Zao anie reto no tsy azoko amin'ny TIM e!!!

21. xxx ( 30/07/2009 08:05)
hanjaris >>> Mety hoe tsy nisy nandroso fa fohy loatra ilay fotoana saingy be loatra ilay nihemotra ka mampitahotra dieny mialoha !!! Mba fara faharatsiny nijananona teo @ ilay stade t@ Ra8 teo
22. hanjaris ( 30/07/2009 08:46)
ari.malala:

Hanjaris, eny e, vao fir mois, fa firy ny orinasa efa nikatona tao anatin'izay firy mois izay? Fototra in no ho mafy raha ny orinasa iankinan'ny aim-pirenena aza potika sy mikatona daolo? Aina firy no efa nafoy vokatr'ity krizy ity? izany noho ny nataon'i andrinareo iny iany... hatr@ fiaran'ny akizy avy aza atao kilalao... anasohasoany ny tenany hoe fampandrosoana, nefa ny zavabitan'ny teo aloha no tokanana, mandroso tokoa ny firenena, saingy mandroso midina any anaty hantsana lalin'ny fahantrana! Zao ndray ka baomba etsy, baomba eroa... d zany in no fandrosoana entin'ny fihorohoroana sy ny tahotra? na ny hivoaka ny trano aza tsy sahy intsony fa matahotra!! ahirato ny maso fa aza d jambena sy variana ftsn manasohaso an'i andry sy ny hagegeny e!

Fa ny tsy fantatrao na modianao tsy hita d zao!!! Nandritr'izay 7taona zay anie ka marobe ny orinasa nakatona direct na indirect satri concurrent r8 e!!!Ny sasany nanaovany amboletra de lasany e!!!Tsy afaka manapi maso amin'ireny ny vaoaka...amin'izao, marina fa tsy tonga lafatra TGV fa mba tsy mangalatra orinasa sy fananana noharian'ny olona taona maro, tsy manao monopole...za alou marihiko fa tsy fanatique an tGV fa mijery ny lafi ratsiny sy ny lafi tsarany d maiita fa izy azoazo kokoa no r8!!!
Bomba ndray tsy d haiko loatra na iza na iza.
23. hanjaris ( 30/07/2009 09:00)
xxx:

hanjaris >>> Mety hoe tsy nisy nandroso fa fohy loatra ilay fotoana saingy be loatra ilay nihemotra ka mampitahotra dieny mialoha !!! Mba fara faharatsiny nijananona teo @ ilay stade t@ Ra8 teo

Ka ra nijanona teo d mody mandroso ny indices écok fa izy irery no acteurs écok teo...d ny tinao zany d nijanona mandrakizay teo...Nefa ny vaoaka nisafidy hoe tsy maninona fa miemotra kely maka bahana alou...HITAO REEFA HITSAMBIKINA AVO BEUH AM BASIKETY NA OTRIZANY? Midina akely alou ny lohalikao vao tafasaoty ambony beuhhhh!!!!
:lol: :lol: :lol:
24. xxx ( 30/07/2009 09:12)
hanjaris:

Tsy nisy nijanona mandrakizay izany teo raha tsy nopotehin'ny TGV ny efa nitsangana e

Iza ity vaoaka lazainao ity ? Tsy izahay aloha e, tadidio hoe firy t@ malagasy eran'ny madagasikara no teo @ 13 mai

Mihemotra kely fa tsy mianjera @ tany fa tsy tafarina intsony , izao efa mandadilady mihintsy ka tsy hisy force hitsanganana intsony
25. hanjaris ( 30/07/2009 11:24)

Otran'ny mitady ho fantatro zany fomba firesakao zany!!!tsy haiko alou na diso za fa enao kou tsy mety miseho ko!!!
Tsy ny tao am 13 mai iany ange no leo andra8 e!!!! Zay ngah zao teny na in1 mandeha aza!!! Fa zay manohana amin ny fomba hafa!!!!!!!
Mbola averiko iany hoe tsisi miracle eo fa manangana bases alou zao!!!
26. xxx ( 30/07/2009 17:22)

Kely dia kely ny chances hahafantaranao ahy

Iza koa no leo an-dRa8 ka nanao ramasabomanga tany ho any fa tsy niseho masoandro ? Tsy misy fomba hafa afa-tsy ny fampijaliana ny malagasy hafa angaha nanesorana an-dRa8 ? Izao ny olona tsy an'asa, tsy misy hohanina ,, fadiranonvana ??? afa-tsy nareo HAT sy TGV angamba

Ka andrasana rahoviana ity base hono ? Matoa nandrava dia efa nanana hasolo azy, nefa izao toa sasatry ny manenjika an-dRa8 sy ny mpomba azy fa tsy hita izay vita . Tsy lazaina intsony ilay mijapy mitokana ny asan'olona tetsy sy teroa

Ny bétises moa dia aoka fotsiny . Ireny sujet BEPC ireny manangana base ny anaran'ireny sa manasa ati-doha sa fandeme-tsaina ????
27. fijo ( 30/07/2009 19:16)
rehefa hanangana dia atao tsara ny fototra???ie,ny fihaonambe izay tsy ahitana ny ankolafiny hafa ve no atao hoe fototra tsara??????

aza hadino fa efa fahotana natao taminn'y 1991 io miverina io.ary efa hay tsara ny fahalemeny.ka asanareo mahita fa mafy.

ary ity no tena mampiomehy ahy,ianareo nanontany ny ankizy mpanao BEPC hoe tanisao izay zavatra vitan'i HAT,nefa eto mpanohana HAT 100000000/100 tsy mahita havaly??????
28. hanjaris ( 31/07/2009 05:37)

[/quote]

tsy haiko na efa zatra miresaka aminy olona fanatique beuh an'ny HAT enao na tena mankahala fotsiny tsotra zao fa za alou tsy anisan'ny fanatique e!!! Za tsy miteny hoe messie Rajoelina (ohatran'ny notenendr8 tami fotoan'androny) fa ra lanjalanjaina ny tsara sy ny ratsy d aleonay TGV.
Fa nahoana mou ny oul no terenao ho eny am 13mai vo hanohana TGV!!! f'anga enao mande eny ankorondrano isan'andro??????? F'anga ny mpanao politika no iza no amoizako ny rehetrako na manohana ny heviny aza za???Zay le lazaiko hoe tsy fanatisme no tokony itondrana azy fa enao nefa otran'ny tena efa fanatique be andr8 ka tsy maita ny zavadratsy reetra nataony sa v naazo tombotsoa manokana tamin ny fitondrany d tsy te hahalala ny hafa mijaly?????
Ny fahatran'ny vahoaka ndray efa ela zany fa tsy vaovao...Efa tamin(ny 50 lasa no efa nahatra ny vaoaka ary tamin fidirandr8 teo amin'ny fitondrana no tena CRIZY lehibe indrindra naitana mangidy bainina a!!!
De aza mora miakatra ouà refa mano dinika!!!! Zany an!!!!

;-) ;-) ;-)
29. hanjaris ( 31/07/2009 05:51)
fijo:

rehefa hanangana dia atao tsara ny fototra???ie,ny fihaonambe izay tsy ahitana ny ankolafiny hafa ve no atao hoe fototra tsara??????

aza hadino fa efa fahotana natao taminn'y 1991 io miverina io.ary efa hay tsara ny fahalemeny.ka asanareo mahita fa mafy.

ary ity no tena mampiomehy ahy,ianareo nanontany ny ankizy mpanao BEPC hoe tanisao izay zavatra vitan'i HAT,nefa eto mpanohana HAT 100000000/100 tsy mahita havaly??????

Za alou tsy anisan'ny hAT fa manohana ny heviny za satria hitako fa tsaratsara kokoa ny azy noho ny TIM...hono hoà, vo efabolana zay efa mba miezaka manangana ny rafitra tokony ho atsangana itondrana ny 4ème république i TGV. Fa ty r8nareo???! Tao anatin'ny 7taona, inn no tsara? d ny mba lazainareo d hoe ny lalana sy ny tanana: zay foana! Fa ny tsy takatry ny sainareo d hoe ankabeazany lalana vita teto ngeh ka marché an'ny ALMA e!!! vola tokony iditra am caisse d'Etat d anaovana lalana mba anodinana antsokosoko ny vola!!! D ouz ny gasy koely hoe milay be ny lalana tena tia tanindrazana r8...Ny tanana tsra tarehy fa ny oul tao anatiny tsy misakafo, inn no dikany???? zesta hangatahambola eran'ny UE sy ny tariny v??? d hoe mandroso hono ny firenena satria tsara tarehy!!!nefa ny vaoaka tao efa tsy nisy hohanina tsony. D inn kou no mba vitany???Hay, tia tanindrazana beuh kou izy fa nalainy daolo ny tanimpanjakana, ary ndraindray aza tanin'olona d nananganany MAGRO sy fambolena ho an'ny TIKO!!! Araky ilay fitenenana hoe "TIKO" i Madagascar e!!! D mbola misy mpanohana iany!!!Ra mba ny caisse d'Eta fotsiny anie no loharandr8 mba azo leferina kely iany na efa tsy rariny aza e!! Fa ity izy d mangalatra ny fanana'ny hafa, fananana nohariana mandritrany taona maro d anaovana taratasy midina fotsiny d hoe anazy hono!!!!.....sns...tsy ho voatanisako eto ny SOA nataondra8.
Fa ny hamaliako amin'ilay hoe inn no vitan'ny HAT d hoy aho hoe afaka fito taona isika mampitaha ny zava misy amin'izao sy ny fito taona teo alou!!! amzay mba équitable tsra ny jugement fa tsy mitongilana. RDV dans 7ans!!!
Satria ra hiteny ny mety ho vokatsoa avy HAT za na dia mety ho kely fotsiny aza dia hotoherinareo fa aleo ny zava bita no ifampitsarana....
Bonne journée njy!!
30. xxx ( 31/07/2009 10:58)

Samy manana ny fijeriny fa tsy hitako hatreto izay mba entin'ity TGV

Nahavita sa tsy nahavita e ? Ianao milaza fa mbola mametraka base nefa dia zaza tsy manan-tsiny 13 taona no efa TERENA hilaza ny zava-bitan'ny HAT hono :?:

Ataovy ny fifidianana ka raha tian'ny vahoaka tokoa izy dia omena azy ny 7 taona hijerena izay vitany

Atsaharo koa ny fampihorohoroana ny madinika satria nareo manam-basy, lazao fa ny TIM koa izao ireny miaramila manendaka harivariva eny Analakely ireny

Raha tsy nanongam-panjakana Rajoelina dia mbola mba nisy menaka nadio teto, mbola azo novidiana ny sakafo ...

31. hanjaris ( 31/07/2009 13:46)

Fa iza no niteny hoe mpanendaka eny analakely ny ny tIM D lazao fa HAT daolo ny mpanendaka ary e!!!
sady tsy resaka mpanendaka re tompoko no resahina eto ee!!! Zavatra hafa mintsy.
32. fijo ( 31/07/2009 20:34)
izay nanao azy tsy hainay ,fa aminay aloha vita ny niha tsara ny tanana.
izao inona no fihatsarana nisy???????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1384