raha toa ka miverina i ra8 fa tsy
1. ndotofetsy
(
12/07/2009 18:15)
raha toa ka averina eto mada aza i ra8 sy deba nefa i tgv no mbola filohan ny tetezamita satria mbola anaty tetezamita isika amizao.
atao hoe:
mahazo milatatsaka daholo ny rehetra.
foanana daholo ny enjika natao t@ ireo mpitondra taloha
foanana ny helok i tgv koa
tsy misy mahazo mitondra basy ny miaramila nanakaiky mpitondra h@ zay
dia hoy aho hoe iza no ho lany
atao hoe:
mahazo milatatsaka daholo ny rehetra.
foanana daholo ny enjika natao t@ ireo mpitondra taloha
foanana ny helok i tgv koa
tsy misy mahazo mitondra basy ny miaramila nanakaiky mpitondra h@ zay
dia hoy aho hoe iza no ho lany
novalian'i milamm ny 13/07/2009 16:10
2. kidoropamba
(
12/07/2009 18:35)
Azo amnistiéna aloha ve iny coup d'Etat iny? Azo amnistié-na ve ireny fitarihana vahoaka ho tifirina ireny sa ahoana?
Raha azo dia afaka milatsaka rajoueliine. Sinon, dehors!
:evil: :/ :twisted: :P 8)
Raha azo dia afaka milatsaka rajoueliine. Sinon, dehors!
:evil: :/ :twisted: :P 8)
3. zoam
(
12/07/2009 20:15)
f'angaha ry kidoro nivadika kle ,elahy io anie toa nafana f b ery nanohana an'i tgv e sa tsy nahazo seza dia nivadika koa :-D :-D :-D
4. benkintana
(
12/07/2009 20:23)
Tonga soa ianao ry kidoro ,arabaina soa arabaina tsara ,ary naneho ny fomba fijerinao @ maha kidoro anao dia efa zava dehibe sy olona manàna ny maha izy azy ,tsy olona fanatika fa mijery ny hahasoa ny firenentsika,raha azonao atao ny manokatra ny mason'ny patrick2002 ,ry Oay,i andrywui aza resahina fa efa olona adala , mazotoa lesy bandy akama a ;-)
5. zoam
(
12/07/2009 20:36)
les sous officiers ao @ capsat koa mba rahoviana no ho lasa toa an'i ry kidoro
6. benkintana
(
12/07/2009 20:57)
Rha mbola misaina ihany ry zalahy ireo dia mbola eo koa ny fanantenana fa hisokatra ny masony
7. milamm
(
12/07/2009 21:06)
amnistie izany raha coup d'etat tsy azo avotsotra fa tsaraina,na dia tokony hitokana aza sy hahaleo tena ny fitsarana dia tsy mety fa aleo ireo regime parlementaire ny vahoaka avy @ solotenany isamparitra ihany no afaka mitsara an'izany ireny solombavambahoaka sy antenimierandoholona satria ny HCC dia efa ela niondrika noho ny tsolotra sy fampihorohoroana niseho ny tafika moa tsy lazaina intsony fa efa tokony nofoanana taorinany 1947
8. milamm
(
12/07/2009 21:08)
raha foanana ny heloka dia foana ny lalana izany hoe fanjakana baranahiny
9. xxx
(
12/07/2009 21:37)
taiza no mba nisy fanjakana izany e ,ry koutity mpamono olona tokony higaja mamndrapahafatiny aza nivoaka
10. benkintana
(
12/07/2009 21:49)
Ka zay indrindra no voalazan'ny milamm io xxx8
Noho izany misy ny fampiharana ny lalàna ,izay natao ho an'olona rehetra,ary tsy tokony ho latsaka @ ilay fandrika ny hifanenjika foana ihany koa,satria fotsiny tsy ekipako io na tsy mitovy hivitra amiko io
Noho izany misy ny fampiharana ny lalàna ,izay natao ho an'olona rehetra,ary tsy tokony ho latsaka @ ilay fandrika ny hifanenjika foana ihany koa,satria fotsiny tsy ekipako io na tsy mitovy hivitra amiko io
11. ouiandry
(
13/07/2009 05:32)
tsy Andry Rajoelina less ry zalah no matahotra fifidianana a, d aleo azava fa Andry Rajoelina tsy maintsy mitondra @ repoblika fah4, ataovy zay ataonlisany fa tsy maintsy zay io! mba nisy kopy ve lisany teto sa mody fanina ny nihaonan'i Andry Rajoelina t@ minisitra frantsay vitsivitsy nandritra ny fandalovany tao paris t@ 08/07, miesona oa ny OSY MAINTY satria Tsy misy loha isainana fa efa zatra DIKY ENTINDRIKA.
12. xxx
(
13/07/2009 07:30)
iza daholo izany minisitra vitsivitsy izany ra wui? aza mandainga p.. eo a
13. rayasin100
(
13/07/2009 13:28)
Ngah ny ministra frantsay no hifidy izay ho filoha eto? Tsy lany olomanga koa ny tanana ka aoka tsy ho vafatotry Rajoelle na Ra8 na Deba na un certain P.R que la France avait herbergé et preparé... , na ireo mpitondra mandritra ny tetezamita izao! Misy foana ny surprise amin'ny fifidianana raha eto Dago noresahina. Tsy hitanareo ve ry Vahombey efe nanao fanambarana tamin'ny Gazety ireny é! Aleo ho entin'ny artiste indray e!
Matoa koa vonona hanafohy ny tetezamita dia efa tsy poainsa ny stratégie e! Tsy misy vola hanamborana tetezana fa efa lany nividianana force one! :lol: :D :D :lol: :)
Matoa koa vonona hanafohy ny tetezamita dia efa tsy poainsa ny stratégie e! Tsy misy vola hanamborana tetezana fa efa lany nividianana force one! :lol: :D :D :lol: :)
14. milamm
(
13/07/2009 16:10)
ka izay le izy ny mpanaraka ny antoko no mifandramatra otrany alika nefa ny hena any ampelatanany mpanao politika,ireo mpanao politika ireo izao no tokony handalo fitsarana voalohany nefa misy dingana arahina anatanterahana izany dia fampiatoana sy fisamborana ireto mpanao otazy fanjakana sy vahoaka ireto dia miverina ho filoha symbolic Ravalomanana ary miara-mikaondoha ny lafy valo sy ireo olomboafidy henimparitra @ ankolafy rehetra na ekonomia,lalana,fiarovana sy sosialy ary koltoraly,marihiko fa ny regime parlementaire no vahaolana toy ny eritreritry i Atoa Zafy.A t@ governementa faha3 ,ny tsy nahatanteraka izany dia satria ho voasambotra i Andry raha io no ho tanteraka ka hiroso ny fikarakarana ny lalam-pifidianana sy ny fampandehan-draharaha aqnkapobeny
