an'iza no fahadisoana

1. vitamatavy ( 14/07/2009 18:40)
Izahay membre ny gtt dia naniry mba hiakatra eny @ palais ambohitsorohitra,haka an'io palais io satria an'ny vahoaka io ary manana droit ny hiakatra eny izahay,fanatray tsara anefa fa hitifitra ny fis de putes sy ny capsat ,an'iza no mety fahadisoana ?
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:32
2. rakaroka ( 14/07/2009 19:31)
allez-y ! na ´zao dia ´zao aza ´ndana e! 8O 8O 8O
3. rakaroka ( 14/07/2009 19:34)
Fa...Heu... :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :

:-$
Tandremo ftsn sao "vita matavy" :@ :@ :@
4. benkintana ( 14/07/2009 19:52)
Cool rakaroka efa be aza izay no nataon-dry tgv sorona teo izay dia efa ampy zay ,ny vahoaka anie no nataony chair à canon teny fa ry zalahy tsisy hita , ^:^
5. rakaroka ( 14/07/2009 20:04)
SSsssss ka ilay olona mihitsy moa no milatsaka an-tsitra-po manaiky atao sorona koah, tsy ferana koa anie mety efa leo ny miaina dia mila mi s´áventure koa ´ngamba
6. benkintana ( 14/07/2009 20:17)
manipuler ry zareo e,io anie le efa voalaza hoe hataondry zalahy tohatra fiakarana fotsiny de eo enao raisina eo,refa azony ny toerana .
izao ny vahoaka vao tonga saina (ary izany foana) fa kay izy ty zavatra loza @ atambo,
7. vitamatavy ( 14/07/2009 20:26)
tsy hisy hitondra olona ho eny izany fa mba fampatsiahivana fotsiny izany ar aza matahotra koa fa raha misy aza izany tsy hisy hitifitra avy aty aoriana tahaka nataon'ny ry tgv sy ny akolitany izany mba hanaovana sorona an le vahoaka tsy manantsiny
8. benkintana ( 14/07/2009 20:42)
ok lesy vitamatavy a,tsika ndray milamm fotsiny :lol:
9. vitamatavy ( 14/07/2009 20:50)
marina izany e
10. ouiandry ( 15/07/2009 04:30)
benkintana:

manipuler ry zareo e,io anie le efa voalaza hoe hataondry zalahy tohatra fiakarana fotsiny de eo enao raisina eo,refa azony ny toerana .
izao ny vahoaka vao tonga saina (ary izany foana) fa kay izy ty zavatra loza @ atambo,




d maninn rah tenenen'elah reo MPANOMPON'i lé8 ao @ magro reo mba tsy ataony tohatra fekarana hamerenan'ny fangalarana nataony PETSA elah fa aza be resaka @ zavatra tsahay
11. benkintana ( 15/07/2009 04:51)
Raha ny tena marina ,fa izany aloha tsy ho tratran'ny sain'elah dia elah io mintsy zao no fiakarana eto ,tsy mbola tonga saina ihany ve leity é
12. jejojejo ( 15/07/2009 06:10)
dia mino ve ianareo fa tena miady marina i Tgv sy Ra8?

Vinato sy rafozana miray anaka anie ireo...

Hanaiky manipulern-ny vazaha mody miady ve?

Afapo nanangokarena i Ra8 dia hetsehina indray i Tgv mba haka ny anjarany.

Ny vahoaka no tohatra tsara indrindra.
13. fijo ( 15/07/2009 22:09)
asa aloha fa izahay tsy havany e
14. bazylou ( 18/07/2009 18:29)
gtt lanybala ve hankaiza e,, efa lany le 250 000 e anakorotanana f anadefaso indray e :-D
15. pink ( 18/07/2009 19:21)
bazylou:efa disque loaka ny foba firesakreo ka tsy mahagaga.Mivaralila sisa fa efa fantary ny ny olona fa lainga sy hoso_potaka no fomba fiady
16. fijo ( 18/07/2009 19:32)
maty bazy kely,laisany wa mba mianarana milaza zavatra marina fa tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0577