kapsaty ihany no niafina tao Ambohitsirohitra .

1. patrick2002 ( 23/07/2009 12:23)
Raha mandinika ny desinformation hataony Gasy Terroriste Taliban izaho ,dia mahagaga ahy no tsy hitenenany fa ny kapsaty ihany no niafina tao ambohitsirohitra nitifitra ny 7 fevrier teo
http://www.youtube.com/watch?v=RWVmsmgG-p4&feature=related
2. locl ( 23/07/2009 12:37)
Fa iza kay no mbola heverinao fa tao ambadik'iny??

Tetika marivo salosana nentiny TGV haminganana an' Rav8 ireny kanefa dia mipoitra izao ny marina.

Ny namapalahelo dia ilay ministre vehivavy iny no perdante t@ histoire satria tsy mba afaka nanao fanazavana bebe kokoa izy fa dia niala tamim-paresena tanteraka.

Raha ny hoe terroriste taliban indray angamba dia diso adiresy toi, tsy nareo TGV ve izao no manora-tena hifandray amin'ireo olona avy any. Sa mila hazavaina @ masoandro be lohataona ny zavatra koboninareo. :-D :-D :-D
3. locl ( 23/07/2009 12:43)
Fa raha za no tena hanapoaka baomba dia apoakako eo ambony lohan'i Patrick satria maivana loatra ny lohanao
4. milamm ( 23/07/2009 15:27)
ankoatry zay ra-pat de zao on continue de poser des questions sur les bombes qui ont été découvertes le week end dernier surtout qu’elles ont été découvertes au niveau de bases militaires ou policières qui sont fortement gardées. Ce n’est que du cinéma réalisé par la HAT, a déclaré le député de la Haute Matsiatra.izay nisy nanafika ary nadroba koa tao faritry Fianaratsoa ny tenany taorinany fanambarany,mba mandinika aloha zay vao mipataloha,sao ny ao arina no lasa aloha e
5. fijo ( 23/07/2009 19:50)
fa ngah atakatry ry zalahy hoe marivo be anie ity ataony e.olona mitondra rokety hono no manafika viva,de mbola mila lakile hamahana ny varavarana???sa rokety tsy mipoaka koa izany?
6. xxx ( 23/07/2009 21:06)
misy ny olona dia vendrana mihitsy,efa niteny ny responsable GP t@ asisses militaire teny ivato ry rapa hoe 17balles ihany no nampiasainy,nefa ny ny olona maty foatifitra ny lohany,misy aza moa ny tifitra avy ao palais mihita lalana le bala skiva mahavoa
7. pink ( 23/07/2009 22:33)
patrick2002:

Raha mandinika ny desinformation hataony Gasy Terroriste Taliban izaho ,dia mahagaga ahy no tsy hitenenany fa ny kapsaty ihany no niafina tao ambohitsirohitra nitifitra ny 7 fevrier teo
http://www.youtube.com/watch?v=RWVmsmgG-p4&feature=related



ahitsy tsara GTT gasy tia tanindrazana.Malaza be io fa misy azy erany izao tontlo izao .
aza kivy ry patrick200 fa betsaka anie ny tgv-istes niova pseudo eto dia nivadika légalistes...Mbola tsy tara ianao fa efa miha-horreur izany hoe foza izany..Tena ireo capsat marovava basy ireo ve dia hafoinao ireo zaza mipitrapitra matahotra ny votifitra...

8. xxx ( 23/07/2009 23:17)
tsy raharahan'ny izany na dia betsaka aza ny asa very noho ny hat ,na dia be aza ny fampijaliana ny malagasy dia @ rap io hoe ra8 ihany no diso e
9. patrick2002 ( 24/07/2009 17:42)
pink:

patrick2002:

Raha mandinika ny desinformation hataony Gasy Terroriste Taliban izaho ,dia mahagaga ahy no tsy hitenenany fa ny kapsaty ihany no niafina tao ambohitsirohitra nitifitra ny 7 fevrier teo
http://www.youtube.com/watch?v=RWVmsmgG-p4&feature=related



ahitsy tsara GTT gasy tia tanindrazana.Malaza be io fa misy azy erany izao tontlo izao .
aza kivy ry patrick200 fa betsaka anie ny tgv-istes niova pseudo eto dia nivadika légalistes...Mbola tsy tara ianao fa efa miha-horreur izany hoe foza izany..Tena ireo capsat marovava basy ireo ve dia hafoinao ireo zaza mipitrapitra matahotra ny votifitra...





ka tia tanindrazana koa anie ry ben laden sy ny Taliban ,ary ny hezbollah eh ! aiza ary tsika izany razoky :lol: :lol: ,mijereva al jazeera dia ho hitanao io sahala @ radio Fahazavana aminareo terroriste.
10. patrick2002 ( 24/07/2009 17:44)

locl:

Fa raha za no tena hanapoaka baomba dia apoakako eo ambony lohan'i Patrick satria maivana loatra ny lohanao



zao ianao koa milaza fa tsy terroriste :lol:
sao dia tsy ianao ary io lety eh! :wink: :wink:
11. fijo ( 24/07/2009 20:43)
tsy izay milaza hoe tia anie no tia fa izay mampiseo izany amin'ny asany e.io no tsy hain'ny tgv
12. patrick2002 ( 25/07/2009 02:41)
ka asa anie ny fanapoahana baomba eh! sa ahoana jereo any bagdad, ny irakien tia tanindrazana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3672