fa vitamatavy an!

10. benkintana ( 14/07/2009 15:19)



efa kobonay fa misy mikasa ny handeha aty lisany ato ato fa d mihomana refa tonga eny Ivato fa vitamatavy an

Tsy afaka demony tany ndray le ala ty zany no milaza fa any dago ha ha ha,

l
azain'elah fa rapa le manoratra d avy eo ndray lazain'elah fa essera

rapa zao efa miafina ,i essera za efa miafina ,satria menatra ry zalahy ireo @ ty rediredin'elah ty,misy ihany anie ireo tgv vonona ny hifanakalo hevitra fa elah ty dia tena manala-baraka ndry lerony mintsy,zaza ratrsy taiza :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1367