Nandroaka tena ny rafozam-baviko
21. Ratoa
(
24/07/2009 16:56)
A natiko,
sady tsy voalohany no tsy farany amin'izao toerana misy anao izao ianao. Efa betsaka ny nihaina izao ary mbola ho betsaka.
Ny zaza na 8 mois aza dia efa vory saina mahatakatra zavatra tsy alehan'ny eritreritry ny lehibe akory.
Raha irery dia irery an-dafy ianao dia tena ho sarotra ny raharaha? fa eo reninao sy ny zandrinao . Samy mahalala ny tantaranao ireo ary afaka manampy anao. Aza miavona ary aza menatra miantso azy.
Azonao atao ny mifindra monina miaraka amin'ny zanakao raha tsy tianao ny mamela azy amindreninao. Araky izay fantaro dia mandray indemnité de stage ny olona manao formation ary mananjo sécurité sociale. Mety ahazo aide-maternelle ianao hitsena ilay mianatra ary ilay kely bitika efa mahazo jardin d'enfant. Question d'organisation ny sisa.
Raha miverina ilay rangahy dia ahoana? Tsy hiasa ianao fa hanao femme au foyer? sa ahoana? Mampiova inona ny fiverenany? Mihevitra ve ianao fa hilamintsaina kokoa? Izaho mino fa vao maika mikorontana.
Amiko ny asa no voalohany, sy ny fanatsarana azy. Rehefa misy ny asa mihina voky ny ankizy ary mety mahazo goûter tsara be sa ahoana? Aty an-dafy , raha vao ny vola no tsy ampy, dia mandry andriran'antsy.
Ary ny vohoka? Ankino amin'Andriamanitra fa tsy manataka vava ho avelany ho naona izy.
Ho anareo rehetra kosa: tsy ny olona a no manao contraception sy mi-calculer ho : raha afaka 3 ans aho vao hiteraka indray. Ary aiza no asianareo ny spontanéité sy ny fitiavana. Matoa misy ny vohoka dia nisy fitiavana tao alohany tao, eny na dia tsy naharitra hafa tsy 10 mn aza.
Aza mba voa ihany!!!
Mahereza akia â! Sendra patsa iray tsy omby vava ka atao ahoana.
Alamino aloha na materialy : asa, trano, fifamoivoizana, sakafo dia avy eo dia ny zaza.

22. simplex
(
26/07/2009 13:57)
1- ekena, tokony anotaninao ramose hoe nankaiza ny hazon-damosinao? mis a part ny hoe vadiny enao, ny zanaka tokony ho priorite kokoa noho ny reny...
2- Tsy tokony mieritreritra ny hiteraka indray raha tsy efa miravona ny olana misy @ zao. Vao mia mampitombo be dia be ny olana izany.
3- Tsy vahaolana ny fisarahana aminy. Ny fanambadiana koa tsy kilalao. Du moins, tokony manao izay tratra ny herinao hampande ny tokatrano enao, dernier ressort mintsy ny hoe misaraka. Ohatra hoe mikasin-tanana izy na hoe mampirafy be nefa efa nifona t@ tratra voalohany...
En plus efa 2 ny zaza... na matanjaka tahaka ny inona aza enao, tsara kokoa foana raha ianareo mivady no miaraka mitaiza azy ireo.
4- Maso-mandidy @ tokatranonareo ianareo mivady, ianao indrindra indrindra no andry itokisan'ny fanabeazana ny ankizy. Zonao ary adidinao ny miaro ny zanakao raha misy tsy mety ataon'ny olona, indrindra hoe manasarotra ny fitaizana azy ireo izany. Noho ireo rehetra ireo, zonao ny miangavy ny rafozana mba tsy hi-interferer, zany hoe hanao zavatra mifanohitra @ fampianaranao/fitaizanao ny zanakao.
Zany hoe tokony somary diplomatika fotsiny enao @ approche @ firesahana aminy. Ny RAD, dia RAD foana na inona hadisoana ataony na inona. Noho izany tsy tokony manao vavabe, fa amim-panajana daholo ny zavatra atao.
Mbola ho eo aminao koa ny toerany indray andro any dia mety ho tsapanao @ zay le izy.
Raha toa ka hi-confronter ny reniny enao dia tokony mi-s'assurer aloha fa tsy hiteraka olana aminareo mivady izany. Zany hoe tokony niresaka t@ vadinao momba ny approche tokony raisina aloha enao... dia mba nareo mivady no niaraka niresaka taminy.
5- Tsy tokony hatao mahakivy izany rehetra izany fa lafim-piainana doly izany. Ny tokony hataonao voalohany indrindra aloha dia ny miresaka @ vadinao. Manao ahoana izy, inona ny an-tsainy, emotions sy ny karazany... Azavao aminy doly ny anton'ny nisian'ny disadisa. Tsory aminy fa tsy tinao ny fikasihan-dreniny ny zanakao. Tsy tokony miampanga anazy tia andreniny enao. Ny lelah rehetra dia tia ny reniny daholo... fa kosa ampatsahivo azy fa efa nitsoaka ny zanany. Tsy mba tiany koa ve ny zanany?
Raha miresaka tsara nareo tsy maintsy misy solution foana ao. Fa ataovy mazava fotsiny ny anao hoe tsy solution ny fiverenan'ny reniny... Tsy manin na mandatsaka ranomaso kely aza enao, tt les moyens sont bons ;-)
Nareo mihoatra koa tsy voatery hoe mifankatia be akory, fa azonao atao tsara ny mamangy azy ary miresaka sy mifanazava. Samy fitiavana daholo anie ny anareo e. Zavatra tsy sarotra izany ary tsy manin koa na mihatsaravelatsihy aza... Mais bon, tokony miandry kely angamba izany satria mbola mamaivay be izao ny raharaha...
Ny tiako tenenina hoe tsy tokony ho atao olana izany raha izay no tadiaviny sy endrasany avy aminao andravonana ny raraha.
6- Ataovy en stand by aloha ny resaka fianarana/formations raha mety ny sefo. En attendant ny evolution an'ny tantara... Raha tsy miverina tsony rams dia mazava ny lalana, fa tokony miverina any @ reninao enao. Ataovy @ izay ny fianarana.
Raha miverina izy dia ny tokony atao voalohany indrindra dia ny mamerina an'le zaza nitsoaka. Rehefa stable izy vao tokony manao an'le fianarana... Ra lasa any enao afaka miantso isan'andro ka tsy tokony ho olana izany hoy aho.
Raha tsy mety sefo dia azavao aminy ny situation. Tsy voatery atao details be akory fa teneno fotsiny hoe nandositra ny zanako ka tsy te ande aloha raha tsy efa stable izy...
Ny formations matetika misy isan-taona... lasa mihemotra fotsiny ny promotion anao ra manao an'zay. Afaka miandry angambany enao hoy aho....
7- mivavaha
zay fa bon courazy eee
:-*:-*
23. soanja
(
27/07/2009 06:08)
Raha bevohoka ianao dia hoy aho hoe aza misaraka fa mijanona ao anaty tokatrano. Hevero toy ny tsy misy zany rafozana izany dia milamina ny sainao. Ny zanakao vavy alaivo dia ento any amin'ny psy hokarakarainy sy hotsaboina raha ilaina.
Matoa ianao nanao bevohoka dia mitaky ny fisian'ny vadinao ny fiainanao. Mila ray ny zanaka. Safidy ny fanambadiana ary rehefa niteraka kosa ka indrindra misy aina mitsimoka vao tonga dia tsy tsara sarahina amin'ny fitiavan-dray. Tadidio fa tsy anao irery ny zaza fa itambarana.
Raha nilaza aho tary hoe tsara ny maka fanapahan-kevitra hafa dia satria tsy nisy zaza ao an-kibo ary efa lehibe mahazaka fianana ny hafa fa raha ny ao an-kibo kosa dia hoy aho hoe aza mbola mandany ron-doha amin'ny fisarahana aloha. Isaory Andriamanitra fa efa lasa ny rafozana. Manaova meditation isanandro fa hanampy anao izany amin'ny hasarontam-piainana. Mahereza hatrany.

24. anatiko
(
27/07/2009 07:28)
Niverina ramose t@ asabotsy maraina be, fa izaho tsy tao an-trano fa namonjy ny ankizy, niantso ahy izy ny maraina @ 9h30 hoe ho avy ve izy sa izahay ho any? dia namaly aho hoe, "Hody izahay",. Ny zanaka vavy mbola saika tsy hody dia notambatambazako ka nety ihany, fa namangy ny zokiko izay @ lalany mody izahay dia nahita ny cousineny tao izy dia tsy nety nody indray.
Izahay mianaka irery no nody izany!
Tonga tany an-trano dia mbola tsy tao ramose, rhf tonga izy dia tsy mbola nisy niresaka aloha, fa avy eo moa izy niresaka zvt hafa teo foana ka mamly aho rhf manontany izy (tsy misy resaka mamany mihitsy!).
Nihevitra aho fa hisy procès be ity androany! Mety miandry izy angamba
Tsy dia tia miresaka loatra moa rams io.
Mi-bip azy foana ny mamany dia mi-rappel izy, ramatoa mitady carte hiantsoana any dago, hoy rams-ko hoe, "nga voatery miantso any e?" te hitantara any izao.
Nilaza moa izy fa miasa ramatoa any fa sarotra ny asa (au rendement tsinona), hoy aho mantsy azy, rhf misy an'ilay asa au smic aty dia ampidiro ao izy. Io ihany no resaka momban-dramatoa nataony.
Ny alina dia naka kidoro izy dia nataony tao @ salon dia namboariny, dia natory teo izahay 3 mianaka. Efa des années tsy nanaovanay an'io.
Ny fanaoko moa rhf misy blem dia tsy mikasika azy mihitsy aho, fa izy niteny hoe "Mba hory kely neny ny sandriko azafady", dia nanao aho, am-pitiavana, "haory ny lamosiko", dia nataoko.
Avy eo moa izy nikasika ahy ka nifankatia izahay, dia matetika rhf misy blem ka avy mifankatia, dia miresaka izahay 2 (niandry aho fa tsy nanao izy, sady izaho no mitari-dresaka foana fa izy tsy dia manao).
Mety tonga saina ve izy?
Ka nandefasako sms mantsy izy mianaka (mitovy) t@ izy nanatitra ny mamany, ka naveriko tao ny hoe "mila mibebaka fa sady tsy hiady no nataoko fa hamaha olana, sady hoe ramatoa be niteny ahy hoe "tsy ahasaraka ny fifankatiavanay mianaka ianao mandrakizay" dia nataoko tao hoe tsy izay no tanjoko sady impossible izany, no manana ny RAR-ko aho, fa tsy manao toy izao ataony izao"
Dia mbola nadefasako teny soratra maisna maro mombany lahy sy vavy, RAR, rafozambavy, vady, ka mandohalika aho isan'andro mba hivaha ny olana, rhf namaky ireo aho dia décidée fa tsy hisaraka fa mbola hanao izay vitako hamonjena ny tokatranoko, sady raha misaraka aho, dia faly ramatoa be, satria io no tadiaviny!
Misaotra anareo aho, mahafoy fotoana mampahery sy manome hevitra ahy eto,
Andriamanitra anie homba anareo rht
misaotra an

25. xxx
(
27/07/2009 11:57)
Kay!mahery saina be ianao an! Deraiko manokana mihitry fa sady matanja-tsaina no mivavaka no consciente amin\'ny adidyS!! Tokony mba tonga saina rams fa tss :8 :-S
26. ikaretsaka
(
27/07/2009 14:44)
sakaizakely:
lhl vomanga :!:
tsy hitako izay ho lazaina ankoatrizay, efa elabe no nitarazoka ilay olana
tena tsisy ilàna azy izny lhl tsy manao priorité ny vady amanjanany izany :!: fa mbola miandry firandreniny vo mipata...
ankoatrizay marina fa tsy tokony kapohina ny zaza, fa ny fitaizana kosa tsy maintsy manaraka. Ahoana no mahatonga zaza 2 ans mikapoka, mandàka sns ? matoa maherisetra ilay zaza dia misy antony tokony dinihina, ary matoa lasa fahazarany ilay izy dia satria navela hanao izany izy. Mila fandinihana ihany
miverina amin'ilay vomanga aho, dia tsy misaina ve izy fa hisy fiantraikany @ zanany vavy ny tsy firarahiany azy, exclue @ lalao ataon'izy mianaka foana ve ny zanany vavy ? 8O
inona no tena laharan'ilay lhl eo @ tokantranonareo, imason'ilay vavikely ?
négatif hatr@mboalohany ny fitantaranao ny vadinao, marina fa tsy mora fa raha lhl tsy misy ilana azy, inona no ijanonanao aminy ? efa amantaonany ity resaka ity, tsy ahitanao fahasambarana ilay olona. Tsy aleo ve tsy misy toy zay hanandratsy ?
Mahereza
Ekeko 100% ...mba nahita koa ianao nanambady sy niteraka t@ izany
27. fahamarinana
(
27/07/2009 14:52)
:arrow: Dia mahereza ry Anatiko dia tohizo ny vavaka rahatoa ka nanampy sy nampilamin-tsaian !.. :-* (l)
28. tess
(
27/07/2009 16:53)
Ny zanaka vavy mbola saika tsy hody dia notambatambazako ka nety ihanytsy efa ho capricieuse loatra ndray ve zany zaza zany???? :roll: MALGRE NY ZAVA NISHEO
29. ari.malala
(
28/07/2009 05:28)
Tess, mi comprendre ihany ah satria le image ny dadany mi rejeter anazy koa mbola ts afaka ko! mety hoe ilay tahotra ho bedy sns no mety ho afaka tsikelikely eny, fa ilay rejet ts afaka ny alahelo @ iny!
30. tess
(
28/07/2009 05:34)
tsy haiko alou mora ny miteny fa raha namaky aho toa mitady hibolisatra kou lay zaza manao ny tiany hatao na izany aza.....RAHA misy voadona ny sainy maninona no tsy entina any am psy, tsy hoe akory adala ny htiondràna azy any fa dieny izao de amboarina ny sainy, zaza efa fito taona izany efa mba misaina ihany
31. Ratoa
(
28/07/2009 09:58)
mizara ny sain'io zaza io fa mbola azo ahitsy satria izy mbola kely. Fitiavana fotsiny dia mety. Manao caprice izy satria manao trano roa. Mizara ny sainy hoy aho: ao an-trano izy voailika, any amin'ny renibeny mahita filaminana saingy olondehibe daholo ny any.Any amin'ny cousine izy mahita ankizy, na lehibe na kely io cousine io dia tsapany fa vavy kely mitovy aminy. Mba ento manao week-end ao aminanreo ny havany vavy na copine keliny ahafantarany fa ao an-trano koa anie misy namana ary ho tsapany ho tombo-tsoa ho azy satria ilay zandriny mbola tsy manana namana hasaina week-end.
32. sakaizakely
(
28/07/2009 13:31)
Tess> an an an, raha zaza mahafoy tsy mody antrano izany tsy caprice fa misy antony tsy azo atao antsirambina. Matoa any antranonoul no tiany noho ny tranony dia misy raha tsy tiany sy tsy tantiny ao. Ka na dia fotsiny aza hoe hahita an'i neny ny maraintsy hariva fotsiny fa matoa tsy mitaky an'io ilay zaza dia ao raha...
Par expérience ny ahy ny zanako tia be mankany amin'ny copines cousines bebe sy dadabe fa na tiany tahakininn ary any dia tsy mety mijanona mihoatra ny 2-3 alina, par contre raha miara-mankany daholo izahay dia tiany be. Mamy ny atsy fa dada sy neny mbola mamy kokoa, ny confort-n'ny trano koa mbola hafa
Fa matoa misy zaza mi préférer ailleurs que chez soi, dia misy zavatra mi banga any antranony izay surtout resaka affectif, na misy zavatra mampatahotra azy any...
anatiko>
ntsônalée e, mafinaritra be le filazanao anazy
tsara rehefa misy fifandraisana eo aminareo, nefa tadidio fa tsy hoe rehefa misy io dia foana ho azy ny olana rehetra. Mila vahana tsara point par point, tsy mila kisina, fa manazava tsara @ fo tony, dia raha tsapanao fa somary misokatra kely ny sainy, dia araraoty lazaina azy ny points mankarary ny ainao sy mampalahelo anao. Raha tsapanao fa manohina ny fony ny lazainao dia mbola tia anao izy, dia mbola azo avotana izany ny tokantranonareo, fa raha anaovany todindamosina odiany tsy heno izay lazainao dia... anjaranao sisa
farany
hoy ianao an ! dia tena tsy ilainao tokoka ve na dia mba ny hanatrehan'ny rainjanakao ny fahatongavan'ny zanany eto antany ?
Izay anie no anaovana hoe alohan'ny hanambadiana, jerevana ihany ny toetran'ilay ho vady, fa mino aho fa efa tahatahakizany ihany izy taminareo vao nifamofo, fa tsy hoe aty afara vao mivoaka ilay izy, c sa vraie nature tsy maintsy notsapanao teny ihany fa mety hoe nanakipy maso ianao
tambitamby ve midika tsy fananana valeur sy tsy fahaleovantena aminao ? na koa hoe fahalementsaina ?
azonao tambatambazina izy ka, fa mila fitoniana daholo na eo aza ny hasosorana mivangongo hatry ny ela, ataovy cartes sur table daholo, dia angataho vahaolana isaky ny teboka iray, aza amelana raha tsy iarahamahita vahaolana mahafapo sy voalanjalanja tsara, tsy hoe ataoko tahak'ty pour avoir la paix ohatra, betsaka ny oul manao izany manko
amboary tsara fa mbola be azo avotana ny fifankatiavana misy aminareo
mahereza

ka nifankatia izahay

Sady tsy olana ho ahy ilay hiteraka fanintelony.
hoy ianao an ! dia tena tsy ilainao tokoka ve na dia mba ny hanatrehan'ny rainjanakao ny fahatongavan'ny zanany eto antany ?
Izay anie no anaovana hoe alohan'ny hanambadiana, jerevana ihany ny toetran'ilay ho vady, fa mino aho fa efa tahatahakizany ihany izy taminareo vao nifamofo, fa tsy hoe aty afara vao mivoaka ilay izy, c sa vraie nature tsy maintsy notsapanao teny ihany fa mety hoe nanakipy maso ianao
Tena matanja-tsaina tokoa aho,
za indraiky tsy manambitamby lehilahy izany, sady autonome a, no matoky valeur
tambitamby ve midika tsy fananana valeur sy tsy fahaleovantena aminao ? na koa hoe fahalementsaina ?
azonao tambatambazina izy ka, fa mila fitoniana daholo na eo aza ny hasosorana mivangongo hatry ny ela, ataovy cartes sur table daholo, dia angataho vahaolana isaky ny teboka iray, aza amelana raha tsy iarahamahita vahaolana mahafapo sy voalanjalanja tsara, tsy hoe ataoko tahak'ty pour avoir la paix ohatra, betsaka ny oul manao izany manko
amboary tsara fa mbola be azo avotana ny fifankatiavana misy aminareo
mahereza
33. anatiko
(
28/07/2009 14:43)
ny hitako tena mahatamana azy any @ bebeany dia satria any ny rahavaviko mpitaiza azy hatriny kely (manao vacances), tiany be mantsy izy io; ny zaza no ambony indrindra amiko ka @ herin\'andro aho en vacances dia ho karakaraiko ny momba azy, hiaraka hanao vacances izahay...
- ny @ vadiko dia efa 10 taona izay ny fiarahanay, ka 2 ans voalohany samy tany @ RAR-ny, mifanerasera @ havany rht aho na ny mamany aza, fa efa fantatro ny toetran\'ny mamany (be resaka be sy lava lela) ka efa itsoahana foana fa tonga dia mamonjy ny zanany aho rhf avy miarahaba azy (ka io mifosa io no mbola ataony hatrizao io)
- ny @ vadiko kosa, dia olona tsy dia tia miteny hatrizay, ny hoe vraie nature-ny aloha dia io no fantatro! mbola manao an\'io izy hatr@zao, fantatro izy fa tia ahy be taloha, fa ny anio efa tratry ny routine sy ny blem @ ity resaka fianakaviana ity, ka tsy dia miantehitra @ io fitiavany ahy io intsony aho, sady ny mamany ve no \"ampijaliako\" aminy io!
Ny reniny reniny foana! ny vady azo soloina!
nefa izy miara-miaina amiko hatrizay, fantany ny toetrako, (ratsy sy ny tsara) ka anjarany ny mieritreritra!
Efa vonona psychologiquement aho, ny @ izany hoe rupture aminy izany, ary fantany fa vitako izany, fantany koa fa tiako izy, fa ankiniko @ Andriamanitra, izay efa nametrahana ny fifankatiavanay.
- fa ampahatsiahiviko azy mandrakariva (sy ny mamany t@ izahay niresaka iny)kosa anefa fa \"efa manan-janaka izy, ka ireo zaza ireo no adidiny ankehitriny fa tsy ny mamany(izay efa vita ny fiainany, na ny frère et soeur-ny izay efa manam-bady daholo, (sady izaho koa mba manana soeurs sy frères be dia be ka raha manao toy izany daholo dia tsy velona izahay) lazaiko azy fa safidy ny manambady dia tokony mi-assumer dans tous les sens!\"
- nampahatsiahiviko azy fa tsy niresaka t@ko ny raiko nandritrany taona maro satria bevohoka t@ aho; car noho ny fitiavako azy dia tsy nanala-zaza aho, satria safidy daholo izany ary tsaroako tokoa fa tsy mora ny nanapa-kevitra.
- miandry azy hiresaka momba ny mamany aho vao hamaly, sady mety mbola mahamay ny vy izao ka, ny reniny reniny fona na diso na tsia , fa izaho foana no ratsy, efa nampahafantariko azy koa izany et c \"normal\" satria izay no éducation azony, ny anay kosa rhf tsy mety ny ataony mama na dada dia miteny ihany izahay satria olom-belona mety solafaka ihany izy sady tsy misy tsara ohatry ny mifanitsy amiko.
- ny hoe mbola hiteraka aloho, dia safidiko, efa te hanan-janaka faha 3 aho, ka efa vonona hi-assumer na ho eo ny vadiko na tsia, h@ zao aloha izy dia faly fa ho ray indray, misafosafo ny kiboko rhf @ alina, avy niantso ny zanakay vavy izy ka alaina any izy dia hody @ izay. Io no mahatonga ahy mazoto @ fianarana izay ataoko, satria mba bebe karama avy eo e, sady tsy misy toy ny autonome e, efa io no toetrako hatrizay koa , ka tena matanja-tsaina aloha raha izaho e (fanomezam-pahasoavana izany ka isaorana ani Jesosy tokoa satria tsy toy izany daholo ny rht), sady le miandry olona lava ity tsy voako loatra!
- tsy afeniko eto aloha fa misy zvt hafa izany amiko vao lasa ny rafozako, je vis plus, je me sens mieux, je suis libre e, izy moa RAR ihany, sady tsy afaka ny tsy ho rafozako, ny zaza efa misy ka inona, ka tsy izaho no hanao 1er pas, de toute façon, tsy misy mahazaka azy ny olona @ toetrany ka tsy ho tonga saina eo ihany ve izy. Izay andalovany rht dia misaraka daholo (zanany rht io, aratsiana ny vinanto vavy, ny zaobavy, izay no resahany rhf miantso aty france izy avant nahatongavany, gaga mihitsy aho, naveriko t@ io ary nolazaiko hoe, izaho vinantonao koa izany ataonao toy izao any @ olona any)
- ny sms nalefako azy mianaka dia nolazaiko tao ny nolazani mamany manao hoe\" TSY HAHAVITA HANASARAKA NY FIFANKATIAVANAY MIANAKA IANAO MANDRAKIZAY \", tena nanaitra ahy mihitsy io tsinona ,kanefa izy no mampisaraka ny zanany rht @ vadiny! Amiko, tena possessive sy jalouse be izy, ka io no mahatonga azy hanao toetra toy izao! mampalahelo satria manimba ny fiaina-janany koa anie izy e fa tsy ny olona miditra ihany!
Nolazaiko tao fa tsy izany hampisaraka izany no tanjoko no sady impossible izany! mety io koa no nanaitra ny ramoseako angamba, ny reniny oa reniny foana!
Tsara tokoa ny fanatrehany ny fahaterahana fa adalany koa raha tsy hanao izy, tsy ifanerena io fa mampieritreritra azy no asako hoe adidy ny zaza fa tsy hoe teraka dia LALALALALA!
Mbola tsy niady t@ olona aho hatrizay niainako (si ny rahavaviko irery t@ kely ka, manjary mandainga eto), rhf fantatro fa misy olona mankahala ahy, dia tsy rahirahiko (satria jalousie no mahatonga izany matetika), dia toy izany koa no ho ataoko @ rafozako; satria izy tsy tia ahy tokoa. Tsy ho vizaka ve izy @ farany! MDR
- Maro ry zareo ny lehilahy fa hafa ihany ilay 1, satria izy no 1, sady t@ aho no nanao ny zvt 1 rht, tena fusionnels be izahay taloha, izay misy azy no misy ahy, rhf misy blem dia miara-mandoalika mivavaka, mampianatra sekoly alahady kilasy 1 izahay 2,... mety io tsy firaisan @ Jesosy io koa no tsy ampy satria tsy manao izany intsony izahay izao, tena mpino izahay, na ny fahatongavany taty France dia vavaka be mihitsy, satria efa bevohoka 6 mois aho no lasa taty, niteraka 1, ka rhf 8 volana ny zaza vao tonga izy (noho ny visa sy taratasy rht) tsy nifankahita 1 an izany, nisedra olana maro izahay, ka tsy avelako hisy hanimba izany firaisnay izany, ary tout problème a sa solution! mais bon il faut déjà qu\'on soit d\'accord!
Misaotra anareo aho, misy ho tsakoina, raha misy manana hvt hafa dia mbola vonona ny ihaino aho

34. ni81
(
28/07/2009 14:47)
- Maro ry zareo ny lehilahy fa hafa ihany ilay 1, satria izy no 1, sady t@ aho no nanao ny zvt 1 rht, tena fusionnels be izahay taloha, izay misy azy no misy ahy, rhf misy blem dia miara-mandoalika mivavaka, mampianatra sekoly alahady kilasy 1 izahay 2,... mety io tsy firaisan @ Jesosy io koa no tsy ampy satria tsy manao izany intsony izahay izao, tena mpino izahay, na ny fahatongavany taty France dia vavaka be mihitsy, satria efa bevohoka 6 mois aho no lasa taty, niteraka 1, ka rhf 8 volana ny zaza vao tonga izy (noho ny visa sy taratasy rht) tsy nifankahita 1 an izany, nisedra olana maro izahay, ka tsy avelako hisy hanimba izany firaisnay izany, ary tout problème a sa solution! mais bon il faut déjà qu'on soit d'accord!Aza avela hanakorontana anareo intsony rabôfy tsaika! :)
35. tess
(
28/07/2009 16:04)
30. Mpandefa : Ratoa [ Valio ] 28-07-2009 11:58:37
Lohateny : Re : Nandroaka tena ny rafozam-baviko
mizara ny sain'io zaza io fa mbola azo ahitsy satria izy mbola kely. Fitiavana fotsiny dia mety. Manao caprice izy satria manao trano roa.
izay mintsy ny fahitako azy! misy nièce keliko zay mantsy mande atsy sy aroa izy de mampianta azy dool ity olona handehanany ity de refa tonga ao antrano izy dia izy no lasa mibaiko nefa tena mbola 2ans1/2 zany an!
refa mande any antany hafa any izy ka tsy te hody dia tena maneho karaktera tsy laitra mitsy.....raha maltraité lay zaza tao atrano tao dia mi côpr aho fa raha niangarana hoe ilay lahy kely no tiana noho ny vavy betsaka ny otrzany.....RAHA TSY ahitsy dieny izao manjary manitatra ditra ndray :-P
36. sakaizakely
(
29/07/2009 12:40)
Tess> ny fitaizana sy fanabeazana dia an'ny RAD, dia anjaran'izy ireo no mametra ny azon'ny zaza atao sy ny tsy azony atao. Mba ho fanajana ny asa fanabeazana ataon'izy ireo dia tokony miera amin'ny RAD n'ilay zaza izay olona andehanany fa tsy tokony mampihantahanta foana mividy ilay zaza. Izay no mahasarotra ilay ankizy. Anjaran'ny RAD koa no miteny mialoha ny olona izay alehany hoe zao sy zao no limites ka aoka ianareo hanaja an'izay.
Ny ahy aloha dia izay no ataoko ary tsy milefitra mihitsy aho, efa fantatry ny rehetra izany dia tsy dia nametraka olana firy mais il faut savoir s'imposer vis a vis de son enfant et les autres koa :-P :-P :-P :-P
Sinon tsy ny zaza mihitsy no mibaiko RAD ka tokony miezaka ry zareo mamerina ny autorité-ny mitady ho lasa. Tokony manatona pédo psy na miresaka @ pédiatre hahafahany mitady izay hamerenana ilay autorité mitady ho votsitra, c pas compliqué, mais pas simple non plus fa mila mi adapter ny cas individuellement

37. tess
(
29/07/2009 12:52)
sakaizakely: ka zay indrindra mantsy, zà ndray no tena sorena mahita a 'n'ilay fitaizàna misy, ny RAD naly nièce keliko tsy miteny fa de manaraka ambokony fotsiny hany ka lay zaza manjary capricieuse, mamolaka olondehibe mintsy....
LAZAIKO IHANY ZAREO hoe sao mba tsy mety ny fitondràna azy, dia oe zaza tokana sns io.... :? MIETAKETAKA Aho fa tsy RAD hihihih

38. sakaizakely
(
29/07/2009 13:00)
Tess> sarotra be ane aky ny mitaiza e, samy te hanana ny tsara fa tsy hay hoe atao ahoana, dia resaka bon sens sisa, mila mamaky boky be, mijery emission mikasika fanabeazana, mila mandalina manokana de son côté
Izaho ohatra tena ni -rejeter be ny natao anay taloha de lasa extréme be tsy mikasitanana zaza, tsy masika, fa nefa mahay mihenjana ihany. Mila dozazy be ny autorité, ny fahalemena, tambitamby sns... mba tongako ihany klou hatr@zao e
3 izy ireo tsy misy manao kaprisy izany, je pense hoe c pas du hasard fa ilay fitaizana mihitsy. Raha tsy miezaka mandalina tsy ho vita mihitsy ilay izy fa manjary mibolila na ny lehibe na ny zaza de le zaza ne no mampalahelo fa tsy mahalala limite e, de mijaly koa izy fa ho sarotra ny miaina miaraka am n'oul raha tsy mahay manaja limite, hijaly zao zany rehefa miditra mianatra iny. Palelo

39. anatiko
(
29/07/2009 14:00)
ny @ zanako indray aloha, dia tsy caprice mihitsy izao amiko, izaho dia tena mibedy rhf tsy mety ny ataony, ary manafatra une fois aho, fa raha mbola mamerina dia voasazy @ zay.
Rhf any @ RAR-ko ry zareo dia tsy mihanta izany,mety hoe voatambitamby kokoa noho ny ao an-trano angaha, satria dadanay dia mibedy sy masiaka tokoa, ny nampiuanariny anay dia ny hoe "ny zaza tiana tsy itsitsiana ratsan-kazo", ampihariny jusqu'à maintenant izany!na @ zafikeliny aza. Rhf misy tsy mety ataon'ilay zaza dia miteny aminay RAR izy hoe, nobedesiko fa izao no antony.
Sady ireo Rar-ko ireo izay falehany manao vacanaces dia tsy manam-bola hampiataina azy ireo, zareo aza any @ secours populaire maka kaly koa ampianta @ inona eo!
Fianarana ny zvt rht, mody anio ny rafozako fa asa na ho ao an-trano!
ny vadiko tsy natory alina fa toa mieritreritra angaha (sahiran-tsaina izy)!
Misaotra anareo e

40. ravonjison
(
29/07/2009 15:39)
Efa any @ \" phase\" hafa ilay fanambadianareo sy ilay olana misy eo aminareo. Tsy fotoana fitatatatana, firesahana , fampiakaram-peo na fandresen-dahatra intsony izao , fa fotoana fanapahan-kevitra. Noho izany :
Ny fanapahankevitra nataonao dia mety daholo, fa saingy ny fanatanterahana azy no somary alamino tsara :
1- hamaha olana mikasika ny zanakao vavy 7 taona
2- bevohoka, hiteraka
3- hisaraka
4- hanao formation
Betsaka loatra ilay olana vahanao ka tokony alefanao tsikelikely satria mety hisy \" effets psychiques \" aminao ilay izy.
Tsaratsara kokoa raha atrehanao aloha ireo olana roa voalohany ( zanaka vavy , ny zaza ao ankibo. Avy eo vao miatrika ny olana fahatelo sy fahaefatra ianao.
Ny zaza mantsy ( 7taona) dia mila, miandry ary manantena fa hikarakara azy ny reniny, noho izany tsy solution mihitsy ilay hoe apetraka any @ bebe-ny izy. Ianao mihitsy no ilain\' ilay zanakao. Ny zaza ao ankibo indray dia mila \" mila situation calme \" tanteraka \".
Noho izany ny ankizy aloha no jereo voalohany.