aza matahotra fa mbola ho avy dada e

1. zoam ( 22/07/2009 20:21)
izahay aloha dia tsy kivy izany e ,vao maika aza motivé,ary no hitolomanay fa tsy maintsy tafaverina e @ fitondrany i ravalomanana mark,izay ihany no solution ary tadidio tsara ny tenin'ny vice amiraly mamy hoe tsy vao izao anie no nisy coup d'etat e ,mazava ny dikan'izany fa mbola hisy ny coup d'etat izay tsy maintsy ho karakarainay raha sanatria ka tonga @ tanjony ihany ny hat dia ny election sans ravalo.
novalian'i Ahton ny 23/07/2009 21:39
2. xxx ( 22/07/2009 21:24)
Ravalo tsy maintsy hiverina, fa reto hat reto ve d manantena fa handresy @ fifidianana na hoe sans ravalo aza, tena anisa kintana za raha mandresy izy! ny eto Tana aloha tsy ahazo vato eto izy ny any @ province koa tsy mila azy!!!
3. fijo ( 22/07/2009 21:33)
ka izy tsy hijery izay fifidianana any,fa avy dia tereny hoe izy no lany.toa ny CEPE farany teo io.
4. pink ( 22/07/2009 21:50)
fijo:

ka izy tsy hijery izay fifidianana any,fa avy dia tereny hoe izy no lany.toa ny CEPE farany teo io.



Vao mihetsika ny foza dia efa fantatry ny olona ny fombany...
aza mba foza ihany oa
5. fijo ( 22/07/2009 21:56)
ka le izy tsy hay afenina fa hita be
6. vitamatavy ( 23/07/2009 05:23)
izaho dia gaga mihitsy hoe hisy candidat hoe tsy maintsy hisoleaka an'i ravalo hangataka benediction hoan'ireo vahoaka maro be mbola aorinaireo toy gtt sy ny tim ary mfm fa raha ry tgv sy roindefo aloha dia aleo miteny hoe tsy ho tafa izany ireo e,ry rolland ratsiraka no tsy hay miaraka pierrot
7. essera ( 23/07/2009 10:57)
Ndryyyyyyyyy reto alahelonareo an'i Dada. fa hono wa tsy efa mitovy dika v ireto teny ireto e :

(aza matahotra fa mbola ho avy dada e) = (Aza matahotra, minoa fotsiny ihany)

I Dada izany ny anarany d lasa Ramino Fotsiny Ihany.

Ts poinsa wa fa aza manofy atoandro b nanahary.


8. zoam ( 23/07/2009 21:30)
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28278
eny tsy poinsa ka ho hita eo ihany e ,izay anie mitolona avec conviction ,nieritreritra ny ny mandrakizay angaha ry tgv no eo e
9. Ahton ( 23/07/2009 21:39)
Veloma ry dada aaaaaaaaaaaaaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0538