toa mety hiverina anisa andro indray izahay mianakavy kely
1. zoam
(
13/07/2009 03:56)
inona indray izao no wawa an'ry tgv eto ,hanao election hono,izay no mba dernier carte ,efa fanatra fa tsy hisy hanaiky an'izany eo na ny communaute international na ny gasy ,tsy mbola nahita mpitondra manao otage ny vahoakany ohatran'ity aho akoatrany ny any birmanie,
novalian'i zoam ny 13/07/2009 22:33
2. xxx
(
13/07/2009 04:06)
minoa fotsiny ihany fa tsy maintsy vita io ary dia ho ra8 ihany no hitondra eo,efa matahotra mafy ry tgv sy hat hoe nanongampanjakana ,ho avy tsy ho ela ny fanapahana ny volony ireo collabo ireo eny @ 13mai,ary ry tgv ,roindefo ,ramarson ,rasirahonana,rakotonandrasana noel,cemgam fopla ,lylison ,commandant charles (fis de putes) dia ho vitamaty tsy ho ela ,nieritreritra ny hanjaka mille ans :-D :-D :-D *
ataon'ny dadanay mahmay ireny satria ny dadanay anie malaza rancunier be e :* :* :* asio leroa
ataon'ny dadanay mahmay ireny satria ny dadanay anie malaza rancunier be e :* :* :* asio leroa
3. ouiandry
(
13/07/2009 05:02)
zoam:
inona indray izao no wawa an'ry tgv eto ,hanao election hono,izay no mba dernier carte ,efa fanatra fa tsy hisy hanaiky an'izany eo na ny communaute international na ny gasy ,tsy mbola nahita mpitondra manao otage ny vahoakany ohatran'ity aho akoatrany ny any birmanie,
zoam oa @ maha antitra anazy d efa miverintsaina d tsy maaraka ny paika politika, d manao kirin'antitra fotsiny, ataovy ao antin'ny loha ry zanaka jomaka fa tsy miverina eo tsony lé8 na ina lazinlisany na in, ny mouvance anakitelo d ampy aneken'ny CI ny fifidianana, zao ry zoam raha tena zoam marina bain d tokony hokpoy fa zao mba omeo texte eto oe milaza ny fitakiana ny fiverenan'i lé8, fiverenana @ tany danlana no tadiavina fa tsy fiverenan'i lé8, d zao lé8 efa lasa natao nampangy ary efa kopy daholo na ny malagasy na ny CI fa tsy tsara ny fiverenany! fa na izany aza d mazo manonofy alou ny OSY MAINTY IZAY DIKY Entindrika fa zay sisa no azony atao,
--tapitra fa petsa loatra ny mpiondana raha tohizana!
4. benkintana
(
13/07/2009 11:15)
Ary toa tsisy heriny intsony ny tgv ato zany sa malahelo be fa le tgv serasera misaina indrindra ,tsy iza moa izany fa i MR KIDOROPAMBA nahatsikaritra le Andry sy ny fikafikany ,
Retsa lzotra koa anie ry zalahy ato izany e,ao fa tsy velezinay mafy é ha ha ha :-D :-D
Retsa lzotra koa anie ry zalahy ato izany e,ao fa tsy velezinay mafy é ha ha ha :-D :-D
5. majakely
(
13/07/2009 15:08)
Na rariny na tsy de pour le moment de mbola i ANdry no eo...tsy i ra8 ,tsy iza fa TGV!!donc taisezz voussss!!! :lol:
6. milamm
(
13/07/2009 15:38)
izay no mahatonga ny olona miteny eto ry majakely satria tsy manaiky,ny mangina otranao no manaiky izany fanjakany baroa izany :-P
7. zoam
(
13/07/2009 22:33)
ho hitantsika eo eo ra8 tsy tafaverina eo ,za aloha dia efa miomana nyhanao fety ,mino aho fa tsy maintsy miala eo io tgv sy ny hat io ,on verra
