Dia ahoana koa itony
1. xxx
(
15/07/2009 07:23)
Hita tao @ gazety fa terena hisokatra indray Tiko oil, navoaka h@ olona efa nogadraina hampihodina azy ? Fa aiza ilay hoe menaka nafaran'ny HAT, angaha tsy hoe efa teny an-dalana e ?
Ao koa ny gadra "criminels" navoaka hatao garde présidentielle !!!
Fa inona loatra no tena atahorana e ? Ho entin'ny HAT aiza ary isika ry malagasy ?
Ao koa ny gadra "criminels" navoaka hatao garde présidentielle !!!
Fa inona loatra no tena atahorana e ? Ho entin'ny HAT aiza ary isika ry malagasy ?
novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:26
2. xxx
(
15/07/2009 07:54)
ka aizay no maha biby mitourne azy,ny zavatra nokianiny rehetra dia averiny atao @ izao,tsy ho lasa lavitra io e ,
3. ari.malala
(
15/07/2009 08:05)
midi MAdagasikara nivoaka ny 15/07/09:
A LA UNE (15/07/09)
Des détenus criminels devenus garde-corps
Image
La réouverture manu militari de Toamasina Oil Plant, jeudi dernier, avec la libération de quelques uns de ses employés - déjà détenus à Antanimora - afin qu'ils reprennent leur poste ; l'implication de Dinà - de son vrai nom Randriamiarana Rabenja Irina - dans trois attaques à main armée alors qu'il est censé faire de la Main d'Å“uvre Pénale (MOP), pour ne citer que ces deux cas, défraient la chronique. Ce qui n'est pas pour renforcer la confiance des justiciables envers la Justice. Qui plus est, des grands criminels auraient fait l'objet de transfert dans d'autres établissements pénitentiaires pour des raisons que leurs anciennes victimes ont du mal à comprendre.
Condamnations criminelles. De sources concordantes, (les forces de l'ordre sont déjà au courant) deux grands criminels dont les noms ont fait la Une des journaux, auraient été recrutés comme « bodyguards » ou garde-corps de hautes autorités (le pluriel est de rigueur). Exécutant ainsi comme MOP, leurs condamnations criminelles qui vont jusqu'à des années de travaux forcés. Une liberté de fait qui reste encore à éclaircir par les enquéteurs. En tout cas, cela a fait l'effet d'une bombe auprès des forces de l'ordre qui les ont arrétés, souvent au bout d'une longue traque. Le fait qu'ils maîtrisent le maniement des armes et pratiquent des arts martiaux justifie peut-étre, si cela est justifiable, le recrutement de ces deux grands criminels devenus garde-corps. Et ce, par le truchement de la MOP qui a été justement suspendue par l'ancienne ministre de la Justice, pour éviter qu'on n'en use et n'en abuse puisque bien des prisonniers profitent de leur situation de MOP pour s'évader ou continuer leurs méfaits. Pour ne citer que le cas rapporté récemment par le ministre de la Sécurité intérieure en personne, à savoir, l'attaque éventée par la police contre la station Total à Mahitsy. Un précédent qui remet sur le tapis l'utilisation de main d'Å“uvre pénale. Fût-ce comme garde-corps de hautes personnalités.
Didi R.
Izaho koa naika hamorona dinika toa anao fa ny anao no lasa aloha dia io navoakako io ilay article. Ialana tsiny ilay izy @ teny frantsay fa efa io navoakako io ny source.
4. bozyboleta
(
15/07/2009 10:55)
Izao no tena fanjakan'i baroa.
Vao ny fat no nahazo fanjakana dia navoaka avy any am-ponja daholo na mpanao vola sandoka na mpangalatr'omby na mpisoloky nam pamono olona.
Nasesika any am-ponja ho solon'ireo indray kosa izay tsy metimety @ fat rehetra na tsy naninon-tsy naninona aza.
Izao indray koa ka dia atao tanan-kavanana mpiambina mahatoky ny jiolahy rain-dahiny.
Ny mitovy lalana ihany marina no miaraka.
Very ianao ry fireneko.
Vao ny fat no nahazo fanjakana dia navoaka avy any am-ponja daholo na mpanao vola sandoka na mpangalatr'omby na mpisoloky nam pamono olona.
Nasesika any am-ponja ho solon'ireo indray kosa izay tsy metimety @ fat rehetra na tsy naninon-tsy naninona aza.
Izao indray koa ka dia atao tanan-kavanana mpiambina mahatoky ny jiolahy rain-dahiny.
Ny mitovy lalana ihany marina no miaraka.
Very ianao ry fireneko.
5. Onjakeli
(
15/07/2009 16:25)
Tsy mahagaga saingy misy farany ny zava-drehetra. Biby mitorona ireny, ho hita eo ihany ny hiafarany.
Fitondrana tsy misy atao raha tsy mampiasa jiolahim-boto. Tsy vita'ny oe zavatra nikianiny tamin-dravalo fotsiny aza no haveriny fa mbola le pire izay mahatonga ny ady an-tranon-dry zareo ao satria samy jiolahim-boto dia samy te ho lohany avokoa. ny an'ireo dinozoro aza fiatsarambelatsiny fotsiny no hanginany noho ry zareo efa dakan'ny vahoaka fa noho ilay Kely niseho nilay de tsy maintsy mba...!
Fitondrana tsy misy atao raha tsy mampiasa jiolahim-boto. Tsy vita'ny oe zavatra nikianiny tamin-dravalo fotsiny aza no haveriny fa mbola le pire izay mahatonga ny ady an-tranon-dry zareo ao satria samy jiolahim-boto dia samy te ho lohany avokoa. ny an'ireo dinozoro aza fiatsarambelatsiny fotsiny no hanginany noho ry zareo efa dakan'ny vahoaka fa noho ilay Kely niseho nilay de tsy maintsy mba...!
6. xxx
(
15/07/2009 21:53)
ka lany anie lé menaka no zestiavana hoe hamidy mora é, menaky tiko nangalarina, lé mody nolokona manga sa inona moa izy zay tsisy tsony mihitsy d zao poretina hanao menaka zao indray! mazava be anie lé izy é tsy fitiavana olona iray sy ny fananany, d potehina aloha kay zao vao mahatsapa fa tena hilaina ihany kay ity TIKO ty, havereno eo aloha ny tompony d mihodina tsara io!
7. fijo
(
15/07/2009 21:56)
ny mamaplahelo ani edia izao e,raha hanao toa izao ihany,maninona rah anahandry kely dia nandresy tamin'ny fifidianana.dia tsy mila manao izao fomba mamoehitra izao.izao ry zalahy rah ahilatsaka tsy misy hifidy azy intsony.
8. max2
(
16/07/2009 13:45)
ka izay ange le toetsaina foza e miavaka eny fona aleo indray ony ambanana basy ny piasa ny tiko izay panodina menaka mba amidy 12500 f mba ambabona indray ny fony foza .le sambo nirahana haka menaka sy vary ange ka nanao sambo niletika tany de tsihita de votery manao zavatra mamohetra ny lehibeny foza nisy zavatra izay itako de nosoratako tao aminy MOOV de nofafany moderaka le izy satria ny MOOV dia foza fa tsy afaka ho neutre velively ka izay zavatra itany fa manoinoina ny fat de fafany fona tsy aiko ny ato na sahalan'izany ko fa za somary vohaingana no tatato
10. fijo
(
16/07/2009 20:26)
ary nankaiza marina le sambo e?????sy le vola 50 000 0000 nampanantenaina teny amin'ny 13 mai???