CPE made iny capsat
1. vitamatavy
(
23/07/2009 05:27)
izao ve no mba organisation ny hat momba ny resaka CPE,izany ve rehefa hisy election hoe tsy ny kapsaty no miambina ny bureau du vote sy ny manisa vato aory zalahy,ny resultat efa fanantsika ny tohiny fa lasa mamimbahoaka indray ny hat kena
http://www.youtube.com/watch?v=2DaKmVEdDo4
http://www.youtube.com/watch?v=2DaKmVEdDo4
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:03
2. essera
(
23/07/2009 05:44)
Ny zanaky Dada zao efa miaka-pofona b ka izay hitany azo gafiana d gafiana.
D momba ilay élection, io lazainao io momba ny fifidianana d fika efa hainao tsianjery nataon'i Dada
D momba ilay élection, io lazainao io momba ny fifidianana d fika efa hainao tsianjery nataon'i Dada
4. essera
(
23/07/2009 10:46)
ny resultat efa fanantsika ny tohiny fa lasa mamimbahoaka indray ny hat kena
Zao wa le toe-tsaina tena mbola mirefarefa. Sa rehefa i Dada no misioka ihany izay vao tena voromanga. Hita taratra am zao ilay fomba fijery tsy te hanao zavatra fa mitsikera ny ataon'ny oul fotsin sisa. Dada faingana ianao fa mitofezaka mits ny zanakao ato.
5. Mirananirina
(
23/07/2009 10:58)
Efa manerana ny nosy mihitsy ny TGV fa matahotra mafy ny tsy ho lany aminy fifidianana dia mangalatra no atao sy mamorona baomba vetivety hisarihana ny vahoaka :lol: :lol: :lol:
6. fijo
(
23/07/2009 20:03)
simbao ihany ny ankizy,efa nanao ny azy ratsiraka taminn'y androny.7/20 dia nahazo bac tamin'izany ary nampiomehy,fa ry zalahy ireo ihany no nilaza izany fony nitokona teny tsimbazaza.
