Nankaiza nankaiza
1. locl
(
11/07/2009 11:56)
Nankaiza nankaiza ry TGViste tety fa toa ny TIM sisa mijoro eto.
Voan'ny bala tany Bruxelle ve ka dia mbola fanina ka misafidy ny mangina???
Angamba fotoana tokony hisainana amin'izy izao an! Tsy ho lasa lavitra eo intsony nareo, Rav8 ity no noherina ho tapenana fa toa hianareo ity no tapi-dalakaleha.
Dia hisafidy ny Saodianina ve? aza hadino fa ny Malagasy izay nohevirna ho nomba TGV teo aloha dia anti-musulman, ary tsy tia herika izay fifanarahana @ saodianina.
Miverena mora ao @ Dada aloha e!

novalian'i benkintana ny 12/07/2009 22:30
2. menalamba
(
11/07/2009 14:29)
Draiii ..lahy ity teninao ry Loci :�) Sao dia mainka hampamoifo olona eto ianao ,mafy anié ireny rara-tefaka nahazo tany @ UE ireny ka mbola hampianao trotraka eto indray é,moa ireto GTT koa tsy mety lefy ka tena mampivala-ketraka ny sasany. :^) :^)
3. ouiandry
(
11/07/2009 15:27)
menalamba:
Draiii ..lahy ity teninao ry Loci :�) Sao dia mainka hampamoifo olona eto ianao ,mafy anié ireny rara-tefaka nahazo tany @ UE ireny ka mbola hampianao trotraka eto indray é,moa ireto GTT koa tsy mety lefy ka tena mampivala-ketraka ny sasany. :^) :^)
maivana be ny adva d aleo tsy manenjika ny efa resy, ny anay zao no mitondra na inn lazain'ny OSY MAINTY izy DIKY ENTINDRIKA na inn, tsy milay tsony alou ny mande eto satria efa tsisy lazaina hafa tsy ny hetsiki'ny MPANAVAKAVABOLOKODITRA avy any an-dafy any sisa ny TIM d aleo ho anareo aloha ny sehatra mba hampiononanareo ny tenanareo, fa efa PETSA loatranareo ka tsy milay fa aza manonofy aloha raha toa ka ny fianakams andrywui no heverinareo fa hivadika TIM!
4. RakotovaoJo
(
11/07/2009 17:37)
inona indray no mbola hidiran'isé ato manalabaraka ny fianakaviana?
5. bazylou
(
11/07/2009 18:08)
voan'ny bala inona moa izay;; tsy mbola izy ve izao no mitondra ny baolina e???
6. zandikely
(
11/07/2009 18:17)
locl:
LAZAO TSOTRA HOE IANAO NO ANTI-MUSULMAN FA TSY NY VAHOAKA MALAGASY HOSORAM-POTAKA
FA FIRY NY ISANA MALAGASY MUSULMAN AMIN'IZAO?
Tu es vraiment Islamophobe! Mba velaro ny saina fa aza atao ambany be tahaka izany ny fisainana.
7. locl
(
11/07/2009 19:01)
Mahafinaritra be zandrikely a! tena zandrikely marina hianao ka tsy mahalala ny tena ao ampo ny Malagasy.
Ny Malagasy dia nahay nampifandray ny culture t@ religion, ary tena nandeha le izy satria anisany firenena tena mpino isika "Kristianina" io.
Marina fa misy ankolafiny izay atao hoe vitsy an'isa Musulman ao, kanefa raha ny zava-misy dia tsy mifanaraka @ toe-tsaina maha-Malagasy le finona, ary izay no asahiko milaza fa sarotra ny hanaiky ny fisiany Musulman hanjaka ao.
Hadinonao angaha le resabe t@ andro nananganana ny mosqué ankorondrano sy anosizato izay nanimba ny image deba teo @ ireo kristianina izay maro an'isa mpifidy sy mpanara-baovao.
Tsy islamophobe aho raha milaza izany fa ny zava-misy ao antanana no lazaiko anao

8. RakotovaoJo
(
11/07/2009 19:07)
zay no maha zandy kely azy e! tsy hainy ny politika, io teny frantsay io aza jereo moa ity hadisoana ataony? mitenena ra-zandry ny teningasintsika a! mety ahavoaka kokoa hevitra angamba?
10. zandikely
(
12/07/2009 00:45)
Raha ohatra hoe raisina hoe Madagascar dia Antananarivo fotsiny dia mitombina ny filazanareo fa hoe vitsy an'isa ny silamo aty Madagascar, fa raha mankany Majunga angamba dia mety ho hafa ny fomba fijery.
13 % n'ny vahoaka Malagasy ange izao manaraka ny finoana Silamo aty Madagascar, mety vitsy an'iza saingy tsy azo atao tsinontsinona, indrindra raha ny sehatra tantantanan'ireo olona ireo amin'ny lafiny ara-toekarena.
Marina fa mety misy olona mpanao politika mety tsy tia Silamo, izany ve dia ampy hilazana fa tsy tia silamo ny vahoaka Malagasy kanefa misy vahoaka Malagasy izao manaraka finoana Silamo.
Tsara ampatsiavina fa raha manaraka ny tantara ianareo dia ny Silamo no tonga voalohany teto Madagascar ( tamin'ny taonjato faha 12 dia efa nisy Silamo tafiditra teto). Aza odiana tsy hita influences arabes amin'ny fomba fiainana Malagasy, ohatra l'île Ibrahim ( nadika hoe Nosy Borahim, nosy boraha), salama ,avy tamin'ny teny arabo Salam.
Tamin'ny 10 août 1500 vao nahita an'i Madagascar ingahy Diégo Dias, portugais, izay nitondra misionnaire kristianina voalohany.
Aza odiana tsy fantatra re ny tantara sa efa tsy mba namaky ny tantaran'ny Madagasikara malalantsika ity koa ianareo.

11. zoam
(
12/07/2009 04:36)
vitsy izany musulmnan gasy izany e,kaomorianina na karana na afrikanina fa mbola vitsy izany tena gasy musulman izany ,aza dia milaza abobo eto.
12. hery
(
12/07/2009 07:32)
Ny tiako amin'ilay silamo k'lou dia mahazo manambady bedabe e :-p
Zandikely> raha mankany Mahajanga zany dia afaka manafika sipa maromaro miaraka? :-p

14. ndotofetsy
(
12/07/2009 08:13)
o a hery aa aa manao vava hitan ny avo kosa fa sao dia oazan ny tim tampoka eo
15. zandikely
(
12/07/2009 11:58)
Hery:
Efa tamindry lalàna Saikaizam-bohitra no nandrarana ny resaka polygamie teto Madagascar, nanomboka tamin'ny andron'i Ranavalona II, ary dia mbola nohamafisina iany koa tamin'ny Code des 305 articles.
Tamin'ny andron'Andrianampoinimerina dia tena naneranana an'i Madagascar ny polygamie, fa taty Imerina dia ny Mpanjaka iany no mahazo manana vady 12 fa ny sisa dia 3 na 4 iany.
Niova anefa izany nanomboka tamin'i Ranavalona II, teo moa ny influence n'ireo misionera kristianina fa teo iany koa ny tsy fanekeny ny polygamie karazana fanambaniana ny vehivavy.
Ny législation matrimoniale malgache tsy ny mariage monogamie iany ny ekena.

16. ndotofetsy
(
12/07/2009 12:08)
averina indray izany ny mpanjaka raha izao no mitohy dia iza no ho mpanjaka eto zao ra hery ve :^) :^) :^)
18. ndotofetsy
(
12/07/2009 22:18)
xxx:
Lé resa-body zany no tena mahamaika an-drahery. :) bizna daholy zany.
milay kosa io aloha fa asan ny sasany ze tsy mahasaky doblira
:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D