Nandroaka tena ny rafozam-baviko
61. tess
(
03/08/2009 12:12)
ka efa tsy tafavoaka ilay entre ny mpivady fa BE MARENINA ity rangahy dia nila vonjy eto izy angamba koa!
ka lay hevitra eto toa bdb de iza no rasina iza no raisina vao maika mampikorotana ny saina , misy azo antonina specialista famahàna olana momba ny couple tsy de mifanaraka any sady efikasy :-P
62. tess
(
03/08/2009 12:14)
ka efa tsy tafavoaka ilay entre ny mpivady fa BE MARENINA ity rangahy dia nila vonjy eto izy angamba koa!
fa misy koa karazan'oul tia mitantara ny vadiny na ny rafozany na ny havambadiny na misy olana na tsy misy olana.....EFA ZAY mitsy lay oul....
63. ni81
(
04/08/2009 10:40)
ka lay hevitra eto toa bdb de iza no rasina iza no raisina vao maika mampikorotana ny saina , misy azo antonina specialista famahàna olana momba ny couple tsy de mifanaraka any sady efikasymarina mihitsy! Izy ireo ange eto andafy ka tokony hanatona spesialista mihitsy e! Raha hanaiky ingahirainy! :D
64. tess
(
04/08/2009 14:31)
ni81:

ka zay mantsy aky! eto koa lakolosy tokana fotsiny no rentsika fa tsy hay izay tena nahatonga anlay bandy hanao izany toetra izany, ka raha mande any ry zareo tsy maintsy mitantara ny andaniny sy ankilany dia samy mahazo lesona sy morale ao dool hihihih
66. tess
(
04/08/2009 18:59)
ka zay mantsy! manoboka tam resaka rafozana tam elabe iry....TADIDIKO tsara....ILAY RESAKA mandefa vola sns iry.... :-P
68. anatiko
(
05/08/2009 09:45)
ka haka hevitra anie no alehako eto fa tsy hoe hanaratsy ny vadiko sy ny rafozako e! tsts
matoa aho manketo dia ny ialako @ firesahana @ namana na havana fa manahirana mantsy io, sady aleoko eto satria tsy mahalala ahy ianareo;
Marina fa lakolosy tokana no renareo fa ny conseils nareo no nangatahiko teto! bon bref
misaotra ho an'izay efa nanome ny heviny, ny critique sns misy ho dinihina fa ilaina koa ireny!
misaotra anareo rht e

69. tess
(
05/08/2009 10:01)
kourazy aky an! on fait ny tena mahavaha ny olana dia ianareo mivady ihany fa raha hiainoa izao lazain'ny olona retra izao dia tsy hita izay tena tiana ho raisina fa samy manana ny heviny aby....BONNE CHANCE
70. ni81
(
05/08/2009 10:50)
ka haka hevitra anie no alehako eto fa tsy hoe hanaratsy ny vadiko sy ny rafozako e! tstsmarina izany e! aleo manao anonyme mihitsy fa manahirana ilay fiainana, satria raha fantr'izy ireo fa nitantara ianao kanefa mbola eo hatrany dia mety ho raharaha be :?