Nandroaka tena ny rafozam-baviko
41. tess
(
29/07/2009 15:49)
Sady ireo Rar-ko ireo izay falehany manao vacanaces dia tsy manam-bola hampiataina azy ireo, zareo aza any @ secours populaire maka kaly koa ampianta @ inonatsy ny figaténa azy resaka ara bola ihany no mapihanta zaza ka! ny fomba fitaizàna sy ny fitondranao azy mitsy.... avela manao zé tiny de arahina ambokony fotsiny am zé tiny izy...IZAY NO TENA fampihantàna manimba zaza
42. tess
(
29/07/2009 15:52)
Ny zaza mantsy ( 7taona) dia mila, miandry ary manantena fa hikarakara azy ny reniny, noho izany tsy solution mihitsy ilay hoe apetraka any @ bebe-ny izy. Ianao mihitsy no ilain' ilay zanakao
marina mintsy izany.....
43. Veloo
(
29/07/2009 15:59)
wowowww Tena miaiky anao aho ry anatiko. Matanjaka ny sainao satria fantatrao fa Jesosy tsy hamela anao irery, mahereza ary tohizo fa ny finoanao no hanampy anao, mba tena maniry ny hotranao mihitsy aho.. soa dia misy azo atoronao ahy?
Ny manao tsara tsy very mande mihitsy ny anona a...
ary ny hava-tiana tsy hiaraha monina.
Mivavaka ho anao foana aho ary aza adino ny mivavaka isan'andro fa Jesosy dia eo akainao foana. :-* :-*

44. Ratoa
(
29/07/2009 20:52)
Ny fampiantana zaza dia tsy miakina amin'ny vola fotsiny. Raha manao izay rehetra tiany tsy an-kanavaka dia mampianta ratsy mihitsy izany. maneho fitiavana be dia be aminy dia efa fampiantana: orokoroka, mihaino azy, miara -milalao aminy, mamaly raha manontany zavatra izy, manazava zava-baovao. Ka raha tsy misy izany any an-trano anefa idadabe na i nenibe manao ireo rehetra ireo dia sûr fa tia hijanona amin'izy ireo izy. Toa izany koa ireo cousine: miara milalao sy tsy manao hery setra dia satriny koa ijanona fa ianao no tokony ahita ny tokony hatao aminy.
Araka ny lazain'i ravonjison dia mila manapa-kevitra ianao. Dia rehefa tapaka ny hevitra dia aoka ho entitra fa tsy hisahalasahala. Satria ilainao izany fa raha tsy izany ianao tsy tafavoaka na dia matanja-tsaina aza.
Ankino amin'i Jehovah Andriamanitra sy Jesosy Zanany lalandava ny fiainanao fa ho hitanao fa misosa ho azy. Izy anie hanome anao izay rehetra fantany fa mety aminareo telo, efatra atsy ho atsy, mianaka.
P.S. gaga amin'i rafotsy hiverina aho. Malimalina!!!

45. anatiko
(
30/07/2009 08:46)
bon bref, fantatro tokoa fa tsy ny fisiany vola no tena fampiatana ny zaza, fa ny fihetsika koa, saingy afaka migarantir mihitsy aho, fa raha ny RAR-ko dia tsy manao an'izany, manana zafy 5 zareo(mibedy izy rhf tsy mety ny ataony), fa ny sûr fotsiny dia ao an-tranondry zareo ny zanakay afaka mitabataba (satria izahay iakarany voisin na atoandra aza fa mitabataba hono,! ny zanako tsy maintsy mialalao, ka efa noteneninay izy hoe, makà maison, fa any calme!) dia io no anisany mahatamana azy ireo rhf any, any izy LIBRE, tsy misy hoe, aza mitabataba sns.
Ny zanako efa zatra nisaraka t@ko hatriny kely, satria aho, mpampandihy rhf WE, dia any @ RAR-ko zareo no mijanona, efa 3 taona izay no miasa aho la semaine, dia mihira rhf WE! na ny zandriko na parents-ko na ny dadany no mitaiza azy ireo rhf tsy eo aho WE (tsy miverina aho tsinona raha tsy dimanche matin).
Ny zaza tokoa no ambony indrindra, ka izay mahatsara azy no ho ataoko, io no noeritreretiko natao hatrizay (ny démarches rht izay efa nataoko, na ny @ rafozana na ny vady) nefa moa, fantatro fa RATSY FOANA aho eo anatrehan'izy ireo (surtout ny vadiko), fa tsy mamapaninona ahy izany!
Ny hoe manao ny marina aloha, dia ataoko fa ireo no noezahiko natao hatrizay t@ fianakaviany, tsy ho tsaroany ve indray andro any fa soa ihany fa teo ianao, fa pour l'instant aloha dia RATSY TOETRA AHO e!
LES ENFANTS D'ABORD! surtout @ izao mahakely azy izao, rhf lehibe izy dia mi-se débrouiller @izay, fa izao izy kely, iza no hiaro azy raha tsy manao aho?
Ny rainy moa alina dia niteny t@-ko hoe "tsy hibedy na iza na iza intsony aho, avelao ho eo, na iza mitomany na iza, sao mahita loza eo", mampalahelo izany, satria zanany ireo, tsy namaly aho, ny @ resaka mamany noteneniko no mahatonga azy niteny an'izay, fa bon, mivavaka ho azy aho mba hiova izy, fa tena mandray an-tendrony be mihitsy izy sady tsy misaina mihitsy! fa ny mamany ampijaliako izao no masaka ao an-dohany
Ny @ formation-ko dia efa nataoko ny sonia, manana 1 mois aho pour changer d'avis, ny hoe bevohoka no sady manao formation dia tsy maninona satria manana statut de salarié aho (droit koa izany), manana congé 26 semaines aho en tout, sady fantatro fa vitako ny mianatra sy mitaiza, ma vie a tjrs été pleine de rebondissements, et j'aime ça, et j'y arrive surtout, donc je peux le faire. J'étais une sportive (compétition) mbola manao aho izao, ka fantatro fa tout vient du mental, ka io no ampihariko @ fiainako andavan'andro. Izay faible mentalement dia dans les 90% mi-abondonne dia resy avy eo.
Tsy ao an-trano rafozako no hody fa any @ olona (gasy ) eto an-tanana ihany, tsy tiany hono ny hoe tsy afa-mihetsika ao an-trano, ka mbola ho hitany koa fa na any @ olona aza izy dia tsy afa-mihetsika ihany koa satria " Si tu veux monter dans le chariot des autres, fais comme il dit", sady tsy hisy ahazaka azy, raha ny toetrany!
Mandohalika matetika izao no ataoko, satria fantatro fa tsinotsinona aho raha tsy miaraka @ Jesosy, Izy no tompon'ny fahendrena ka io no angatahiko isan'andro Aminy ho ahy sy ny ankohonako, na ny zaza ao am-bohoka aza.
Izy koa miady ho ahy, ary mahafantatra ny mahasoa ahy.
Bisous dahoilo dia merci

46. tess
(
30/07/2009 13:57)
44. Mpandefa : anatiko [ Valio ] 30-07-2009 10:46:05
Lohateny : Re : Nandroaka tena ny rafozam-baviko
bon bref, fantatro tokoa fa tsy ny fisiany vola no tena fampiatana ny zaza, fa ny fihetsika koa, saingy afaka migarantir mihitsy aho, fa raha ny RAR-ko dia tsy manao an'izany, manana zafy 5 zareo(mibedy izy rhf tsy mety ny ataony), fa ny sûr fotsiny dia ao an-tranondry zareo ny zanakay afaka mitabataba (satria izahay iakarany voisin na atoandra aza fa mitabataba hono,! ny zanako tsy maintsy mialalao, ka efa noteneninay izy hoe, makà maison, fa any calme!) dia io no anisany mahatamana azy ireo rhf any, any izy LIBRE, tsy misy hoe, aza mitabataba sns.
KA ZAY ANIE LE LAZAIKO E!
raha resaka hoe fiangàrana amin'ny zanaka lahy kely sy ny zanaka vavy kely...
C PAS UNE RAISON hoe tsy hodian'ilay zaza ao antrano
firifiry ny ankizy tratran'izany, ny ray titia kokoa ny zanaka lahy ny reny titia kokoa ny zanaka vavy , raha maltraité ndray izy hoe voadaroka tsy homena hanina ampijaliana de ok! zay no ataoko hoe karazana kaprice kely ihany ny azy , azo anarina sy tenenina izy amzany tsy mety mody izany... tsy haiko alou fa izay no fahitako azy ....
47. ikaretsaka
(
30/07/2009 16:43)
ny ray titia kokoa ny zanaka lahy ny reny titia kokoa ny zanaka vavy
toa ny contraire no hitako betsaka...
raha jerena ireo rain-jazavavy mpividy alika tao aminay rehefa miala sakana ny zanany vavy ka manomboka manao sipa
:-D :-D
48. tess
(
30/07/2009 17:00)
ié ny contraire alou no betsaka fa misy kou no ray tia ny zanaka lahy kokoa! otran'ny tao aminay dia ny lahy matoa hiagarana be anefa samy zaza ao antrano izao ihany... anefa tsy misy mintsy nanao hoe handeha tsy ody tsony ao atrano na ny ray aza :-P
49. anatiko
(
30/07/2009 18:59)
iny samy manana ny azy, fa ny ahy kosa ezahiko ampitovioana izy dahy satria samy olombelona koa maninona ny iray iangarana, tsy misy lahy sy vavy izany amiko
Ka ny rangahako efa zatra nohajaina satria lahy matoa tany aminy, ka io no tadiaviny atao, kanefa sady efa aty an-dafy ve no teraka reo zaza ireo dia miova koa ny mentalité amiko! any dago hafa mihitsy
@ famille-ko aloha tsy misy an'izany, ao aminay cool be, nefa mifanaja tsara, tsy asiana blem hoe, omena aloha ranona na ranona ,... izahay angamba no triop libéré!!!
Izahay dia betsileo any aminay any zavatra grave be izany fanajana izany, fa rhf tonga taty dada dia niova be ny fisainany sy ny fianainy, ka zavatra tsara izany amiko, fa mi-évoluer, saingy rhf any Dago aho dia manaja tsara izay any @ olona rht any, rehefa any hoy aho

50. tess
(
30/07/2009 19:51)
48. Mpandefa : anatiko [ Valio ] 30-07-2009 20:59:49
Lohateny : Re : Nandroaka tena ny rafozam-baviko
iny samy manana ny azy, fa ny ahy kosa ezahiko ampitovioana izy dahy satria samy olombelona koa maninona ny iray iangarana, tsy misy lahy sy vavy izany amiko
Ka ny rangahako efa zatra nohajaina satria lahy matoa tany aminy, ka io no tadiaviny atao, kanefa sady efa aty an-dafy ve no teraka reo zaza ireo dia miova koa ny mentalité amiko! any dago hafa mihitsy
il est comme ça , soit ianao misaraka aminy rehefa manimba ny fiainanao ny toetrany sy ny fombany soit ianao manaiky azy....
51. ni81
(
30/07/2009 20:09)
il est comme ça , soit ianao misaraka aminy rehefa manimba ny fiainanao ny toetrany sy ny fombany soit ianao manaiky azy....zany mihitsy! Vao maika mantsy marary an-doha mahita ny torohevitry ny olona maro eto (satria samy manana ny heviny ka !)
52. tess
(
30/07/2009 21:19)
sady raha ny fahitako ny resaka rehetra dia efa tsy misy fitiavana tsony ani'lay vadinao ianao koa tsy aleo misaraka, satria lasa fanaratsina sisa ilay izy....
TSARA NY MAHAZO torohevitra hamahàna ny olana fa raha tena jerena efa tsy avotra intsony ny fahitako azy ny vie de couple domazy....

53. ni81
(
31/07/2009 06:17)

tess> sao dia tsy hoe fanaratsiana kosa fa fitantarana ny zava-misy e!
54. xxx
(
31/07/2009 07:04)
sao dia tsy hoe fanaratsiana kosa fa fitantarana ny zava-misy e!
Ka matoa misy fitanrainana dia misy zavatra ratsy ao zay.Mazava be anie izany?
55. ni81
(
31/07/2009 07:11)
Ka matoa misy fitanrainana dia misy zavatra ratsy ao zay.Mazava be anie izany?toa marina tokoa! :)
56. ravonjison
(
31/07/2009 11:43)
Toa misy mifanagaro kely ny resaka. I ni81 milaza " fitantarana ", i XXX kosa milaza " fitarainana ".
Na izany na tsy izany tsy fotoana fitarainana intsony izao, ny mitantara kosa dia azonao atao foana. Efa fotoana fandraisana fanapahan-kevitra izao.
Ny fitarainana ( na koa fitantarána ) dia efa t@ izy vao nanoratra voalohany ( 10.6.2009 )

57. tess
(
31/07/2009 12:26)
ny tokatrano tsy ahahaka, samy entre ny mpivady ihany no afaka mamaha ny vaha-olana , fa matoa manomboka mitantara ivelan'ny tokantrano mikasika ny vady dia efa zvtr tsy hanjary...
ni81: izay no fahitako azy ko! hihihi raha manobmoka manao hoe izao ny vadiko , izao ny vadiko dia efa manaratsy izay :wink: :-P

58. xxx
(
31/07/2009 12:37)
anatiko:
Ka ny rangahako efa zatra nohajaina satria lahy matoa tany aminy, ka io no tadiaviny atao, kanefa sady efa aty an-dafy ve no teraka reo zaza ireo dia miova koa ny mentalité amiko! any dago hafa mihitsy
Inona no ataonao hoe "manaja" ? Aty kosa ve dia tsy manaja ? Satria ve hoe manao raharaha dia tsy hajaina ny dikan'izany kosa e
59. ravonjison
(
31/07/2009 13:01)
tess:
ny tokatrano tsy ahahaka, samy entre ny mpivady ihany no afaka mamaha ny vaha-olana , fa matoa manomboka mitantara ivelan'ny tokantrano mikasika ny vady dia efa zvtr tsy hanjary...
ni81: izay no fahitako azy ko! hihihi raha manobmoka manao hoe izao ny vadiko , izao ny vadiko dia efa manaratsy izay :wink: :-P
Eny tokoa ny Tess a. Endrika hisehoan' ny aretina daholo ireny ( fitantarána).
60. xxx
(
03/08/2009 06:21)
ny tokatrano tsy ahahaka, samy entre ny mpivady ihany no afaka mamaha ny vaha-olana , fa matoa manomboka mitantara ivelan'ny tokantrano mikasika ny vady dia efa zvtr tsy hanjary...ka efa tsy tafavoaka ilay entre ny mpivady fa BE MARENINA ity rangahy dia nila vonjy eto izy angamba koa! :)
ni81: izay no fahitako azy ko! hihihi raha manobmoka manao hoe izao ny vadiko , izao ny vadiko dia efa manaratsy izay
Fa nisy olona nilaza koa fa matoa mitantara ny olona iray, nefa tsy miala fa miaritra eo foana na ahoana na ahoana dia: MISY TOETRA koa hono ilay olona izay. Dia gaga aho hoe: misy toetra ahoana e? CARACTERIELLE hoy izy @ lafiny maro... Sarontsarotiny, be sermona @ zavatra tsisy dikany, tsy mba tia mifanerasera aman'olona...
Izao no notantarainy momba io hoe misy toetra io.
Nitaraina hono ity vehivavy fa hoe ny vadiny vao mahita sipa mandalo dia mikôty foana na manara-maso sns.... Dia nitaraina t@ ity olona nitantara tamiko izy. Dia notoroan'ilay olona hevitra hoe: misaraha rehefa tsy zakanao fa aza mitaraina lava...
Kanjo hono ity vehivavy kay no tena mampirafy:roll:
Ka inona no antony nitarainany nefa izy aza mba mampirafy? 8O Dia tsy mazava !