Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fahamarinana ( 13/07/2009 08:14)
sos fa tsy mandeha rvg o !!
:arrow: Tsy haiko na ato na informatika fa dia eto aloha no napetrako an ! Sorena be sy [b]malahelo[/b] fa hatramin'ny zoma dia tsy mandeha ny rvg-ko nefa ny namana maheno daholo !...mba vonjeo raha... tohiny
soanja ( 13/07/2009 07:52)
Ny Zanahary (Finoana Malagasy-Soanja)
Fintiniko eto ny fomba fijerin'i Ntaolo ny atao hoe Andriamanitra na Zanahary aminy, raha tohizantsika ny dinika tery ambany. Tsy voatery ho io no tena izy fa io no fanadihadihana nataoko momba ir... tohiny
novalian'i soanja ny 28/07/2009 13:11
zoam ( 13/07/2009 03:56)
toa mety hiverina anisa andro indray izahay mianakavy kely
inona indray izao no wawa an'ry tgv eto ,hanao election hono,izay no mba dernier carte ,efa fanatra fa tsy hisy hanaiky an'izany eo na ny communaute international na ny gasy ,tsy mbola nahita mpitond... tohiny
novalian'i zoam ny 13/07/2009 22:33
TEGEVE ( 12/07/2009 21:27)
Tsy nampoiziko le daka tsy hita maso
Anaka isany, Nino mafy ery ny tenako ny handray le 700Millions Euros avy any Eropa,tssssss,tsy hitako akory ny lokony,tena OK Tsy azo atao mahoraka be iny fa le 1million Dollars iny aloha resahina r... tohiny
xxx ( 12/07/2009 21:03)
Fomba famaky Baiboly
Manahoana daholo! Ahoana kay ny fomba hamakinareo baiboly? Izaho manokana manko dia mivavaka aloha, mangataka fanazavana etc dia avy eo maka pejy iray \"au hasard\" ka izay iantefan\'ny masoko eo no h... tohiny
novalian'i Ratoa ny 18/07/2009 18:01
ndotofetsy ( 12/07/2009 20:48)
tsy hita intsony i yuka noue andrywui oay ravalotgv
era sa ve voasakan i hery be daholo ... tohiny
ndotofetsy ( 12/07/2009 18:15)
raha toa ka miverina i ra8 fa tsy
raha toa ka averina eto mada aza i ra8 sy deba nefa i tgv no mbola filohan ny tetezamita satria mbola anaty tetezamita isika amizao. atao hoe: mahazo milatatsaka daholo ny rehetra. foanana dahol... tohiny
novalian'i milamm ny 13/07/2009 16:10
JOSIAH ( 12/07/2009 13:48)
youtube na dailimotion ampio o
Za hoa mba te hametraka vieo ao @youtube na dalimotion nefa tsy haiko hoe ahoana ka mba mila fanampiana avy aminareo namana e :} ... tohiny
novalian'i ni81 ny 13/07/2009 07:02
Radomy ( 12/07/2009 09:28)
Raha miziriziry @heviny Andry TGV dia tokony ho samborina
Miarahaba indray, Mahagagasy mahasadaikatra ihany ny mahita fa @ izao fotoana izao(2009) dia mbola tsy misy tompon'andraikitra sy olona matotra ihany eo@ fitantanana ny raharaham-pirenena. Hita... tohiny
hery ( 12/07/2009 07:26)
Raha hi-bizna
Hitady asa? Hanome asa? Hivarotra "entana"? :-p Hividy entana? Hivarotra fiara sy kojakoja isan-karazany sns? Hitady namana na fitiavana ? (bizna koa izany) :-) Nohavaozina ny site [url]http://bizna... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:23
vitamatavy ( 12/07/2009 04:53)
maninona moa raha tonga dia tsorina ny resaka
HITA BE MIHITSY FA MATAHOTRA AN'I RA8 NY HAT SY NY TGV NOHO IREO RATSY VITANY DIA HIEZAHANA SAKANA MAFY MIHITSY ,IZAO KA DIA HOE AAHAFOHEZINA HONO NY TRANSITION ARY HO ATAO ALOHA NY ELECTION,MANAO MAR... tohiny
sylvain ( 11/07/2009 20:11)
Tantara tsara ho fantatra: Madagascar et la Réunion
Tsara ho fantatry ny akamaroan-tsika malagasy ary zava-dehibe ho an-drizareo réunionais, ka haraho hatr@ farany ity video ty: http://video.google.fr/videoplay?docid=-3083863814609777487&ei=uu9YSvquM... tohiny
novalian'i rhina ny 18/09/2009 08:16
rtcflora ( 11/07/2009 19:51)
marina ve
marina ve fa mahamainty zaza ny misotro coca,de fady manao colier koa hono de inona koa ny mbola mety ho fady ny olona bevoka fa za nilazanolona ireo de lasa somary nataotra kely .mba lazao zay mbo... tohiny
novalian'i mirana5 ny 25/07/2009 19:38
xxx ( 11/07/2009 15:02)
TSY HITAKO IZAY ATAO
couples 4 zahay no miara-mipetraka ary efa 2taona izay no niarahanay nonina @na trano 3 locales ity, Izaho(25 ans) sy ny vadiko (Lanto)(22 ans) ary Fidy(30 ans) sy ny vadiny (Fanja)(28 Ans) Mpinamana... tohiny
novalian'i xxx ny 27/08/2009 14:26
locl ( 11/07/2009 11:56)
Nankaiza nankaiza
Nankaiza nankaiza ry TGViste tety fa toa ny TIM sisa mijoro eto. Voan'ny bala tany Bruxelle ve ka dia mbola fanina ka misafidy ny mangina??? Angamba fotoana tokony hisainana amin'izy izao an! Ts... tohiny
roxanaha ( 11/07/2009 09:12)
tsy nisy ovulation nefa tonga ihany lay red red
possible ve zany ry zareo???... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:36
zoam ( 11/07/2009 03:50)
tapina ny domy
tsy mety tafavoaka mihitsy Hat sy ry tgv,tsy misy vola, ny communauté internation tsy mety hanomeha vola sy reconnaissance mihitsy,mbola mitady hanao forcing nefa efa nanmpitandrina ny firenena lehib... tohiny
novalian'i zoam ny 14/07/2009 06:54
Ratoa ( 10/07/2009 21:30)
Recette na soupe vientiane
Iza no manana recete-na soupe vientiane?... tohiny
novalian'i Tazana ny 16/07/2009 22:30
ndaty ( 10/07/2009 20:58)
MANANDAFY
manandafy nasaina??? no problematique, satria: - Manandafy nationalité frantsay - zanak'i Manandafy natioanalité frantsay sy mipetraka ary miasa ao France Une seule question: [u][b]FA NAHO... tohiny
tsikiowa ( 10/07/2009 18:55)
ARNAK ARNAK, Tsaroanareo ve iny resaka iny????
Raha nijery fandaharana manokana tamin'ny reporters aho teo mikasika ilay arnaque be avy any AFRIQUE, dia tena mihaiky ny fahakingà-tsainan-jareo aho....Tena tonta kely amin'ny internet mihitsy. B... tohiny
novalian'i tess ny 23/07/2009 10:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0217