MISY MISY IHANY NY BAOMBA ATO AMINAY ATO

1. TEGEVE ( 22/07/2009 23:13)
Anaka isany,
Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions
,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina ihany fa tsy matiko papillon le dada iny ka dadany mantsy
(l) (l)
novalian'i jejojejo ny 28/07/2009 06:57
2. benkintana ( 22/07/2009 23:26)
andrywui sy essera aza efa napokan'ny baombany napetrany teto @ serasera ha ha ha, de i andry sy ny fat sy capsat ndray zany no hisôty :-D :-D
3. xxx ( 23/07/2009 05:12)
ireny anie loe ppn avy any arabie saoudite eh,angaha mbola tsy fanatra hoe le baomba anie ka marque an' i alquaida hoy ny ambasady usa ka aiza moa no misy an'io fa tsy ireo arabo ireo no nitondra azy taty amintsika ,io le PPN mora be e :-D :-D :-D
4. essera ( 23/07/2009 09:49)
andrywui sy essera aza efa napokan'ny baombany napetrany teto @ serasera ha ha ha, de i andry sy ny fat sy capsat ndray zany no hisôty

azafady ô, essera eto miasa tsara fa tsy voatery handany andro foana eto akory fa ilaina ny mitady vola am normaly ry se fa tsy miandry vola zaraina eny am magro fotsin a.

5. xxx ( 23/07/2009 10:20)
Ao lesy fa tsy classer-nay @ andrywui elah é ha ha ha ,le akama iny mantsy toa tena nivaralila ,,hono tokoa lesy essera veloma hono antsoiny fa ny fo n'ny tgv tsy any ntsony
6. jejojejo ( 28/07/2009 06:57)
GRAND PARLEUR = PETIT FAISEUR

NY VAVA NO BE

RAHA GASY IRAY NO VOA DIA SAMY VOA DAHOLO NY MALAGASY, IANAO KOA,
SAMY PERDANT !!!

MBA INONA NY SOA VITANAO AMIZANY ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1948