Otran'ny akoho voakapoka ny Hat
1. Onjakeli
(
15/07/2009 14:31)
Otran'ny akoho voakapoka ireo mpikambana ao amin'ny HAT sy Governemanta nihaino ny kabarin'ilay anmbasadaoro Frantsay teny Ivandry tamin'ny fankalzana ny 14 olay. Nitonatonana tery aloha tety satria nisora-tena ho mpitondra kay nahazo ny tena maharary hatrany anaty mihitsy. Niomndrika, nilalao tefefaona, nanjetoka, raha azo natao ny nitsoaka na namaly ilay ambasadaoro de efa avo ny lelan'ilay Minisitra vavy otran'ny bevohoka lava iny, efa niakatra ny tension ny Roland Ratsiraka saingy tsy afa-manoatra fa mpanongam-panjakana sns. De mody nitsiky avy eo, nanaka-dresaka sns. Toa nampalahelo indray ireto foza orana. Toa aazo vakiana ny tao antsainy hoe tena "nidi-kizo ity fa ry reny malala natao hianteherana aza ity mamely mafy. Nantsin'i Debakely sy Monja angamba i Roland Ratsiraka sy Ny hasina ka nanjetoka niantso. Gaigy be kosa le izy ny PM ary milaza fa tsy andeha ny HAT. Inona fa tsy ry zareo no nandaly ny sakafon'ny Frantsay tany. Minosanosana tahaka ny inona. Noana e, mamba be!mampalahelo! :P :P :P :P :P :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:30
2. locl
(
15/07/2009 15:18)
Fay izay ka, raha mba misy afaka manome photo eto mba hijerevanay aty lavitra azy.
Mbola ho aiza ny hahazo anareo HAT e! Fanombohana io.
f'angaha tsy afaka nankeny ny CAPSAT e!
Mbola ho aiza ny hahazo anareo HAT e! Fanombohana io.
f'angaha tsy afaka nankeny ny CAPSAT e!
3. patrick2002
(
15/07/2009 16:11)
onjakely ah! fa ianao ve ilay onja mpihirany tinondia ,toa mahazo fanasana teny @ la residence ,ianao izany no solony Lalao Ravalomanana teny fa tsy afaka izy.
4. Onjakeli
(
15/07/2009 16:15)
Tsy iny ihany re ny Onja ry Patrick2002 a, haiko ny tianao ambara!
Mba manana fahafahana mandeha amina ceremonie goavana otrireny ny tena dia mba manararaotra mijery ny tena adalan'ireto fitondrana foza ireto e!
Fa de hay sy hita en detail ny hadalana sy ny havendrany e!

5. patrick2002
(
15/07/2009 16:25)
ka solotenan`iza ianao tonga teny ,namaky gazety manko izaho fa nilaza izy fa tsy nisy representant ny GTT teny ,sa simple sympathisant ,sa @ maha nationalité vazaha anao.
6. Onjakeli
(
15/07/2009 16:28)
tsy voatery voalaza tao amin'ny gazety na tele avokoa ny olona tonga teny fa rehefa nasaina de tonga ihany koa. SAdy mba mahita ny tena realite fa tsy ny lainga hafafin'ireo foza ireto.
7. xxx
(
15/07/2009 16:34)
Onjakeli:
tsy voatery voalaza tao amin'ny gazety na tele avokoa ny olona tonga teny fa rehefa nasaina de tonga ihany koa. SAdy mba mahita ny tena realite fa tsy ny lainga hafafin'ireo foza ireto
Ka solotenan'iza zany ianao?? Mba valio ny fanotanian'i patrick fa aza mody hialana pa.
Sa ianao ianao koa tsy sahy miteny ny marina sy mandainga ohatran'ahy izay manao xxx???? ny anà assumeko fa ny anao no ahoana???
SOLOTENAN'IZA ENAO sa MANANA TARATASY VAZAHA?? Teneno ny marina e???
8. Onjakeli
(
15/07/2009 16:49)
Tsy azoko ny olanareo na solotena n'iza aho na solontena an'iza. Anontanio any ambassade de France hoe solotenan'iza le Onjakeli :D
Tsy miala pa aho r'ise a!olona nasaina matoa tonga tao.
Za aloha tsy vahaza fa gasy. ray sy reny.
Ny zavatra ataoko kosa ve de holazaiko aminareo eto avokoa. Tsia a!
mimenomenoana eo doly. Fa za rehefa misy ceremonie goavana na aiza na aiza, na ataon'iza na ataon'iza ka eto Tana de mandeha foana satria nasaina ary manana fahafahana. De izay! :D :D :D :D :D

9. xxx
(
15/07/2009 16:58)
pfff!!! zizaho dia contre HAT fa raha izao lazain'i onjakely izao kosa aloha dia mapimé ahy eh!!
aza dia mamorona rangahy ity an!! izay ilay resaka honohono gasy izay!
aza dia mamorona rangahy ity an!! izay ilay resaka honohono gasy izay!
10. Onjakeli
(
15/07/2009 17:08)
tsy mamorona aho r'ise a!mahazo miome enao e!rehefa tsy hino zay lazaiko enao de mahazo tsy mino.fa za fotsiny tsy hilaza zavtra tsy hitako eto am serasera. izay mihitsy aho.tsy milaza ny tsy hitako aho satria saika hitako ny ankamaroan'n y zava-mitranga eto.surtout resaka politika.
11. menalamba
(
15/07/2009 18:02)
Hu! hu ! huhh !!!... Nitondra sasé nasiany caca pizon nody vé ny TGV fa tsy ampy sakafo? :^) :^) :-D
12. vitamatavy
(
15/07/2009 18:34)
tsy mahita ho resahina intsony ny foza ho entina hanohanana ny Hat dia attaque perso sisa ,mbola aiza ho hanjo an elaisany ireo e,ry wiwi aza lasa nitsoaka matanjaka fa tsy sahy mipoipoitra kely fa ohainina ny vava ratsy ataony. :-D :-D :-D petsa mihitsy ingahy rainy dia naka repos kely aloha
13. locl
(
15/07/2009 18:40)
Marina ny anao ry Onja, aza lazaina ny momba anao, sady inona koa moa no ilavana ny ilazany izato sy zaroa. Rehefa mba milaza ny vaovao hitany ny olona dia mba mahaiza mionona fa tsy be fanontaniana.
Lazao foana ry Onja rehefa misy vaovao a!
Lazao foana ry Onja rehefa misy vaovao a!
14. menalamba
(
15/07/2009 18:46)
Vaky bantsilana tsisy hoatr'ity .. :^) Hay olona maty an-kanina ireto hat ...Tsss ,lany henatra ,mamba nôna ééé.. :-D :-D
15. fijo
(
15/07/2009 21:52)
aleo hazava aloha,fa tsy ny mpanao politika ihany anie no nasaina teny e.aiza ary izany,mino aho fa mahafantatra an'izany rapa fa mba te hitifitra olona mivantana ngamùba.
ary rah ate ahita sary mijereva sary ao amin'ny sobika fa misy ao.
ary rah ate ahita sary mijereva sary ao amin'ny sobika fa misy ao.
16. patrick2002
(
15/07/2009 22:37)
ka le filazany onjakely azy anie no mahalasa eritreritra eh! ohatry ny akoho voakapoka aminy ahoana aza :roll: :roll: mazava ny kabariny Mr l`ambassadeur ,amiko dia henatra ho an`i malagasy rehetra ,ka matoa ianareo mpiondana milaza fa ny HAT no voakapoka dia mazava izany fa miaiky ny fahefany HAT ianareo ,raha ny fandehanany membre ny HAT tany ,dia tsy azo adika ho ady an-trano izany ,satria tsy azo sakanana ny mpikambana ,rehefa niteny ny praiminisitra fa tsy mandefa solotena officiel eny ny HAT dia voahaja izany satria ,tsy nisy namaly ny kabariny Mr l`ambassadeur ,amiko midika izany fa tsy ohatry ny t@ androny Dada hoe izay tsy manaraka ny teniny dia voasazy ,na voaroaka ,aiza ko na minisitra manao complet vaovao avy t@ androny Ravalo ,bedy ,voateny eo @ conseil de ministre fa tsy miasa fa hilaozana mividy compet fotsiny ,mampalahelo :-D :-D :-D :-D
17. Onjakeli
(
16/07/2009 12:16)
Tsy azonao mihitsy rapa le zavatra a!nareo itony koa ary ve naman'ny biby mitorona ka rehefa hazavaina ela dia azo ihany ny tiana hambara. ao fa hazavaiko bebe kokoa mba hahazoanao azy fa enao koa tssss
Le akoho voakapoka tiana ambara de zao:nilingilingy oe mpitondra ny hat nandeha tany amin'ny fetimpirenena Frantsay de nitonatonana sy nila 19 ary nizesta tery aloha tery raha mba niafikafina tany aoriandriana izay mba mahalala menatra sy efa mba mahatsapa tena. Saingy niala avy any ny baomba be ani ngahy ambasagadaoro nilaza fa tsy mahalala akory izay fitondrana HAT ny Frantsay.
Enao angaha inona, tsy hitan'zalahy izay nasiany ny tenany. niondrika, nanaiki-molotra, nilalao telefaonina. otran'ireny akoho voakapoaka ireny e, saingy ny tsy nitovizan'ny HAt tamin'ny tena akoho voajapoka dia ry zareo tsy nikofokofoka, ny naneho, ts, ts, ts.... fa ny poziny eo ampihainona ny kabray de tena dray dray dray, nampalahelo!
De zay ilay izy fa zahay aloha rehefa miposaka avy any andrefana ny masoandro vao ho tian'izany fitondrana jiolahymboto sy biby mitorona izany
Tsy hahita ianao. Aleonay mahantra toy izay ho entin'olona mpanongam-panjakana. :-D :-D :-D :-D :-D :-D
saingy zahay manana fahafahana be mijery ny hanvendran'ireo fitondrana mpiady an-trano ireo.

18. xxx
(
16/07/2009 13:01)
Onjakely a!
Mba asio resaka ihany koa izay nataony senatera sy prora8 rehefa niteny ny momba ny fito taona nitodran'i "Dada" rabe ny ambasadoro e
Mba nahalala menetra ihany ko ve sa mbola sahy nilaza fa hiverina ny ara dalana :* :*

19. Onjakeli
(
16/07/2009 13:38)
Dommage ki xxx fa tsy nisy senatera pro ravalo tao a!ry zalahy efa mamadika palitao be ny tao de c normal izay notenan'ireo momba ilay fito taona tamin-dravalo satria ziy kosa ve efa niaraka tamin'ny foza de mbola hiteny zavatra hafa eo tsy tonga de dehors
20. Onjakeli
(
16/07/2009 13:42)
SAdy io ne tsy oe menatra an'izay nataony tam 7 ans fa ny hita-pojo hitam-pirenena dia olona mbola voafidim-bahoaka ravalo no naongana e!zmiko tsy tokony mahamentra mihitsy ny antsoantso ny pro ravalo oe averina ny ara-dalana