Voatoraka bilao indray Cdt Charles

1. hery ( 14/07/2009 22:27)
Nitonatonana teny Ivato namaky ny fitaovan'ny Tiko indray ry Cdt Charles satria hoe misy basy any... perquisitions gravy be kanefa tsy nahitana basy na dia basy kilalao aza. Dia mbola tsy tonga saina ihany ve sa misaina amin'ny inona? Raha manana basy ve ny mpanohana ny ara-dalàna amin'izao tsy efa i Cdt Charles no notafihany voalohany? Raha nisy basy ireo boay ireo dia inoako fa tsy hiandry ho tratra fa tonga dia action.
Mitovy amin'ny resaka mercenaire ihany e. Hoe manana mercenaires i Ravalo... raha nanana mercenaires ve i Ravalo dia hanaiky hofaizin'ny capsat fotsiny teo?
Mitovy amin'ny resaka bomba hoe napoaka teny Ankorndrano. Raha nanana baomba marina ve ny ara-dalàna tsy tonga dia tany akaikin'Ambatobe na tany akaikin'ny mpampihorohoro no napoaka sao mba mahafaty HAT iray?

novalian'i fijo ny 16/07/2009 20:30
2. diloo ( 14/07/2009 23:19)
Allo Hery
logique be ny fomba fijerinao ra-Hery
:wink:
3. ouiandry ( 15/07/2009 04:27)
tsy maintsy natao ireny fa aza mikorapaka refa madio, d zao ny miandry anareo any andafy any momba ny vola nangoninareo entina hamatsina ny asa fanakorotanana aty madagasikara, efa azo daholo ny renseignement fa aza maika araka ny voalazan'i Colonel Ravalomanana an, d le mpametaka sary iny alou d ihinana tsara be ka hopetsa miaraka aminy le mpiandryvavady hahahahahahaha
4. benkintana ( 15/07/2009 04:49)
Nitonatonana teny Ivato namaky ny fitaovan'ny Tiko indray ry Cdt Charles satria hoe misy basy any... perquisitions gravy be kanefa tsy nahitana basy na dia basy kilalao aza

Fiady fozaorana ,maika hahazo le 30.000AR ndray lerony de manenjika manao mission fopla ,aza mba badrodra ihany
5. naritsimba ( 15/07/2009 05:05)
Tsy misy mpanao ratsy ho afa-maina izany na eto na any am-pita na iza na iza, saingy ilay fisainana entin'ny sasany no toa mampiseho hakelezan'ny ati-doha.
Raha i hery aloha tsy mahagaga e!
6. hery ( 15/07/2009 06:54)
naritsimba> tsy hitako izay idiran'i Hery amin'izany. Manao analyse kely fotsiny dia mahalala hoe raha misy basy dia tsy eny amin'ny tobin'ny TIKO mihitsy no hitehirizana azy. Na izahay tsy dia nandalina firy aza afaka mahalala izany, na i naritsimba koa aza angamba. Fa raha FIS be izao :-)

Ny mpanao ratsy tsy ho afa-maina ka. Tadidy daholo ireny ratsy rehetra tao anatin'ny 4-bolana ireny... tsy hisy ho afa-maina eo.
7. ari.malala ( 15/07/2009 06:55)
:-D :-D :-D :-D :-D nataoko ny tsy hime! ts wain be tany? :-D :-D :-D :-D

naritsimba, manin anao ndra hery! :-P
8. xxx ( 15/07/2009 07:21)
naritsimba:

Tsy misy mpanao ratsy ho afa-maina izany na eto na any am-pita na iza na iza, saingy ilay fisainana entin'ny sasany no toa mampiseho hakelezan'ny ati-doha.
Raha i hery aloha tsy mahagaga e!


Ny hakelezan'ny ati-doha tokoa no mahatonga an-dRa Charles hitonatonana teny Ivato . Izao ny basy sy mercenaires tsy azo, ny fiaramanidina potika nefa mety mba azo namidy nakàna vola, nefa efa tapaka rahateo

Ny hery tsy mahaleo ny fanahy ry naritsimba a


9. xxx ( 15/07/2009 07:57)
ireny mitovy mpisera eto serasera mpanohana an'i tgv ,manao an'io dia mi exister si non bon a rien
10. ari.malala ( 15/07/2009 08:08)
Hery ô, sao d enao kosa no nampilaza ny membre ny mpanaraka ny aradalàna hanafina haingana ny basy fa tonga ry FIS ko :-P :-D :-D :-D
11. Veloo ( 15/07/2009 12:51)
mahana ny mpanao ratsy ka, angaha hanana saina mandry mihitsy e hihihihih

ari, mety izany mihitsy :P :-D :-D :-D :-D
12. Onjakeli ( 15/07/2009 13:54)

efa tsy mahagaga intsony ra ny zavatra ataon' kaomanda sarla. Mihevitra ny tenany tsy ho tratran'ny aloka ka manaonao foana saingy hatreto aloha mbola tena mitonatonana. hatrany. Angamba heveriny fa mitonvy aminy jiolahimbodo saina, sy mitorona fandeha avokoa ny olona rehetra ka oe basy a oe basy.
13. patrick2002 ( 15/07/2009 16:22)
Mitovy amin'ny resaka mercenaire ihany e. Hoe manana mercenaires i Ravalo... raha nanana mercenaires ve i Ravalo dia hanaiky hofaizin'ny capsat fotsiny teo

Mbola tsy mino ve ianao fa tsy miasa miaraka @ mercenaire Ravalo ,fa iza ilay garde de corps Afrikanina t@ Ravalo vao nahazo fitondrana iny Jean Marc no anarany ,fa iza no Instructeur ny Emmonat mercenaire
Fa inona aminao no hatao hoe mercenaire .
amiko ny mercenaire dia izay fikambanana mitam-piadiana ankoatry ny miaramila ( tafi-Bahoaka ) ka miaro institution iray ,gouvernement ,presidence ,assemblé, justice ,ireny institution ireny dia tsy maintsy ny tafika no miaro azy ,tsy azo ankinina body guard ,na agent de securité privé ,fa t@ Ravalo efa niova daholo ny fitatanana rehetra, ka dia nomena agent de securité ,societé privé ireny ,izay lazaina fa mercenaire fa ianareo zanaky dada milaza fa tsy mercenaire ireny fa agent de securité normal ohatry ny mpiandry banky ,sy gardien mampalahelo.
14. fijo ( 15/07/2009 22:07)
hoy naritsimba hoe tsy misy manao ratsy hoafamaina izany.ka ry charles ve ry naritsimba isan'ilay manao ratsy sa le manao ny tsara?????
15. ari.malala ( 16/07/2009 06:16)
aza passéiste Patrick a! I Jean MArc aza anie efa voaroaka e! k Jean Marc iza tsony?
16. max2 ( 16/07/2009 14:00)
ary le mpomba ny tgv de manao fisainana foza daholo tsy manakadavitra mihintsy fa ny masony de torakizay ko tsy mahita afatsy ny orina iany mba mandiny tsara iany vao mamaly fa mamenatrabe ny toetranareo foza
17. tsimatimanota ( 16/07/2009 17:07)
FOZAVALAKA
18. fijo ( 16/07/2009 20:30)
rapa an,mba milaza filohampirenena malagasy tao,ka tsy nanana mpanolotsaina aratafika vahiny??????na io tgv io aza toa efa nanome galona frantsay sahady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5199