Nandroaka tena ny rafozam-baviko

1. anatiko ( 23/07/2009 12:36)
Miarahaba anareo rehetra indray.
Omaly hariva dia niresaka t@ rafozam-baviko, izay mipetraka ao @y aho (zahay mianaka irery), satria nikapoka ny zanako vavy (7 ans) izy, il y a 3 semaines izay, ka ny zanako tsy mety mody an-trano intsony fa matahotra azy sy ny dadany satria ireo mitrerona azy foana sy mibedy azy na dia ny zandriny aza no maditra. Izy foana izany no mi-encaissée. LA PAUVRE.
Izaho moa tsy eo matetika fa miasa ka tsy mahita, nefa ny zanako tsy mahasahy miteny amiko, fa rhf eo aho dia manaraka ahy foana izy sy tsy mety matory miaraka @ bebeany intsony, kay noho io. dia natory irery izy fa nanao cauchemard hoe "voakapokiny bebeany indray", ka io no noresahiko t@. Mitomany lava ny zanako, tena tsy mahasa mody raha tsy eo hono aho. Efa niresaka t@ aho, fa matahotra ny tavela irery miaraka @ dadany sy ny bebeany izy. Mampalahelo ahy ny zanako, fa raha toa moa ka tena faute-ny dia manaiky aho hoe treromina sy kapohina, nefa izy tsy nahita ny zavatra niseho akory teo @ izy dahy, dia ny zokiny voakapoka sans nanontany akory hoe misy inona?
Io no tena alahelony, hoe mikapoka sy mibedy sans mitady la raison nampitomany ny zandriny, nefa ilay zanakay lahy, tena mafy loha be (2ans 1/2), mandaka, mahasahy be mihitsy izany, ny zokiny ampijaliany.
Fa kay ry zareo mibedy ny zokiny satria hono" efa lehibe kokoa noho ny iray ka mi-comprendre ka tsy maninona na bedesina", nolazaiko izy fa tsy tiako izany, sady zaza iny, et C INJUSTE SURTOUT, @ fianakaviany ny lahy AJAINA kokoa, ka mety io koa angamba no mahatongazy ireo hanao toy izao.

Nampahafantariko azy, fa aty an-dafy ny ankizy tsy azo kapohina, sady maltraitance izao, ilay zaza anie ka traumatisée mihitsy e, aiza ve ka tsy mahasahy mody ao an-trano intsony depuis 2 semaines izay, LOZA izany.

Niresaka t@ rainy moa aho hoe tsy mety ny ataony sy ny mamany, ka nolazaiko izy hoe, rhf tsy mety mody izy, dia anjarantsika ny manatona azy, fa raha tsy manana confiance @o intsony ny zanakao dia grave be, ny any vadiko toakoa aloha dia ilay lahy foana ka na misangy @ hariva aza dia manontany ny vavy hoe"je peux jouer avec vous'" dia mandà ny rainy! malahelo ny zaza, c normal, ianao rainy aza mi-rejeter azy!
Avy eo nivory izahay 3 mianaka miaraka @ soeur-ko izay mba confidente-ny sy nisignaler ahy io zvt mampalahelo io. Dia izy moa tsy nahasahy sady adinony hono, nefa vao teo izy no niresaka t@ko, dia noteneniko teo imasony dadany hoe" raha izaho no miteny dia tsy hino ny dadan-dry fa mitenena, je suis là pour te protéger", fa tena matahotra ny zanako.
Dia nitantara izy, dia ny rainy mbola nanontany tsara hoe "i mamie nikapoka an-dry?", oui hoy izy. Niteny ny rainy hoe, rhf mahazo papier mamie dia mitokatrano izy dia izay.
Fa na dia izany aza ny zanako mbola matahotra ihany, mbola tsy mody h@zao.

Niresaka an'io t@ rafozako aho, dia mbola niteny izy hoe mandainga ny zanako fa tenba nikapoka ny zandriny ka io no nikapohany azy, dia mbola naveriko t@ ny hoe"tena nahiota ve ianao?", dia hoy izy, ay zay vao tadidiko, fa naheno zvt nipoaka be aho, satria avy nandro izy dahy, dia zandriny no nitomany dia nikapoka ny zokiny aho. dia noteneniko izy hoe "Aza atao an'izany ny zaza fa manimba azy izany sady aza kapohina intsony, fa ny zaza tokony mitovy zo fa tsy hoe ny iray lahy dia privilegiena kokoa, tahaka ny any @ fianakavianareo, fa tokatranoko ato ka aza idirana mihitsy"

Namaly moa izy hoe rhf tsy azo kapohina izany dia tsy hanao intsony aho, fa voaray ny hafatra"
Avy eo notohizako t@blem rht nateriny ao an-trano, nolazaiko t@ teo fa MPANDAINGA IZY, ka mba atsaharo fa mandreraka be, fa satria izy nandainga mba iarahana @ zanay lahy, ka nolazaiko azy teo fa " TENA TSY RARAHAKO RAHA ANARAKA NY ZANAKAO FOANA IANAO" satria rhf mitondra voitures 2 izahay mivady dia izy mitady prétexte ahazoana miaraka @ zanany, ka ny zanako vavy no lazainy fa niteny hoe"Tsy mahazo miaraka @ mamako sy izaho ianao fa za te iaraka @ mamako irery", dia tonga teo @ voiture misy an-janany izy dia nilaza t@ hoe"Tsy mahazo mankatsy @ itsy tomobile itsy aho hoy ny zanakareo", dia izaho moa izany tezitra dia niteny ny zanako hoe"Fa maninona indry miteny an'izany an'i mamie? tsy fanao izany", dia izy nanazava ahy, fa "mandainga mamie, fa izy nanontany ahy hoe" Aiza no tiandry alehako, ato sa any @ papa? dia izy moa namaly hoe, za iaraka @ maman irery, " vao t@ herinandro io an, izany hoe efa malahelo ny zanako ka io mahatonga azy hiréagir toy izany;
Dia noteneniko hoe MBA AJANONY NY LAINGA!
Izaho calme be miresaka fa izy tonga dia miakatra be, nijanona t@ feoko aho.
Mankaleo ahy ny maheno anao isa-maraina mitaraina fa misy ZVT marary aminao, mankany @ dokotera ianao nefa ny examens rht milaza fa tsy maninona, ka izy io mitaraina lava , ka nolazaiko izy hoe MIHANTA IANAO, fsady izay olona rht mifanena eny an-dalana dia ilazana daholo fa marary an'izao aho, tsy maintsy manao anio izay, mankaleo ahy.
Mody marary ianao ka io tsy tantiny, dia nolazaiko izy, fa matoa aho mbola mireasaka dia te ihavana fa tsy hanaiga ady akory no anaovako izao". izy moa niteny hoe"TSY HANDINGANA NY VARAVARANAREO INTSONY AHO MANDRAKIZAY, dia rhf mitokatrano aho dia afaka mamangy ahy any izy 3 mianaka", dia noteneniko izy hoe exclue aho izany, tsy rarahako sady tsy mitomany an'izany aho.
Fa raha 2 na 3 no tsy tia ahy, dia tsy mampaninona izany, fa raha maro kosa dia hi-se remattre en question aho", dia avy eo moa izy mbola namerina hoe "hiala aho, ampy izay, leo aho..." dia hoy aho:"Andana koa fa tsy rarahako", dia niala teo izy nankany @ chambre, dia narahako dia mbola nolazaiko ihany hoe "Matoa aho mbola miresaka dia hanatsara zvt fa tsy hiady akory, sady izaho kristianina, ianao mpiandry, matoa mbola velona dia mila mibebaka", izy moa tezitra ka niteny hoe "aza miresaka fivavahana amiko, fa nga tsy ianao no miteny hoe"fiatsaram-belatsihy ny vavaka?"", eny hoy aho miteny an'izany aho, fa te hibebaka aho.
Dia lasa izy t@ alina, niteny hoe, lazao ny zanako fa lasa aho, nefa izy misy crédit! ny orana vy, dia nibip zanay izy, dia niantso ahy aloha ny zanany dia nolazaiko hoe "antsoy mamanao fa tsy hiditra ato intsony hono izy, fa noteneniko anizao sy izao.." izy moa namaly hoe"fa maninona ianao miteny an'izany?" dia hoy aho "satria io no hitako sy tsapako, sady manimba ny tokantrano izany"
niantso ahy izy 2 h après fa hanatitra an-dramatoa any @ province à 8 h de chez nous quoi, !

Tena mandreraka satria izay alehany dioa mikorontana daholo, ny olona tsy misy miteny azy, sady izaho koa moa noendrikendrehany any dago hoe"Mamparary fo azy" (nefa natao ny test taty France d tsy marary akory, inona no test tsy nataony? fa négatifs daholo!)
ka nolazaiko teo daholo izany , sady noho izy no nahatonga ahy tsy mety manao mariazy, noho izy no mijaly ny zanany rht, satria izy miditra @ fiainan'olona rht izao, tsy ny nazy aloha no ataony tsara. Sady nampatsiahiviko azy teo fa "Ny zanany efa manam-bady ka izahy izao no famille-ny fa tsy ianareo intsony, manana adidy prioritaire izahay dia ny zanakay izany, satria izahay voatery nandefa vola tany foana durant 6 ans izay, ka hoy aho hoe, aoka izay!

Mivavaka aho mba hamindrafo aminay Jesosy, satria mbola fitiavany izao velona izao.
mbola tsy niantso ahy ny vadiko h@zao ka asa izay ihafarana????ny zanako tsy mety mody.
novalian'i ni81 ny 05/08/2009 10:50
2. booboo ( 23/07/2009 14:28)
Tsy mahita hambara zà fa malahelo ilay zanakao vavy. Mazana be izany hoe 7 taona feno tahotra ka tsy te hody an-trano ny farany ... " Sitrano " malaky izany zaza fa mijaly kah ! ny foko indray no marary mieritreritra an'izany ...vô 7 taona... pinèz

Mahereza.
3. xxx ( 23/07/2009 14:51)
Un de perdu 10 de retrouvés! mangalah bandy hafa :)
4. xxx ( 23/07/2009 15:00)
Dia aiza moa zanakao tsy mety mody io fa tsy azoko tsara ?
5. soanja ( 23/07/2009 15:11)
anatiko:

Mampalahelo izany. Ento mijery psy ny zanakao rehefa malalaka ianao fa izay no mety hanampy azy. Mila maka fanapahan-kevitra ianao raha tena tianao ny zanakao hoe na hijanona eo ka mety hanimba ireo zaza na hanavao fiainana tsy mora nefa mety hilamina kokoa sy fitoanina ho an'ireo zanakao.
Mahereza.

6. ravonjison ( 23/07/2009 15:21)
Liana dia liana ihany aho @ fivoaran'ny raharaha ry ANATIKO a . Iny angamba efa voalazantsika tany aloha fa tsy ilay resaka kapoka no tena olana fa ilay " presence " ny rafozanao.
Ary efa tonga hoazy ny vahaolana : NIALA IZY. @ izao fotoana izao no somary misavoritaka ny sainao, fa tsy hoela dia hilamina satria hiverina ny zanakao.Noho izany tsy dia misy zavatra ho vahana intsony.

Voalazanao :
" ....izy moa niteny hoe"TSY HANDINGANA NY VARAVARANAREO INTSONY AHO MANDRAKIZAY ".

Tsara dia tsara. Ianareo ve moa tsy hifampitsidika ihany any aoriana any , fa ny manandanja dia izy tsy hipetraka intsony ao aminareo.
7. anatiko ( 23/07/2009 15:51)
ny zanako nijanona any @ reniko t@ WE teo, dia io nitantara t@ zandriko io.

Tsy misahiran-tsaina @ loatra aho fa ny zaza, hoe ahoana no hampiverina ny confiance-ny aminay?

ny tena olana dia izao: vao afaka BTS teo aho, ny mpampiasako te handray ahy par professionalisation (formation+ application en entreprise )@ taom-pianarana ho avy io. Ka ny formation tsy antoerana fa mila mijanona 4 mois aho en tt (formation io) fa saingy alternance 1 mois/1 mois izany.

Noho io blem io dia mety ajanoko izany satria ny zaza aloha. Izaho tsy ho eo ny semaine fa we vao miverina.

Io no manahirana ahy.
8. ravonjison ( 23/07/2009 16:35)

Ny confiance dia hiverina ihany saingy miandalana moramora.

Mikasika ilay formation dia tokony hajanonao aloha satria ny zaza dia manandanja tokoa. Hazavao @ tompon ' andraikitrao ny olana ara-pianakaviana vahanao @ izao fotoana izao sy ny antony tsy hanaovanao ilay formation. Lazao azy koa fa te- hanao ilay formation ianao saingy ny zaza aloha no tianao ho vahana, ka raha azo atao dia mba tianao HAHEMOTRA ilay formation (1 mois, 2mois, 3 mois). Mino aho fa ny tomponandarikitra tsara dia afaka hi-comprendre anao ka hahemotrany ilay formation.
Raha toa moa ka tsy azo ahemotra ilay formation dia tsy maintsy mifidy ny zaza ianao satria ny olana eo @ zaza mantsy mety hametraka vokatra ratsy any aoriana, noho izany tsy miandry .Ny formation kosa dia hisy foana any aoriana any .
9. menalamba ( 23/07/2009 20:39)
Miarahaba,raha vao idiran'ny olona hafa ny fiainan-tokan-tranonao dia tsy maintsy korontana no hiafarany.Asehoy sy mijoroa fa ianao no SEFO fa tsy izy mihintsy no hisolantsolana hikapoka ny zanakao .Efa vita hoe ny anjarany t@ fitaizana fa aleo ny ahy izaho ihany no hiary azy.Sinema bé daholo ilay hoe hiala aho hisintaka,sahala @ hoa tazomy aho fa matiko eo io rehefa misy ady! Vao maika mahatsara zavatra ny nandehanany.Avy dia ampisafidiano ramose,ary tsy maintsy hentitra tsara ianao fa raha tsy izay dia ho voahitsaka an-tampon-doha.Tsy dia mitsara olona aho fa mahita kosa fa maro no miafina ambadik'ilay hoe fivavahana hanafenana ny tandroka,ary matetika avy any no tena hipoiran'ny savorovoro.
Mahereza ry akama an.
10. Ratoa ( 23/07/2009 22:49)
Bjr
tsara izany raha lasa amin'ny nahany izy.
Apetraho amin'ny reninao ny ankizy dia ataovy ny formation fa ny valala tsy indroa mandry ambavahady. Be ny chômage anefa ianao mahazo offre de formation suivie d'offre d'emploi. Tsy misy ohatra ny mahaleo tena akory ary ny asa no manome izany. Hitombo ny vola lany satria mihalehibe ny ankizy. Ary tsy misy mahalala izay avoakan'ny ampitso.
Jereo izany fa ny rainy mbola tsy niverina.Tsy sahy manohitra andreniny. Ka raha tsy miverina mihitsy izy dia aiza ianareo telo mianaka? Ianao raha teo tsy vita mariage ka mora aminy izany ny miala.
Aza fady fa ny anongo-tsongoina ny maty hono dia ny tsy andevena-belona. mety marary ny teniko.
Zaza ny zanakao nefa manana saina handinika sy hanavaka ny marina ary hisafidy izy. Hiverina aminao izy fa aza matahotra. Atsarao ny ho avinareo telo mianaka fa aza anteherina aman'olona.
Raha miverina na ny vady na ny zanaka, samy ataovy tsarafandray fa aza kizitina ary azavao ny mombaaa ilay stage fa samy manana zo hiasa na ny lahy na ny vavy ary voafehin'ny lalàna izany.
Mahereza . Mitondra anao amimbavaka
11. ari.malala ( 24/07/2009 06:29)
Fa angaha na @ anatiko aza tsy manana confience intsony ilay zaza? mampalahelo izany! Mivavaka hoanareo e!
12. sakaizakely ( 24/07/2009 07:11)
lhl vomanga :!:
tsy hitako izay ho lazaina ankoatrizay, efa elabe no nitarazoka ilay olana
tena tsisy ilàna azy izny lhl tsy manao priorité ny vady amanjanany izany :!: fa mbola miandry firandreniny vo mipata...

ankoatrizay marina fa tsy tokony kapohina ny zaza, fa ny fitaizana kosa tsy maintsy manaraka. Ahoana no mahatonga zaza 2 ans mikapoka, mandàka sns ? matoa maherisetra ilay zaza dia misy antony tokony dinihina, ary matoa lasa fahazarany ilay izy dia satria navela hanao izany izy. Mila fandinihana ihany

miverina amin'ilay vomanga aho, dia tsy misaina ve izy fa hisy fiantraikany @ zanany vavy ny tsy firarahiany azy, exclue @ lalao ataon'izy mianaka foana ve ny zanany vavy ? 8O
inona no tena laharan'ilay lhl eo @ tokantranonareo, imason'ilay vavikely ?

négatif hatr@mboalohany ny fitantaranao ny vadinao, marina fa tsy mora fa raha lhl tsy misy ilana azy, inona no ijanonanao aminy ? efa amantaonany ity resaka ity, tsy ahitanao fahasambarana ilay olona. Tsy aleo ve tsy misy toy zay hanandratsy ?

Mahereza
13. anatiko ( 24/07/2009 07:17)
si ananany a, fa saingy tsy eo journée fa hariva vao mody.
efa niantso ahy ramose alina, nanontany ny fahasalamako sy nanao rapport ny @ misy azy ireo sy ny ataon-dramatoa be, nahita asa cueillette izy 3 jrs d mipetraka anaty tente miaraka @ gasy fantatray.
ny formation mbola septembre vao manomboka ka manana 1 mois hireglena ny rht.
ny blem hafa d izao, bevohoka 3 mois aho, ka io no mbola mampikorontana ny vadiko, fa za fantany fa mahery loha sy tsy matahotra ny misaraka izany;
misaotra mampahery sy mivavaka
14. ni81 ( 24/07/2009 07:41)
lhl vomanga
tsy hitako izay ho lazaina ankoatrizay, efa elabe no nitarazoka ilay olana
tena tsisy ilàna azy izny lhl tsy manao priorité ny vady amanjanany izany fa mbola miandry firandreniny vo mipata...
tena marina mihitsy ny lazain'i sakaizakely eto io. Rahoviana angaha vao ho tonga saina :?:
ny blem hafa d izao, bevohoka 3 mois aho, ka io no mbola mampikorontana ny vadiko, fa za fantany fa mahery loha sy tsy matahotra ny misaraka izany;
misaotra mampahery sy mivavaka
Matanja-tsaina ihany ianao ka! Raha izaho aloha no nisy ireo problème be dia be ireo dia tsy mbola nieritreritra ny hanampy zaza aho e! Ny olana eto aza tsy mbola voavaha, dia misy zaza fanampiny koa ...
Nefa na izany na tsy izany dia mahereza fa izay ilay fiainanao izany. :-*
15. sakaizakely ( 24/07/2009 08:31)
tahaka ny somary olana tadiavina koa ny an'i anatiko

tanatin'ireny korontana ireny ve ianareo dia mbola manapakevitra ny hiteraka indray nefa ny eo ara tsy milamina ? hafahafa :roll: :roll: :roll:
tsy mba andrasana milamina tsara ny fototry ny tokantrano vao manao table de multiplication indray ??? sady lhl tsy ekilibré tsara tsy mahay mitaiza zaza tsy tonga saina @ tsy mety ataony mbola atao dada pour la 3è fois koa

aleo jerendavitra indray izay hotohiny, fedelamoro vita oazy ny anareo :?) :?) :?)
16. bacouli ( 24/07/2009 10:44)
Tsy tsara ange ny tokan-trano misy rafozana izany é,raha mandalo izy tsy maninona fa raha hiara-hipetraka izany tsy fiainana izany indrindra olona mivavaka ianareo,voalaza ao @baiboly mihintsy io fa misara-toerana amindray aman-dreniny ny mpivady fa tsy misy rafozana izany,tokantrano tsy hahahaka tsy mila rafozana izany ,tsara aloha refa lasa izy é, raha mpivavaka marina izy mamela anao eo foana ,ilay zanakao vavy no karakarao tsara fa mampalahelo.
17. anatiko ( 24/07/2009 11:40)
ny hoe hiteraka dia safidiko, tsy zakako ny hanala zaza (psychologiquement) ka io no tsy hanaovako an'izany, efa nano démarche aho hanaovana izany fa aaaaa!.
Na tsy misaina aza ny vadiko dia vitako foana ny zanako na ho eo i na tsia, tsy miandry azy aho.
Sady tsy olana ho ahy ilay hiteraka fanintelony.
Tena matanja-tsaina tokoa aho, ka io no ahavitako ny fianako sy mbola azotoako mianatra sy vao nahazo diplaoma teo.
De toute façon, na soa na ratsy no atao dia mivaly avokoa, ka mbola ho avy ny anjarany, tsy ho zakany.

za indraiky tsy manambitamby lehilahy izany, sady autonome a, no matoky valeur.

Misaotra a
18. anatiko ( 24/07/2009 13:17)
Hiala aho, marina ny anao ry sakaizakely
ary ataoko fa tsy hiova izy, raha tsy maty ny reniny, ka aleo manaja-tena sady toa ho tavela eto aho, ny zanako sur fa manaiky hanaraka ahy,
mais bon ce sera dur qd méme, ny olona nomena fitiavana kay tsy any mihitsy! :cry:
19. ravonjison ( 24/07/2009 13:38)
anatiko:

Hiala aho, marina ny anao ry sakaizakely
ary ataoko fa tsy hiova izy, raha tsy maty ny reniny, ka aleo manaja-tena sady toa ho tavela eto aho, ny zanako sur fa manaiky hanaraka ahy,
mais bon ce sera dur qd méme, ny olona nomena fitiavana kay tsy any mihitsy! :cry:

Ny fanapahankevitra nataonao dia mety daholo, fa saingy ny fanatanterahana azy no somary alamino tsara :
1- hamaha olana mikasika ny zanakao vavy 7 taona
2- bevohoka, hiteraka
3- hisaraka
4- hanao formation
Betsaka loatra ilay olana vahanao ka tokony alefanao tsikelikely satria mety hisy " effets psychiques " aminao ilay izy.
Tsaratsara kokoa raha atrehanao aloha ireo olana roa voalohany ( zanaka vavy , ny zaza ao ankibo. Avy eo vao miatrika ny olana fahatelo sy fahaefatra ianao.
Ny zaza mantsy ( 7taona) dia mila, miandry ary manantena fa hikarakara azy ny reniny, noho izany tsy solution mihitsy ilay hoe apetraka any @ bebe-ny izy. Ianao mihitsy no ilain' ilay zanakao. Ny zaza ao ankibo indray dia mila " mila situation calme " tanteraka ".
Noho izany ny ankizy aloha no jereo voalohany.
20. Mirananirina ( 24/07/2009 13:56)
tena mampalahelo tokoa izany,somary lava ,nefa dia voavaky ihany.
tena tsy vanona koa izany vadinao izany,manova no mety e.resaka zaza tsy atao kinanga.tena malahelo aho fa mitovy taona aminy zanako vavy mihitsy izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2295