Melky

1. xxx ( 21/07/2009 06:58)
Sao ary mba sangisangi-pitia ihany ny an'i Marc Ravalomanana ry TIM-isany???, sy izay rehetra mbola ho ao. Sao mba mody hoe tiako tiako...

sanatria ve???
2. Mirananirina ( 21/07/2009 09:56)
Ary ny tgv??????angaha adinonao.
3. ravatorano ( 21/07/2009 10:24)
aza ampidirinareo amin izany koa i melky e hahahahah
4. bazylou ( 22/07/2009 18:58)
sangim pitia hakamely kibay, :-D :-D :-D
5. benkintana ( 22/07/2009 22:33)
Aza kotabain'elah leity Melkiko ah ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1487