Liste des messages

Liste des messages, inserés par Ahton, par ordre de date
Ahton ( 08/09/2009 19:22)
Fanehom-pitiavana
Salama dolo dolo e Inona no mba fanehoam-pitiavana tena tianareo vehivavy avy amin'olon-tianareo na vadinareo; fanehom-pitiavana mampiseho fa tena tia anao tokoa lay olon-tianao na ilay vadinao. ar... suite
répondu par razafimaro le 19/10/2009 12:48
Ahton ( 27/08/2009 23:20)
vady: anjara sa safidy?
Ity misy fanontaniana tsy mety voavaliko hatramin'izao: anjara ve sa safidy ny vady? (l) (l) (l) (l) ... suite
répondu par Papoose le 11/09/2009 16:55
Ahton ( 23/07/2009 19:37)
Ampio lery fa tia
Namana 1 niomana ho pretra (tsy mbola pretra fa frera), nefa nifankahita sy nifanktia timin-jazavavy 24 taon; izy anefa 36 taona. Tena minkatia tokoa izy ireo ary vonona hiroso saingy ny olana mametra... suite
répondu par Veloo le 29/07/2009 16:02
Ahton ( 23/07/2009 18:33)
Pretra manambady
Misy namako iray izay nanao frera ary niomana ho Mompera. Saingy nandritra ny fotoana nanaovany stage dia nifankahita tamin'ny ankizivavy iray izay zandriny eo amin'ny 10 taon eo. Tena mifankatia izy ... suite
répondu par ari.malala le 12/08/2009 09:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095