congé angamba ...

1. xxx ( 28/07/2009 12:09)
tsy miasa angamba ny namana essera fa tsy hita mihintsy androany :lol:
novalian'i fijo ny 28/07/2009 22:44
2. pink ( 28/07/2009 12:13)
xxx:

tsy miasa angamba ny namana essera fa tsy hita mihintsy androany :lol:



Mety tafitohana ilay sujet malagasy BEPC izy dia naleony nipirina.
3. ndotofetsy ( 28/07/2009 13:02)
angaha i essera tsy manana bepc :^) :^) :^) :^) :^)
4. xxx ( 28/07/2009 13:21)
mba valio ry zalahy lé sujet bepc a! ny ahy aloha d zao é: ny fampandrosoana haigana ataony HAT @ zao transition zao d:
-ny fisamborana olona tsy aminy antony sy ny fanagadrana
-ny fanamboarana baomba sy fametrahana azy reny hamonoana ny légalista
-ny fidangany vidin'entana sy fampanantenana pôkaty
-ny lainga sy fitaka isan'andro atao @ vahoaka
-ny fanerena ny olona handoa hetra fa tsy misy hohaniny membre ny HAT
-ny famoretana ataony FIS
Ireo aloha no tena misongadina @ fampandrosoana ataony HAT( Hazo Amoron-Tevana)
sur aloha fa 100% ho afaka za ry zalahy a!!!
5. fijo ( 28/07/2009 22:44)
ny fanodinana avion hadin'ialahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1545