Inona ary oooooooooooooo

1. JOSIAH ( 28/07/2009 11:56)
Inona ary ny laoka tena tiany mamany Hantatiana indrindra o :?:
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:48
2. ndotofetsy ( 28/07/2009 12:57)
fantatro ooo anamany ny loaka tianay :-D :-D :-D :-D :-D
3. JOSIAH ( 28/07/2009 20:04)
Diso ooo tsy anamamy ka
4. Lejoba ( 28/07/2009 22:25)
poule
:lol:
5. artefy ( 29/07/2009 10:21)
poule lahy sa poule vavy? :-D :-D :-D

niampita rano hono ny gana lahy sy gana vavy dia tafita soa amantsara ilay gana lahy, ilay gana vavy kosa mbola tsy tody; ahoana ary hoy ilay ganalahy tamin'ilay gana vavy?
6. JOSIAH ( 29/07/2009 18:04)
hoy ilay gana hoe gaga gaga fa ilay mamany antatiana tsy poule fa akoho isiska anie gasy e hoy izy hoeNENY OO TIAKOHO :wink:
7. Papoose ( 29/07/2009 18:29)
:-D
8. rova30 ( 29/07/2009 23:10)
[quote=JOSIAH tsy poule fa akoho
[/quote]


:-D Gasy marina isika . :-D

9. artefy ( 30/07/2009 09:53)
hoy ilay gana lahy hoe "andrasako foana ianao chérie, andrasako foana ianao ooooo..."

inona ary no hiran'ny zanak'israely rehefa niampita ny ranomasina mena izy???
10. ari.malala ( 30/07/2009 09:53)
artefy:

poule lahy sa poule vavy? :-D :-D :-D



:-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. rova30 ( 30/07/2009 13:09)
artefy:

hoy ilay gana lahy hoe "andrasako foana ianao chérie, andrasako foana ianao ooooo..."

inona ary no hiran'ny zanak'israely rehefa niampita ny ranomasina mena izy???




...tsy henon'ny artefy tsara ilay hiran'ilay gana lahy!
Ny hiran' ny njila no nohirainy tamin'iny:

...Tsy ho sasatra miandry anao
Manantena anao aho
...miandry anao aho, miandry anao aho!

gana vavy: ...zaza tsy mahatokan-dalana o! ...oh oh oh!!!!!!!!!!


Ny zanak'israely no nihira voalohany itytamin'izay fotoana izay:

Jet ski o! jet ski
Hiara-mizotra isika ho any

Jet sky o! jet ski
Je me sent bien, comme je suis.

:P ...dia teo izany no nianombohan'ny surf voalohany indrindra!

Hawai , mbola taty aoriana vao naniry.

12. JOSIAH ( 30/07/2009 16:23)
inona daholo ireo zvt resahinareo reo e tsisy azoko mihitsy
8O
13. taxman ( 30/07/2009 17:12)
Fanga mo tsy ozîz le gana lahy oe miandrî miandry anao angamba diso ftôna iandrasamko andry iandrasako ety
14. Papoose ( 30/07/2009 17:46)
:-D :-D :-D :-D
15. miroi ( 31/07/2009 07:04)
ary le iran zanak israely tô tsis mamaly mits e.

za ato tena mapias coco mits f eeee!!!!!!!!
16. artefy ( 31/07/2009 10:04)
ity ilay hiran'ny zanak'israely e "tout au fond des océans..." na mety koa raha hoe "tout le monde mi-bouge mama e iaaaa"
17. rhina ( 07/09/2009 12:48)
JOSIAH:

inona daholo ireo zvt resahinareo reo e tsisy azoko mihitsy
8O



tena gaga mints JOSIAH aminareo rehetra
fa inona marina le laoka tian'i Maman'i Hantatiana e!!

hiii!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4918