Ampio lery fa tia

1. Ahton ( 23/07/2009 19:37)
Namana 1 niomana ho pretra (tsy mbola pretra fa frera), nefa nifankahita sy nifanktia timin-jazavavy 24 taon; izy anefa 36 taona. Tena minkatia tokoa izy ireo ary vonona hiroso saingy ny olana mametraka sakana ny renin'ilay sipa. Inona tokony hataon'izy roa. Ampio lery fa mijaly satria tena tia ary ilay sipa koa tena tia azy.
novalian'i Veloo ny 29/07/2009 16:02
2. marindra ( 23/07/2009 20:12)
asaovy resen-dry zareo roa lahatra ny renin'le sipa zany koa.
3. ni81 ( 23/07/2009 20:21)
Namana 1 niomana ho pretra (tsy mbola pretra fa frera), nefa nifankahita sy nifanktia timin-jazavavy 24 taon; izy anefa 36 taona. Tena minkatia tokoa izy ireo ary vonona hiroso saingy ny olana mametraka sakana ny renin'ilay sipa. Inona tokony hataon'izy roa. Ampio lery fa mijaly satria tena tia ary ilay sipa koa tena tia azy.
efa tonga taona izy ka tsy tokony ho baikoin'ny reniny @ resaka fitiavana intsony!
4. Lejoba ( 23/07/2009 23:59)
inona no tena anton'ilay sakana? Ny elanelan-taona ve? Ranamana "frera afaka", antony ara-bola na materialy hafa, tahotry ny tsy hisy mpiahy rehefa lasa razazavavy? ets.
Any aloha fotorana mora ahitàna ny vahaolana
5. ari.malala ( 24/07/2009 07:33)
Tsy mitovy @ ilay ar`y @ fivavahana sy finoana ihany ve ity e! fa in mints le olana?
6. xxx ( 24/07/2009 08:02)
ni81:

efa tonga taona izy ka tsy tokony ho baikoin'ny reniny @ resaka fitiavana intsony!


Ekena tanteraka ! Maman efa nahazo ny anjarany dia aleo ny ankizy hahazo ny sahaza sy hiaraka @ ny tiana
7. Mirananirina ( 24/07/2009 14:13)
sao tiany hanao masera kosa ary ny zanany vavy e.
8. Ratoa ( 24/07/2009 17:47)
sao aka dia matao-tody kosa i Maman? Sao mihevitra izy fa manota ny zanany vavy raha manambady maopera af aka? zanaka vavy mitia maopera? Asa lahy fa ny tahotra vokatry ny tsy fahalalana sy ny siosio hoe" maompera ny vinantony" dia sarotra resena;
9. ni81 ( 24/07/2009 20:44)
sao tiany hanao masera kosa ary ny zanany vavy e.
:lol: :lol:
10. marindra ( 25/07/2009 02:58)
Mpandefa : Mirananirina [ Valio ] 24-07-2009 16:13:11
Lohateny : Re : Ampio lery fa tia
sao tiany hanao masera kosa ary ny zanany vavy e.

tsy ratsy ndray iny famaly iny :-D :-D :-D :-D
11. jejojejo ( 26/07/2009 20:38)
ny fahitako azy dia ianao mihintsy no misy an'ilay probleme. Sa ianao ilay mompera afaka?
Tsy misy afa-tsy ilay olona conserné ihany manko no tena mahalala ny olana sy ny vahaolana.
Satria na miteny aza ny mpanome hevitra mety tsy haha afapo ny olona conserné.
Mieritrereta dia tapaho ny hevitrao ary aza anenenana.
12. ydah ( 27/07/2009 06:52)
13. rakapy ( 27/07/2009 07:19)
:-D :-D :-D Mampihomehy ahy mihintsy ity dinika ity :-D :-D :-D Tsy hitako izay tokony ho olana @ izay olona te hifanambady izany. Rehefa mifankatia sy vonona hiroso @fanambadiana izy roa, inona moa ny olana.
Ny hoe, mopera na frera na masera sns... niala dia tsy tokony hampisy olana eo @ fanambadiana. Tsy izy no voalohany ary tsy ho farany koa arakan'ny tenin'i Ari,malala.
Gadra afaka, na mpangalatra nandositra aza misy mitia koa vao maika ve fa hoe mopera na masera niala:-D :-D :-D
14. Ahton ( 27/07/2009 10:21)
[center]ny fahitako azy dia ianao mihintsy no misy an'ilay probleme[/center]

aza miakatra ianao ry jejojejo. Mba mila hevitra aty amiko izy de mba mitady hevitra aminareo namana za. Ianao nga tsy mbola nila torohevitra tamanolona?
15. ikaretsaka ( 27/07/2009 15:44)
Ay zhao vakinankaratra niala (niala hoe tsary nipetraka any Bira tsotry) de inona ny olana
16. rakapy ( 27/07/2009 16:10)
Ka ilay teny hoe NIALA mihintsy angamba no tsy zaka-ndry lerony ka nefa anie ka niala kilaoty ihany avy eo e!
17. ari.malala ( 28/07/2009 07:12)
Ahton, ka in no antony itondranao ilay olana in2 b zao raha ts misy problème aminao ilay izy? Sady aty @ resa-dehilahy no ar`y am fivavahana sy finoana ka in aza! sady ilay filazanao azy otran'ny hoe nahavita crime b le oul! k zay aza no safidiny ko manin! anazy zany fa ts idiran'izan'iza, ts idiranao indrindra indrindra!!!
18. ni81 ( 28/07/2009 07:57)
19. Ahton ( 28/07/2009 09:01)
Izao nge ry ari.malala le izy e: matetika no ailiky ny fiarahamonina sy ny fianakaviany ny olona sahala amin'ireny. Na masera io na pastera io na frera io na momperaio. Misy ny fianakaviana matimboninahitra te hisehoseho @ manodidina hoe izahay manana havana pastera na masera na frera na mompera, nefa lay olona concerné mahatsapa sy resy lahatra fa tsy any intsony ny lalany. Isika gasy aza tsy mahazaka mahita ny olona sahala amin'ireny (pastera frera ...) miditra restaurant. Ady hevitra tsy sahintsika nosokafana eo amin'ny fiarahamonina mantsy io resaka io.
Ho ahy manokana sahala ny mpivady ihany io; vita soratra sy vita mariazy rehefa tsy mifanaraka dia miafara any @ fisarahana. Maninona kay ny mpivady misaraka no tsy ailiky ny firahamonina sy ny fianakaviany. Tiako lay namako.
20. ari.malala ( 28/07/2009 14:32)
fiaraha-monina aiza ilay manilika? Zà zao mahalala frères bedabe, resy lahatra izy ireo fa tsy any @ fanokana-tena ny lalana tokony izorany fa @ fiainan'izao tontolo izao ary niala izy ireo, fa tsy mahatsapa fiarahamonina manilikilika anjareo zany zà k! mbola tonga miara mivavaka aminay tsara mints zareo, fa refa misy miantso anazy hoe frère d ahitsiny ftsn na ts miteny izy d zay... Enao ngamba no ts mahazaka mahita frère na pasitera miditra restaurant, fa zà kou mahalala frère, mopera miditra restaurant! misy mopera miditra boite aza! eh oui! ny mpivady misaraka, ts ahiliky ny fiarahamonina v ouz enao? manao jery mitanila enao raha izany fa voailika tokoa ny mpisara panambadiana, ary ny vehivavy no tena maty enjika @zany... d ny zanak'izy ireo koa etsy andaniny. raha tianao ilay namanao d avelao fts izy hiaina ny fiainany fa aza idirana ny fiainany e! nga izy zazakely? oul efa 36 taona izany v d mbola mila anao hitantana azy iany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3334