Zao anie reto no tsy azoko amin'ny TIM e!!!

1. xxx ( 28/07/2009 06:16)
efa niaraha mahita fa Ravalo, mpitatana orinasa iany no mety aminy. Fa ra mitondra firenena tsy zakany tsenany satria manjary heveriny fa hoe orinasany ny Madagasikarantsika de mpiasany daolo tsika. Sady manapatra fahefana angalàna fananan'olona!!!
Efa mba nomena chance 7taona moa izy d Aleo mba ho any tanora ndray e!!! tsy parfait TGV fa mba tsy afaka manao "colonisation économique" fotsiny alou izy...satria le teo aloa tena afaka ni contrôler tanteraka ny vidinjavatra reetra teto. Ze mety aminy iany!!!!
Sa tsy marina ary veuh zany o????!!
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:34
2. ravatorano ( 28/07/2009 06:39)
eny tokoa wa !
ary mino fa enao ra xxx fa tsy mpitantana orinasa toa an 'i ravalo ihany i andry rajoelina ! moa ve tamin' i ravalo vao niandoha teo amin'ny fanaovana politika tsy nanana fanatenana betsaka taminy avokoa ny ankamaroan'ny olona satria olom-baovao! tena ao amin'ny taonany tsara amin'ny fahamatorana ary koa sahy nifaninanan tamin'Ingahy Ratsiraka Didier izay isan'ny ngeza tokoa amin'ny mpanao politika eto Madagasikara !
mety ho samy mpitantanana orinasa samy manakarena nefa samy hafa fitovy fijery tokoa satria tsy ho ary hitovy saina avokoa ny olombelona koa enga anie mba ho izany !
fa izay eo ihany fa aleo izy hilatsaka dia ny mpifidy no tompon'ny teny farany e fa ny ankoatran'izay moblaz resaka ambony vavahady avokoa !
sa tsizany
3. xxx ( 28/07/2009 06:58)
mba omeo anay le profil an le ho candidat ahasolo an'i ra8 dia ho jerenay e
4. ari.malala ( 28/07/2009 07:04)
DJ, in kou re e.... hay misy tsara iany ka, nahazo trophée jeune entrepreneur t@ BNI kay :P d in kou? :roll: mahay miteny tompokolahy sy tompokovavy, d 34 taona d'efa mitondra d ... nanongampanjakana d mampanao politika ny ankiyz madinika d (jereo le dinika io ambany io...)
5. naritsimba ( 28/07/2009 07:24)
zà anti-Ra8 e! ary raha tonga eto iny dia hiverina handray basy indray ny tenako manokana. Manodiava azy ny ratsy nataony tamiko.
Hevitro manokana io ary tsy hitaomako olona na iza na iza.
6. ravatorano ( 28/07/2009 07:38)
naritsimba < ngah moa less lah manana basy kle ??? sa efa nisy nizara basy ho an lah indray tany ho any ! mampiteniteny foana mihitsy ty politika sy fankahalana olona ity an hihihihihi !
raha hiantso tody avokoa moa less ny olona rehetra voan 'ny nataon'ireo izay nitondra teto ireo tsy d ho asa fotsiny fa na ireto vao tonga ireto aza mety hanatsiny koa satria isika olombelona dia tsy manana ny fahamarinana tanteraka fa manana kilemana hatrany amin'ny fiainanana mandalo ity e !
mahereza ranary an !
7. xxx ( 28/07/2009 08:08)
naritsimba:

zà anti-Ra8 e! ary raha tonga eto iny dia hiverina handray basy indray ny tenako manokana. Manodiava azy ny ratsy nataony tamiko.
Hevitro manokana io ary tsy hitaomako olona na iza na iza.


ialahy mahia kely io ve lesy ry mpandevi-tay antsalaka miseho mpivavaka be ty de ahazaka basy an! vera sy tavohangy ihany no zakan'ialahy
:-D :-D :-D
8. xxx ( 28/07/2009 08:24)
ravato:
ary mino fa enao ra xxx fa tsy mpitantana orinasa toa an 'i ravalo ihany i andry rajoelina !


Tsy ra-xxx voalohany io aho fa ho valiako ity fa mahakamo ahy. Zavatra matetika mitranga eto ity.

i ravalo no resahina hoe: gadrainy izay tsy mitovy hevitra aminy, hangalariny ny tanin'olona, i gasikara ataony toy ny orinasa dia ny malagasy lasa mpiasany daholy, ny monopole etsy andaniny, sns....

Inona no vali-teniny azon-dra-xxx, i rajoelina. Maninona aloha raha resahina ny mikasika an-dravalo satria izay ilay loha-hevitra. Sa izay ilay hoe manaiky matoa tsy miteny???


9. naritsimba ( 28/07/2009 09:42)
Ravatorano> efa mba nahavita ny adidy ho an'ny tanindrazana ihany ny tena ka, tao @ zandary no niala e, dikan'izany afaka manao reserviste rehefa tonga ny fotoana.

xxx> hita ihany ny olona tsy sahy miseho masoandro rehefa miresaka, na mahay aza tsy lasa lavitra, tsy ambony tsy ambany toy ny lohalik'alika. Tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa toa an'ny dada(rabe osy) ihany, ka ny mamitaka no hainy.
hihihihihi
10. xxx ( 28/07/2009 11:54)
xxx:


Tsy ra-xxx voalohany io aho fa ho valiako ity fa mahakamo ahy. Zavatra matetika mitranga eto ity.

i ravalo no resahina hoe: gadrainy izay tsy mitovy hevitra aminy, hangalariny ny tanin'olona, i gasikara ataony toy ny orinasa dia ny malagasy lasa mpiasany daholy, ny monopole etsy andaniny, sns....

Inona no vali-teniny azon-dra-xxx, i rajoelina. Maninona aloha raha resahina ny mikasika an-dravalo satria izay ilay loha-hevitra. Sa izay ilay hoe manaiky matoa tsy miteny???





Ka tsy managadra kosa ary ve zao Razoelinina e ?


11. xxx ( 28/07/2009 13:07)
nenareo wa d fankahalana olona tsotra izao fotsiny, ary maninona ary @ zao fotoana zao tsy eo intsony ra8,no midangana b ny vidin'entana nefa nolazaina fa izy no nicontrole ny vidin'entana, lazaina fa no monopoliseny daholo ny zavatra rehetra, maninona @ zao no tsy misy na iray aza ka naka na nanangana orin'asa, rehefa dinihina d hita fa fankahalana sy fanenjehina fotsiny no betsaka, tsy eo intsony izy koa maninona no tsy hatao daholo ireny zavatra nanenjehina azy ireny!!
12. harybe ( 28/07/2009 15:48)
naritsimba:

Ravatorano> efa mba nahavita ny adidy ho an'ny tanindrazana ihany ny tena ka, tao @ zandary no niala e, dikan'izany afaka manao reserviste rehefa tonga ny fotoana.

xxx> hita ihany ny olona tsy sahy miseho masoandro rehefa miresaka, na mahay aza tsy lasa lavitra, tsy ambony tsy ambany toy ny lohalik'alika. Tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa toa an'ny dada(rabe osy) ihany, ka ny mamitaka no hainy.
hihihihihi


zay fa mihetsika indray ny tromban'i naritsimba!!
13. fijo ( 28/07/2009 22:50)
naritsimba an,fankahalana olona ve no hanimbana ny firenena???jereo ny BEPC teo???
14. ari.malala ( 29/07/2009 06:35)
harybe:

naritsimba:

Ravatorano> efa mba nahavita ny adidy ho an'ny tanindrazana ihany ny tena ka, tao @ zandary no niala e, dikan'izany afaka manao reserviste rehefa tonga ny fotoana.

xxx> hita ihany ny olona tsy sahy miseho masoandro rehefa miresaka, na mahay aza tsy lasa lavitra, tsy ambony tsy ambany toy ny lohalik'alika. Tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa toa an'ny dada(rabe osy) ihany, ka ny mamitaka no hainy.
hihihihihi


zay fa mihetsika indray ny tromban'i naritsimba!!



=)) =)) =)) =)) =))
15. hanjaris ( 29/07/2009 14:16)
Aza mora miakatra mou ny pro ravalo e!!!! mba dinidinika nge io e!!! :lol: :lol: :lol: Iza lay niteny hoe tsy miseho masoandro ra xxx, aleo ary fa hiseho za e!!!io za io!!!za no nanoratra an'ilay lohahevitra...
Fa ho an'ireo tsy mahataty adihevitra no anoratako eto!!!
Aza miady fa mifankatiava!!!hi hi hi :lol: :lol:
16. hanjaris ( 29/07/2009 14:24)
ravatorano:

eny tokoa wa !
ary mino fa enao ra xxx fa tsy mpitantana orinasa toa an 'i ravalo ihany i andry rajoelina ! moa ve tamin' i ravalo vao niandoha teo amin'ny fanaovana politika tsy nanana fanatenana betsaka taminy avokoa ny ankamaroan'ny olona satria olom-baovao! tena ao amin'ny taonany tsara amin'ny fahamatorana ary koa sahy nifaninanan tamin'Ingahy Ratsiraka Didier izay isan'ny ngeza tokoa amin'ny mpanao politika eto Madagasikara !
mety ho samy mpitantanana orinasa samy manakarena nefa samy hafa fitovy fijery tokoa satria tsy ho ary hitovy saina avokoa ny olombelona koa enga anie mba ho izany !
fa izay eo ihany fa aleo izy hilatsaka dia ny mpifidy no tompon'ny teny farany e fa ny ankoatran'izay moblaz resaka ambony vavahady avokoa !
sa tsizany

Ravatorano o!!!ny iray mpitatana orinasa momba ny secteur mi existe reetra eto madagasikara, ny faharoa resaka communication fotsiny!!! mbola mila hazavaiko eto ve ny mahasamihafa an'izany ra ny fiantraikany ara toekarena no jerena???? Mino fa azonao ngamba e?...

17. xxx ( 29/07/2009 14:39)
hanjaris:


Ravatorano o!!!ny iray mpitatana orinasa momba ny secteur mi existe reetra eto madagasikara, ny faharoa resaka communication fotsiny!!! mbola mila hazavaiko eto ve ny mahasamihafa an'izany ra ny fiantraikany ara toekarena no jerena???? Mino fa azonao ngamba e?...





1/ izao izy no communication fotsiny fa mazava ny tanjony fa namotika an-dRa8 fa haka ny secteurs rehetra, toy ny ranon-tsira io rahavako, plus ianao misotro plus te hisotro

2/ 4 volana izay, tsy mbola nahita zavatra tsara mba nataony aho ! Rien que des bétises, et bétises sur bétises ... Omeo arguments mba handresy lahatra ahy aho fa mba tena fitiava-tanindrazana ny azy
18. fijo ( 29/07/2009 20:10)
mba tanisao tokoa hoe izay zavatra mba nety vitann'y HAT?????
19. hanjaris ( 30/07/2009 05:22)
fijo:

mba tanisao tokoa hoe izay zavatra mba nety vitann'y HAT?????

Fijo a!!! vo firy mois kay zay??? sady zao kou no mbola tsy azon'ny olona, révolutionnaire iny zavatra niseho iny zany hoe managana rafitra vaovao alou no mahamaika. reefa manangana building tsra beuh enao de ny fototra alou no atao mafy tsara de mandeha ho azy ny asa avy eo sady mandroso vetivety....
zay fototra izay no anjaran'ny HAT fa ny manaraka an'ny 4ème république ndray!!! na ho Rajoelina no ao na tsia!!!
Azonareo anti TGV amzay ve???? fa tsy hoe tonga de hisy miracle akia eo a!!!!!
bonne journée

20. ari.malala ( 30/07/2009 07:29)
Hanjaris, eny e, vao fir mois, fa firy ny orinasa efa nikatona tao anatin'izay firy mois izay? Fototra in no ho mafy raha ny orinasa iankinan'ny aim-pirenena aza potika sy mikatona daolo? Aina firy no efa nafoy vokatr'ity krizy ity? izany noho ny nataon'i andrinareo iny iany... hatr@ fiaran'ny akizy avy aza atao kilalao... anasohasoany ny tenany hoe fampandrosoana, nefa ny zavabitan'ny teo aloha no tokanana, mandroso tokoa ny firenena, saingy mandroso midina any anaty hantsana lalin'ny fahantrana! Zao ndray ka baomba etsy, baomba eroa... d zany in no fandrosoana entin'ny fihorohoroana sy ny tahotra? na ny hivoaka ny trano aza tsy sahy intsony fa matahotra!! ahirato ny maso fa aza d jambena sy variana ftsn manasohaso an'i andry sy ny hagegeny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4794